I-log Mada22

Call Directions Website Contact the business

I-log Mada22 +1k d'utilisateurs 🔥🔥🔥
5 modules ⚡⚡⚡
Monoposte ou multiposte 💻💻💻
Facture sur imprimante ticket ou A5🖨️🖨️🖨️
I-com 🎇🎇🎇🎇

𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 👀Resadresaka nifanaovana tamin'i I-com izay logiciel de gestion commerciale iray miasa sy monina eto M...
17/11/2025

𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 👀

Resadresaka nifanaovana tamin'i I-com izay logiciel de gestion commerciale iray miasa sy monina eto Madagasikara 😁🇲🇬

1️⃣𝕹𝖞 𝖒𝖆𝖒𝖕𝖎𝖆𝖘𝖆 #𝖑𝖔𝖌𝖎𝖈𝖎𝖊𝖑 𝖛𝖊 𝖙𝖘𝖆𝖗𝖆/𝖗𝖆𝖙𝖘𝖞 𝖗𝖆𝖍𝖆 𝖍𝖎𝖙𝖆𝖓𝖙𝖆𝖓𝖆𝖓𝖆 𝖙𝖘𝖊𝖓𝖆?..

2️⃣𝕸𝖆𝖒𝖔𝖆𝖐𝖆 𝖓𝖞 𝖊𝖙𝖆𝖙 𝖉𝖊 𝖘𝖙𝖔𝖈𝖐 𝖛𝖊 𝖎𝖆𝖓𝖆𝖔 ?
🔹Eny tompoko😃! Mamoaka ny état de Stock aho (Valeur de stock, stock en rupture, ny entana mandeha be/tsy mandeha mihintsy, stock disponible)

3️⃣𝕸𝖆𝖓𝖆𝖍𝖔𝖆𝖓𝖆 𝖓𝖞 𝖋𝖆𝖓𝖆𝖗𝖆𝖍𝖆𝖓𝖆𝖔 𝖓𝖞 𝖈𝖔𝖒𝖕𝖙𝖊 𝖈𝖑𝖎𝖊𝖓𝖙/𝖋𝖔𝖚𝖗𝖓𝖎𝖘𝖘𝖊𝖚𝖗 ?
🔹Efa vitan'ireo mpamorona ahy @ antsakany sy ny andavany ny gestion compte client/fournisseur (date d'échéance, historique de payement,...)

4️⃣𝕸𝖆𝖓𝖆𝖍𝖔𝖆𝖓𝖆 𝖓𝖞 𝖋𝖔𝖒𝖇𝖆 𝖍𝖎𝖌𝖊𝖗𝖊𝖓𝖆𝖔 𝖓𝖞 𝖉é𝖈𝖆𝖎𝖘𝖘𝖊𝖒𝖊𝖓𝖙?
🔹Ny vola rehetra mivoaka dia tantaniko avokoa. Matokisa ianao ahy fa tsika tsy mandrimbina kely izany😁 (salaire, dépense courante, charge fixe)

5️⃣𝕹𝖞 90% 𝖓𝖞 𝖋𝖔𝖙𝖔𝖆𝖓𝖆 𝖍𝖆𝖒𝖕𝖎𝖆𝖘𝖆𝖓𝖆 𝖆𝖓𝖆𝖔 𝖉𝖎𝖆 𝖆𝖔 @ 𝖒𝖔𝖉𝖚𝖑𝖊 𝖛𝖊𝖓𝖙𝖊...𝖓𝖔𝖍𝖔 𝖎𝖟𝖆𝖓𝖞, 𝖊𝖋𝖆 𝖒𝖎𝖘𝖞 𝖘𝖙𝖗𝖆𝖙é𝖌𝖎𝖊 𝖒𝖆𝖙𝖎𝖍𝖆𝖓𝖎𝖓𝖆 𝖛𝖊 𝖎𝖆𝖓𝖆𝖔 𝖍𝖆𝖓𝖆𝖋𝖆𝖎𝖓𝖌𝖆𝖓𝖆𝖓𝖆 𝖓𝖞 𝖗𝖊𝖘𝖆𝖐𝖆 𝖛𝖊𝖓𝖙𝖊?
🔹Efa mipetrapetraka be ny fomba hikajiko ny vente ary 5 fois plus rapide raha oharina @ logiciel hafa 😉 (Vente cash/crédit, vente en attente, facture proforma,vente sur Android,...)

6️⃣𝕹𝖞 𝖒𝖕𝖎𝖙𝖆𝖓𝖙𝖆𝖓𝖆 𝖓𝖆 𝖓𝖞 𝖆𝖉𝖒𝖎𝖓 𝖉𝖎𝖆 𝖙𝖔𝖐𝖔𝖓𝖞 𝖒𝖆𝖓𝖆𝖓𝖆 𝖋𝖆𝖍𝖊𝖋𝖆𝖓𝖆 𝖆𝖍𝖎𝖙𝖆 𝖓𝖞 𝖘𝖎𝖙𝖚𝖆𝖙𝖎𝖔𝖓 𝖆𝖓'𝖎𝖑𝖆𝖞 𝖙𝖘𝖊𝖓𝖆 𝖆𝖓𝖆𝖙𝖞 𝖎𝖓𝖉𝖗𝖆𝖞 𝖒𝖎𝖕𝖎𝖒𝖆𝖘𝖔. 𝕸𝖎𝖘𝖞 𝖆𝖓'𝖎𝖟𝖆𝖞 𝖛𝖊 𝖆𝖔 𝖆𝖓𝖆𝖙𝖎𝖓𝖆𝖔 ?
🔹Manontany basy @ anglisy ianao😁 Io ary ny tena mampiavaka antsika ah (Résultat,vu global,suivi, traçage)

7️⃣𝕸𝖇𝖆 𝖔𝖍𝖆𝖙𝖗𝖞 𝖓𝖞 𝖆𝖍𝖔𝖆𝖓𝖆 𝖆𝖛𝖞 𝖓𝖞 𝖔𝖑𝖔𝖓𝖆 𝖊𝖋𝖆 𝖒𝖆𝖒𝖕𝖎𝖆𝖘𝖆 𝖆𝖓𝖆𝖔? 𝕽𝖆𝖍𝖆 𝖒𝖎𝖘𝖞 𝖛𝖆𝖔 𝖍𝖆𝖓𝖔𝖒𝖇𝖔𝖐𝖆 𝖍𝖆𝖒𝖕𝖎𝖆𝖘𝖆 𝖆𝖓𝖆𝖔 𝖎𝖟𝖆𝖔 𝖛𝖊 𝖉𝖎𝖆 𝖆𝖟𝖔 𝖆𝖓𝖙𝖔𝖐𝖆 𝖊𝖋𝖆 𝖙𝖘𝖞 𝖎𝖟𝖞 𝖎𝖓𝖙𝖘𝖔𝖓𝖞 𝖓𝖔 𝖈𝖔𝖗𝖇𝖊𝖎𝖑𝖑𝖊 ?🗑️
🔹Efa feno antsika ny tanana ah🇲🇬
Ny hitanisa point de vente +1,5k eto kosa aloha tsy mety e😁. Fa aleo mba omena ohatra vitsivitsy ianao hakanao tsirony 😋
Grossiste TsaraVidy Antalaha, Grossiste Santos Mananjary, Grossiste ppn Fianarantsoa +5, Grossiste ppn Moramanga+3, Grossiste ppn Ihosy+2, grossiste quincaillerie Anosibe +20, Ns distribution Andoharanofotsy, quincaillerie Lov-Elec Alakamisy, quincaillerie Mizarasoa Ampitatafika,Kapakapa Madagascar, Sekinah boutique, quincaillerie Mahefa Tsi/didy, grossiste ppn Arivonimamo +3, provenderie Fenosoa Mahitsy, grossiste produit locaux SALEMA Anosibe, grossiste produit locaux Sab Nam....

🔹Tsy hoe adino ny namaly ny fanontaniana voalohany fa mila hita aloha ny valin'ireo fanontaniana sasany vao afaka mamaly izany
𝑻𝑺𝑨𝑹𝑨 𝑵𝒀 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑳𝑶𝑮𝑰𝑪𝑰𝑬𝑳 𝑹𝑨𝑯𝑨 𝑰-𝑪𝑶𝑴 𝑵𝑶 𝑨𝑵𝑨𝑹𝑨𝑵𝒀🔥, 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒐𝒕𝒓𝒂𝒏'𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒂𝒏𝒌𝒂𝒎𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂 🤫

"𝑹𝑨𝑯𝑨 𝑴𝑰𝑺𝒀 𝑳𝑶𝑮𝑰𝑪𝑰𝑬𝑳 𝑴𝑨𝑯𝑨𝑽𝑰𝑻𝑨 𝑵𝒀 𝑽𝑰𝑻𝑨𝑲𝑶 𝑨𝑵𝒀 𝑲𝑨 𝑴𝑶𝑹𝑨 𝑲𝑶𝑲𝑶𝑨 𝑵𝒀 𝑽𝑰𝑫𝑰𝑵𝒀 𝑫𝑰𝑨 𝑯𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑨𝑰𝑴𝑨𝑰𝑴𝑷𝑶𝑨𝑵𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑨𝑯𝑶"👏🤝
✍️𝑰-𝒄𝒐𝒎

Infoline:
📞 0348865222
WhatsApp +261380693716
📧 [email protected]
👉Message privé



⚡⚡⚡⚡🔥🔥🔥🔥 ⚡⚡⚡⚡🚨🚨TSY LOGICIEL NO AMIDINAY FA FAHOMBIAZANA EO @ FITANTANANARY  ,  ,  ,  ,  , ...aty ary ny maso fa ity ny f...
07/05/2025

⚡⚡⚡⚡🔥🔥🔥🔥 ⚡⚡⚡⚡
🚨🚨
TSY LOGICIEL NO AMIDINAY FA FAHOMBIAZANA EO @ FITANTANANA

RY , , , , , ...aty ary ny maso fa ity ny fanalahidy👀🔑🔥
Jereo ato ary ireo olana tsy mampahita tory anao andro aman'alina io e 🥵🥵🥵:
♨️ Misy écart foana ny stocks théorique sy ny stock physique 🥵
♨️ Sahirana be ny manao calcul marge rehefa manova prix d'achat sy/na prix de vente 😭
♨️ Tratrin'ny rupture de stocks foana 💔
♨️ Tsy araka intsony ny mouvement de compte sy ny échéance compte clients 💸
♨️ Tsy réglé ara-potoana ny compte fournisseurs 🤕
♨️ Tsisy trace ny dépense 😏
♨️ Mandeha anjambany ilay tsena satria tsy misy fomba hijerena ny résultats 🤐
♨️ Faillite tsikelikely satria manque foana isanandro kanefa tsy fantatra hoe iza no responsable mahatonga ilay manque 💸💔😭🥵
♨️ Efa nijery logiciel ihany fa:
👎 lafo loatra no mbola misy vola mivoaka isam-bolana (abonnement)
👎 tsy mahavaha ireo olana etsy ambony akory ilay logiciel
👎 tsy ampy expérience ilay technicien nanao ilay logiciel
👎 tsy vita avy eto antoerana ilay logiciel ka raha misy olana kely dia tsy voavaha ara-potoana ilay olana
👎Tsy afaka manao personnalisation ilay mpivarotra ilay logiciel 🥴

ATY AMINAY TOMPOKO NY VAHAOLANA 100%

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA EFA NAHITANAY VAHAOLANA ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

IZAHAY DIA SAHY MANAO DEFI MIHINTSY HOE:
"RAHA MAHITA LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'IO IANAO KA MORA NOHO NY PRIX OMENAY NY PRIX LAZAINY ANY! TONGA DIA AVERINAY NY VOLANAO !" 🤝
Ao @ commentaires ny:
✅ Mombamomba ilay logiciel
✅ Lisitry ny ampahany @ ireo point de vente sy orinasa AMAN'ARIVONY efa niara niasa taminay 😱😱😱 "+1K d'utilisateurs" 😎😎😎
👍 Clients récents
✅ Témoignage client satisfait ❤️❤️❤️

Info line :
📩 [email protected]
📞 034 88 652 22
WhatsApp +261 38 06 937 16
message privé

🔴 MANANA TSENA IANAO DIA VERY VOLA?➡️ Ireto olana ireto no matetika mitranga aminao/- Perte an-tapitrisany isan-taona re...
23/11/2024

🔴 MANANA TSENA IANAO DIA VERY VOLA?
➡️ Ireto olana ireto no matetika mitranga aminao/

- Perte an-tapitrisany isan-taona rehefa atambatambatra
- Very entana noho ny tsy fanaovana inventaire sy tsy fisian'ny fanaraha-maso
- Miady amin'ny mpiasa, clients sy fournisseurs amin'ny compte tsy milamina
- Facture soratana an-tanana = tsy profesionaly mints ehhh 😫😫😫
- Tsy fantatra ny tena résultat net, mande an-jambany
- Excel tsotra no nezahina nampiasaina..

✅ VAHAOLANA: LOGICIEL I-COM!
💪 INONA NY MAHA SAMIHAFA AZY?

- Mora ampiasaina faran'zay zokiny - Manome formation anao izahay.
- Personnalisable araka ny filanao
- Manara-penitra, profesionaly ary mahavita ny asa rehetra ankotran'ny mibata entana 😂
- Ary mora beeee anefa!!!

🏆🏆 Tsena ngeza be efa 600 mahery no mampiasa azy manerana ny Nosy 🏆🏆

⭐⭐ FANAMBY OMENAY - Raha mahita logiciel mora anefa mahavita ny vitan'ny i-COM ianao, averinay 100% ny volanao! Kozy ⭐⭐

🔥 Aza miandry! Antsoy IZAO IZAO, hiova ny fiainanao!

📞 0348865222
WhatsApp: +261380693716
📩 [email protected]

👉 Tsidio ny pejinay https://bit.ly/i-logMada

Mba jereo kely anie aty e!👀1️⃣ TAFIAKATRA ANTAPITRISANY FOANA NY PERTE ISAN-TAONA REHEFA ATAMBATRA 🥶 ....VERY VOLA💸💸💸2️⃣...
08/07/2024

Mba jereo kely anie aty e!👀

1️⃣ TAFIAKATRA ANTAPITRISANY FOANA NY PERTE ISAN-TAONA REHEFA ATAMBATRA 🥶 ....VERY VOLA💸💸💸
2️⃣ VERY ENTANA FOANA SATRIA TSY MANAO INVENTAIRE 🥶... VERY VOLA 💸💸💸
3️⃣ TRATRIN'NY RUPTURE DE STOCKS FOANA KA TSY TAMANA NY CLIENTS🥶...VERY VOLA 💸💸💸
4️⃣ MIADY AMIN'NY CLIENTS SY FOURNISSEURS FOANA AMIN'NY COMPTE TSY MILAMINA NA IHANY KOA NY RESAKA ÉCHÉANCE 🥶...VERY VOLA 💸💸💸
5️⃣ BETSAKA IREO ARTICLE PÉRIMÉ KA VOATERY ARINA FOTSINY🥶...VERY VOLA 💸💸💸
6️⃣ MBOLA ILAY FACTURE SORATANA AN-TANANA FOANA NO AMPIASAINA AO ANTSENA 🥶...NILAOZAN'NY TOETR'ANDRO KA TSY MAHATAMANA CLIENTS=VERY VOLA 💸💸💸
7️⃣ MBOLA TSY HITA FOANA NY RÉSULTATS NET 🥶...MANDEHA ANJAMBANY TOIN'NY JAMBA MANDEHA AMIN'NY ALINA=VOLA VERY 💸💸💸
8️⃣ MBOLA AKANDRINA FOANA NY FANDOAVANA KARAMAN'NY MPIASA NA FANOMEZANA AVANCE, HOFANTSENA, JIRAMA,...🥶...METY MISY MANDRAY IN-2 NA AVANCE TSY TADIDY KA MITERAKA FATY ANTOKA...VERY VOLA 💸💸💸
9️⃣ MBOLA ILAY EXCEL KELY ATO FOANA NO AMPIASAINA NA DIA EFA FANTATRA ARY HOE TSY MAHAFAPO NY FAMPIASANA AZY🥶... REHEFA EO AMIN'NY FOTOANA ILANA AZY IZY NO MANDISO KAONTY...VERY VOLA 💸💸💸
🔟 MITADY LOGICIEL MAHAVITA MAMAHA IREO OLANA REHETRA IREO HATRAMIN'IZAO FA TSY MBOLA MAHITA ! NA MISY IHANY FA LAFO LOATRA KA TSY TAKATRA!🥶...METY EFA NANJIFA LOGICIEL IHANY KOA ANEFA FA TSY MAHAFAPO...VOLA VERY 💸💸💸

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA REHETRA IREO DIA ANDAO HIARA-HIASA AMINAY ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

Hey, andrasana ho faillite ve ilay tsena vao hiroso @ fampiasana ilay logiciel de gestion commerciale i-com ianao?🙄🙄
Manao ny olona ! Efa milamina ny olona ! Efa hanangana ny tsena fan-telony ny olona nefa ny mitantana ilay tsena ray ary ity manahirana anao !😵😵😵
Tsy izy no mahay mitantana indrindra fa mampiasa logiciel tena efficace izy!

RAHA MISY LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'NY LOGICIEL I-COM HITANAO ANY KA MORA NOHON'NY PRIX 🤑 OMENAY NY PRIX ANY DIA AVERINAY IRAY MANONTOLO NY VOLANAO!😃😃😃

📞 0348865222
WhatsApp +261380693716
📩 [email protected]

⚡⚡⚡⚡LOGICIEL I-COMMBOLA MISY TSENA TSY MAMPIASA LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE I-COM IHANY VE NEFA EFA 2025 ?🥵🥵🥵Izao mi...
04/04/2024

⚡⚡⚡⚡LOGICIEL I-COM

MBOLA MISY TSENA TSY MAMPIASA LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE I-COM IHANY VE NEFA EFA 2025 ?🥵🥵🥵

Izao mihintsy vao nahita ity publication ity ve? Sa kosa mbola nisalasala?🥺🥺
Hey! Fa rovina ihany ? 🙄
Tsy tazatazana izahay fa mbola namaly ny fangarahin'ireo mpitantana tsena😍😍
Efa mihoatran'ny 750 ny tsena efa I-COMisé😁😁 amin'izao 2️⃣⚫2️⃣5️⃣ izao😃😃

Aty jerena 👁️👁️ ry:
🚨🚨GROSSISTE PPN, QUINCAILLERIE, PRODUITS LOCAUX, PRODUITS COSMÉTIQUES, ...Fa ity ny fanalahidy🔑

♨️ Misy écart foana ny stocks théorique sy ny stock physique 🥵
♨️ Sahirana be ny manao calcul marge rehefa manova prix d'achat sy/na prix de vente 😭
♨️ Tratrin'ny rupture de stocks foana 💔
♨️ Tsy araka intsony ny mouvement de compte sy ny échéance compte clients 💸
♨️ Tsy réglé ara-potoana ny compte fournisseurs 🤕
♨️ Mandeha ho azy ny dépenses fa tsisy traçage 😏
♨️ Mandeha anjambany ilay tsena satria tsy misy fomba hijerena ny résultats 🤐
♨️ Faillite tsikelikely satria manque foana isanandro kanefa tsy fantatra hoe iza no responsable mahatonga ilay manque 💸💔😭🥵
♨️ Efa nijery logiciel ihany fa:
👎 lafo loatra no mbola misy vola mivoaka isam-bolana (abonnement)
👎 tsy mahavaha ireo olana etsy ambony akory ilay logiciel
👎 tsy ampy expérience ilay technicien nanao ilay logiciel
👎 tsy vita avy eto antoerana ilay logiciel ka raha misy olana kely dia tsy voavaha ara-potoana ilay olana

Izahay dia mi-developé logiciel efa rodé miodina any amin'ny client any. Ireo olana rehetra eo ambony dia efa hita daholo ary efa voavaha anatin'ny logiciel anay daholo😘☺️🥰.

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA EFA NAHITANAY VAHAOLANA ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

Aroso anao ny logiciel "I-com" izay hanaovanay défi mihintsy hoe :
"RAHA MAHITA LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'IO IANAO KA MORA NOHO NY PRIX OMENAY NY PRIX LAZAINY ANY! TONGA DIA AVERINAY NY VOLANAO !" 🤝
Ao @ commentaires ny:
✅ Mombamomba ilay logiciel
✅ Lisitry ny ampahany @ ireo point de vente sy orinasa efa niara niasa taminay
👍 Clients récents 😉
✅ Témoignage client satisfait ❤️❤️❤️

Info line :
📩 [email protected]
📞 034 88 652 22
WhatsApp +261 38 06 937 16
message privé

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-log Mada22 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to I-log Mada22:

Shortcuts

Share