Malabary zazakely

Malabary zazakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malabary zazakely, Wholesale & Supply Store, Faravohitra, Antananarivo.
(1)

Malabary zazakely - Entreprise textile ; Confection et vente des articles de circoncision typiquement Malagasy πŸ‡²πŸ‡¬
Abonnez la page et soutenons les" Vita Malagasy "
"ARAHABA RIRININA E"

βœ… DISPONIBLE FOANA NY ENSEMBLE DIDIMPOITRA πŸ˜πŸ‘Œ QualitΓ© au top Γ  mini-PrixπŸ’₯ Ensemble Duo ( 2 piΓ¨ces) : 20.000 ar seulement...
19/05/2026

βœ… DISPONIBLE FOANA NY ENSEMBLE DIDIMPOITRA 😍
πŸ‘Œ QualitΓ© au top Γ  mini-Prix
πŸ’₯ Ensemble Duo ( 2 piΓ¨ces) : 20.000 ar seulement
πŸ’₯ Ensemble Trio ( 3 piΓ¨ces) : 30.000 ar seulement
🏍️ Livraison rapide à partir de 3000 ar

πŸ’₯ IZAY COMMANDE MALABARY DIDIMPOITRA ANDROANY DIA AFAKA LIVRER-NA RAHAMPITSO DAHOLO NA FIRY NA FIRY OO 😍 βœ… Tissu en coto...
07/05/2026

πŸ’₯ IZAY COMMANDE MALABARY DIDIMPOITRA ANDROANY DIA AFAKA LIVRER-NA RAHAMPITSO DAHOLO NA FIRY NA FIRY OO 😍
βœ… Tissu en coton finette mafana tsara
βœ… Prix ensemble Duo : 20.000 ar
βœ… Prix ensemble Trio : 30.000 ar
❗ MP pour plus d'informations

Mahafatifaty be daholo ireto motif Malabary didipoitra ireto ahn πŸ˜βœ…...βœ… Coton finette 100% foana ny tissu ampiasaina βœ… 2...
05/05/2026

Mahafatifaty be daholo ireto motif Malabary didipoitra ireto ahn πŸ˜βœ…...
βœ… Coton finette 100% foana ny tissu ampiasaina
βœ… 2 Γ  3 ans et demi
❗ Commande 1 jr mialoha foana
πŸ“ž Afaka miantso avy hatrany : 0349779564

MALABARY DIDIMPOITRA / CIRCONCISION eto @ Malabary zazakely 😍... Indreto indray izahay ooo, 6 taona sahady izao Dia Mbol...
14/04/2026

MALABARY DIDIMPOITRA / CIRCONCISION eto @ Malabary zazakely 😍... Indreto indray izahay ooo, 6 taona sahady izao Dia Mbola eto foana manohana ny didimpoitra Malagasy .
πŸ’₯ Ensemble Malabary DUO ( Malabary ambony + Pataloha ) : 20.000 ar
πŸ’₯ Ensemble Malabary TRIO ( Malabary ambony + Pataloha + Peignoir) : 30.000 ar
❌ Zazakely hatr@ 3 taona sy tapany
❌ Iray andro mialoha ny fandraisana commande
πŸ“ž Afaka miantso avy hatrany ny 0349779564 ianao na mandefa hafatra miafina
Mirary soa ❀️

[LANCEMENT OFFICIEL – SAISON DE CIRCONCISION 2026]La saison tant attendue est enfin lΓ  !Nous avons le plaisir d’annoncer...
11/04/2026

[LANCEMENT OFFICIEL – SAISON DE CIRCONCISION 2026]

La saison tant attendue est enfin lΓ  !

Nous avons le plaisir d’annoncer le lancement officiel de la saison de circoncision 2026 , les modΓ¨les disponibles seront bientΓ΄t publiΓ©s sur la page.

βœ¨πŸ‘Ά Tapitra ny saison Malabary Zazakely! πŸ‘Άβœ¨Tsy misy fisaorana ampy hanehoana ny hafaliana sy hafanam-ponay noho ny fahato...
22/08/2025

βœ¨πŸ‘Ά Tapitra ny saison Malabary Zazakely! πŸ‘Άβœ¨

Tsy misy fisaorana ampy hanehoana ny hafaliana sy hafanam-ponay noho ny fahatokisana nasehonareo nandritra ity saison ity πŸ’•πŸ™.

🌸 Misaotra betsaka anareo rehetra nanohana sy nifidy anay.

πŸ‘‰ Mandrapihaona @ erin-taona indray

Ny Ekipa Malabary zazakely

πŸ“’ Kely sisa Dia iafarana ny saison fa aza tara ooo! Vidio dieny izao Raha Mbola ho ela2 ny fotoana  πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬MALABARY DIDIMPO...
02/08/2025

πŸ“’ Kely sisa Dia iafarana ny saison fa aza tara ooo! Vidio dieny izao Raha Mbola ho ela2 ny fotoana πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

MALABARY DIDIMPOITRA / CIRCONCISION TRADITIONNELLE 😍

πŸ’₯ Ensemble Malabary DUO ( Malabary ambony + Pataloha ) : 20.000 ar
πŸ’₯ Ensemble Malabary TRIO ( Malabary ambony + Pataloha + Peignoir)
❌ Zazakely hatr@ 3 taona sy tapany
❌ Iray andro mialoha ny fandraisana commande
πŸ“ž Afaka miantso avy hatrany ny 0349779564 ianao na mandefa hafatra miafina
Mirary soa ❀️

πŸ“’ Aza tara Ary fa ireto indray no motif Disponible... Mamaramparana ny saison isika izao ooo πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬MALABARY DIDIMPOITRA / ...
31/07/2025

πŸ“’ Aza tara Ary fa ireto indray no motif Disponible... Mamaramparana ny saison isika izao ooo πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

MALABARY DIDIMPOITRA / CIRCONCISION TRADITIONNELLE 😍

πŸ’₯ Ensemble Malabary DUO ( Malabary ambony + Pataloha ) : 20.000 ar
πŸ’₯ Ensemble Malabary TRIO ( Malabary ambony + Pataloha + Peignoir)
❌ Zazakely hatr@ 3 taona sy tapany
❌ Iray andro mialoha ny fandraisana commande
πŸ“ž Afaka miantso avy hatrany ny 0349779564 ianao na mandefa hafatra miafina
Mirary soa ❀️

ARAHABA RIRININA... tsetsetse anie oaa Sady mafana tsara mihintsy eee ❀️ Mandray commande foana ny izahay  😍 πŸ‡²πŸ‡¬ J-1  ny ...
07/07/2025

ARAHABA RIRININA... tsetsetse anie oaa Sady mafana tsara mihintsy eee ❀️
Mandray commande foana ny izahay 😍
πŸ‡²πŸ‡¬ J-1 ny commande ensemble
βœ… Ensemble Duo: 20.000 ar
βœ… Ensemble Trio : 28.000 ar
βœ… Haut Malabary : 10.000 ar
❌ Afaka Asiana goaka na tsia ny pataloha ❌
πŸ’₯ MP avy hatrany na contact 0349779564 ho an'izay maimaika
Bonne semaine daholo indray ooo πŸ₯°

" ARAHABA RIRININA" πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’Efa ao anatiny tanteraka isika izao ... Aza tara Ary ooo, 1 Andro mialoha ny "commande" ❌ VIDINY ...
29/06/2025

" ARAHABA RIRININA" πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’
Efa ao anatiny tanteraka isika izao ... Aza tara Ary ooo, 1 Andro mialoha ny "commande"
❌ VIDINY TENA MIRARY HATRANY ❌
πŸ’₯ Haut Malabary : 10.000 ar
πŸ’₯ Ensemble Duo ( Malabary+ pataloha) : 20.000 ar
πŸ’₯ Ensemble Trio ( Malabary + pataloha + peignoir) : 28.000 ar
βœ… Ny tissu coton Finette mafana tsara
πŸ›΅ Livraison Tana /. Province
πŸ“žContact Rapide : 034.97.795.64

Iza daholo Ilay nanontany hoe aiza no ahitana anay ? 🎊? 😍 Vente expo eny Antaninarenina Sady misy promotion be ❌ 9000 ar...
23/06/2025

Iza daholo Ilay nanontany hoe aiza no ahitana anay ? 🎊? 😍
Vente expo eny Antaninarenina Sady misy promotion be
❌ 9000 ar monja ny haut Malabary❌ .... Eny Antaninarenina ihany io ahn 😍 πŸ‡²πŸ‡¬
βœ… Afaka miantso ny 0349779564 foana Raha tsy hitanareo ny toerana rehefa eny ianareo

Address

Faravohitra
Antananarivo
101

Telephone

+261337685470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malabary zazakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share