19/02/2023
Raha hikarakara opération cake ♪ na mila ho an'ny fety sy goûté ♫ dia izahay mandray commande cake ♥ ☺ afaka atao tsotra afaka atao au chocolat ☼
> cake GM = 5000ar
> cake PM = 3000ar
Tsara tsiro sady efa maro no afapo, midira mp fa afaka mandray izay commande mifanaraka amin'ny besoin anareo izahay, raha hoe mbola fonosina dia asiana noeud ☺
‼ Afaka manao livraison, afaka manantona anay ihany koa