Tsara Kalitao.02

Tsara Kalitao.02 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Kalitao.02, Auction house, Antananarivo.

Tongasoa eto amin'ny pejy ❤️🧡💚

Raha anao commande dia manasa anao andefa message avy hatrany na antsoy ☎️ 038 32 131 90

Lieu : Antaninanarivo / mandefa any amin'ny faritra samihafa tompoko 😊

Bonjour 🥰 Midira message daholo izay mitady ity fa tonga ny arrivage Tsy ary tadidiko fa maro be ianareo no niandry Mp m...
12/05/2026

Bonjour 🥰
Midira message daholo izay mitady ity fa tonga ny arrivage

Tsy ary tadidiko fa maro be ianareo no niandry Mp manao commande ❤️

Andramo aloha izay tsy mbola nampiasa fa tena tsara maro ny retour amin'io 🥰🥰

Arrivage 🥰 SÉRUM CENTELLA-mampifandanja ny taha ny menaka be loatra amin'ny hoditra-manakatona masokoditra sy ny kilodok...
22/03/2026

Arrivage 🥰 SÉRUM CENTELLA

-mampifandanja ny taha ny menaka be loatra amin'ny hoditra
-manakatona masokoditra sy ny kilodoka
-mampitony ny tarehy mena sy mamaivay
-manala mony
-manadio tanteraka ny tarehy

Capacité 100ml be izao
Efficace ••• 100% naturel

Prix : 15.000 ariary monja
Contact : 0383213190

SÉRUM CENTELLA-mampifandanja ny taha ny menaka amin'ny hoditra-manakatona masokoditra -mampitony ny tarehy mena sy mamai...
17/03/2026

SÉRUM CENTELLA

-mampifandanja ny taha ny menaka amin'ny hoditra
-manakatona masokoditra
-mampitony ny tarehy mena sy mamaivay
-manala mony
-manadio tanteraka ny tarehy

Capacité 100ml
Efficace/ 100% naturel

Contact : 0383213190

Ho antsika manana olana eo amin'ny volo indray ary ampiasao ny " SÉRUM ORIGINAL" 🔥-mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo b...
14/11/2025

Ho antsika manana olana eo amin'ny volo indray ary ampiasao ny " SÉRUM ORIGINAL" 🔥

-mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo be loatra
-manokatra ny follecule mba hampitsiry ny volo (ny solasola )
-manamafy ny fototry ny volo
-manatsotra sy manamandina ny volo
-manala angadrano
-manamainty sy mampangirana natoraly

Miantoka ny hatsaran'ny kalitao ny volo‼️ Ho matevina ,tsotra,mangirana ary salama

Vita amin'ny akora voajanahary/ tena haingam-piasa be.

Prix : 15.000 ariary izy androany (30ml)
Contact : 038 32 131 90

Vaseline PURE ORIGINAL ✓Azo atao amin'ny vatana,tarehy,volo,tanana , tongotra ✓afaka afangaro amin'ny akora samihafa ana...
06/11/2025

Vaseline PURE ORIGINAL

✓Azo atao amin'ny vatana,tarehy,volo,tanana , tongotra
✓afaka afangaro amin'ny akora samihafa anaovana soin

‼️3 pièces ihany no disponible
Prix : 22.000 ariary izay haka azy
250ml ilay lehibe indrindra

Numéro + lieux avy hatrany na miantso
038 32 131 90

Efa natao daholo izao rehetra fa tsy nahitana vokatra ??Andramo ity fa tsy mandiso fanantenana anao.Crème ANTI -VERGETUR...
19/09/2025

Efa natao daholo izao rehetra fa tsy nahitana vokatra ??
Andramo ity fa tsy mandiso fanantenana anao.

Crème ANTI -VERGETURES rapide ❣️ efficace 100%
Authentique avec code barre Made in Thaïlande 💥
Vita amin'ny: -collagène
-huile d'argant
-beure de karité

✓manampy anao anala tanteraka ny tsatsakaotra amin'ny vatana : fe,nono,dodosy,sns
✓manala ireo karazana holatra rehetra (anti -cicatrice)
✓mahasalama sy mamono ireo sela maty
✓manafotsy ireo faritra mainty amin'ny vatana : elekelape,kiho,elika sns ...

••••voka-tsoa : HODITRA SALAMA sy MADIO

Prix : 20.000 ariary monja 125 G be
Manao livraison/ mandefa any amin'ny faritra.
Contact : 038 32 131 90

Efa tonga ny "Mask faciale GOLD" Soin pratique et rapide / vao mampiasa dia mahita vokatra 🥰•manala point noir ,tasy nav...
19/06/2025

Efa tonga ny "Mask faciale GOLD"
Soin pratique et rapide / vao mampiasa dia mahita vokatra 🥰

•manala point noir ,tasy navelan'ny mony
•manidy maso-koditra
•manadio tanteraka ny hoditra

Prix= 12.000 ariary monja / 100g
Manao livraison, mandefa faritra.
Contact ☎️ 038 32 131 90

Andao ikarakara vatana!! Anatsara bika !!Cream slimming 💥-manala tavy amin'ny kibo, andilana,fe,sandry,sns... -afaka ata...
04/05/2025

Andao ikarakara vatana!! Anatsara bika !!

Cream slimming 💥
-manala tavy amin'ny kibo, andilana,fe,sandry,sns...
-afaka atao amin'ny vatana rehetra na ny faritra tiana ahena ihany
-manala roroha ilay mitarozaka amin'ny kibo
-mampifintina avy hatrany ary tsy mamela kentrona izay nialan'ny tavy teo
-manalefaka indray ny hoditrao
-mety amin'ny lahy sy vavy

Efficace 100% tsy misy effet secondaire ❌
PRIX= 15.000 ariary
Livraison Antaninanarivo,mandefa any amin'ny faritra.
Contact ☎️ 038 32 131 90

"HUILE essentielle d'escargots"-manala haingana ireo tsatsakoatra amin'ny vatana (vergeture)-manafoana ireo olatra efa e...
23/04/2024

"HUILE essentielle d'escargots"

-manala haingana ireo tsatsakoatra amin'ny vatana (vergeture)
-manafoana ireo olatra efa ela (cicatrice)
-manasitrana malaky ny fery sady tsy mamela trace intsony vao mampiasa azy ity
-manala hoditra maty

3 andro mampiasa dia mahita vokatra ianao
Tsy misy effet secondaire
Azo antoka,100 % huile d'escargots
Mety be ho an'ny vehivavy bevoka,avy niteraka na nididy (chirurgie)

Livraison Antaninanarivo,mandefa any amin'ny faritra ihany koa.
Contact 038 32 131 90

GOBELET AVEC PIPETTEPrix = 25.000 ariary 6 pièces be izao -Pastika mafy sy matevina tsara-Mihaja be atao amin'ny anniver...
30/01/2024

GOBELET AVEC PIPETTE
Prix = 25.000 ariary 6 pièces be izao

-Pastika mafy sy matevina tsara
-Mihaja be atao amin'ny anniversaire, mariage, baptême sns ...
-Mampazoto misotrosotro
-Asiana jus,ronono, yaourt

Capacité 350 ml
3 couleurs disponibles : marron, bleu,rose
Araraoty fa tsara kalitao amin'ny vidiny mora be.

Livraison Antaninanarivo,mandefa any amin'ny faritra samihafa.
Contact 038 32 131 90

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Kalitao.02 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category