TANA Golden SHOP

TANA Golden SHOP Malagasy mifanampy,,๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘antoky ny Fahombiazana ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

28/01/2026

Tena we tsisy fepetra azony fanjakana raisina amin'ireto zavatra mamofady bediabe ireto,

vaovao farany,somary mampalaelo ihany
26/01/2026

vaovao farany,somary mampalaelo ihany

15/01/2026

Tena jereo aloa ty ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ URGENT ๐Ÿ’ช

๐Ÿ”ดโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก'๐—œ  #๐—š๐—ข๐—ง๐—›๐—Ÿ๐—œ๐—˜๐—• ๐—ง๐—ข๐—ก๐—ข๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ  #๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”Mitondra ny lohateny hoe "Ny valizin'ny Filoha" ity...
13/01/2026

๐Ÿ”ดโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก'๐—œ #๐—š๐—ข๐—ง๐—›๐—Ÿ๐—œ๐—˜๐—• ๐—ง๐—ข๐—ก๐—ข๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ #๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”
Mitondra ny lohateny hoe "Ny valizin'ny Filoha" ity tononkalo izay nosoratan'i Randriamasinoro Gothlieb Herinaivo ity, izay mikasika ny fisavana ny entan'ny Filoha Kol. teny Ivato.

Nosavain'ilay pรดlisy
Ny valizin'ny Filoha
Mila maka dizinefo
Ka dia rafitra tokoa
Ny akanjo tao rehetra
Dia navoakany avokoa
Tena ataony t@ fo
Miasa tsara i 'ndrematoa

Dia nihomehy ny rehetra
Vaky hehy avokoa
Sady samy te hahita
Bakiraron'ny filoha.
Lay akama moa nisava
Dia mikaroka tokoa
Nivanitika hatr@ i
Andriamatoa Filoha.

Dia nandalo teo imasony
Palitaon'i Kรดlรดnely
Ranomanitra, kiraro
Ary nisy sasรฉ kely
Fa mba inona ary ity?
Nanontany i Ndrematoa
Hay rehefa novahana
Kalisaonina ankiroa.

Dia nalazalaza be
Fa voasava ny filoha
Fa mba nanahoana rรฉ
Ny valizin-dRamatoa?
Afaka nihidy ve
Sa voasava ihany koa ?

Fa taloha manko tsy azo
Raha ny tantarain'ny tary.
Fa nihinana gagazo.
Izay sahy naka sary.
Naka sary pika roa
Ny valizin'ny Filou.

Gottlibre.

Indrana

13/01/2026

Antananarivo,fiainana dangodango,,samia mitanisa,mamaky coms,ary tongava saina,,

09/01/2026

Rahoviana ary Russie vao tapakevitra hanafay ireto amerikanina ireto ,๐Ÿ‘ˆ

30/12/2025

any anaty bara raha tena itady olona milaza ny marina,any am- piangonana kosa ny mpiatsaravelatsy

๐Ÿ“ Tafalatsaka 500Ar ny kilaon'ny vary any Fenoarivobe sy Tsiroanomandidy.Ny mampalaelo dia ny mpibizina no maazo tombony...
26/12/2025

๐Ÿ“ Tafalatsaka 500Ar ny kilaon'ny vary any Fenoarivobe sy Tsiroanomandidy.

Ny mampalaelo dia ny mpibizina no maazo tombony be lotra fa ny tantsaha sy ny mpihinana tena vo mafy avokoa,

โ™ป๏ธ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ž๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ก๐—ถ๐˜‡๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ  ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—ฆ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ, ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—ก๐—ถ๐˜‡๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ ๐—ถ ๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ...
26/12/2025

โ™ป๏ธ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ž๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ก๐—ถ๐˜‡๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—ฆ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ, ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—ก๐—ถ๐˜‡๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ ๐—ถ ๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ.

๐Ÿ”ทNilaza i Donald Trump omaly alakamisy fa notifirin'ny tafika amerikanina ny fanjakana Sokoto, ao amin'ny Faritra Avaratra andrefan'i Nizeria. Mpikambana amina vondrona "ร‰tat Islamique" maro no voalaza fa maty tamin'izany. Efa nisy moa ny fampitandremana nataon'ity Filoha amerikanina ity talohan'izao fanafihana nataon'izy ireo izao, ary nilaza izy fa mbola hitohy izany raha mbola misy ny famonoana Kristianina ao Nizeria.

19/12/2025

DINIHO FA MISY MARINA IHANY ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ

Ny ora fandalovan train urbain
19/12/2025

Ny ora fandalovan train urbain

Betsaka sahady no manadino azy,nefa tsisy 2 volana zay no naha tsy teo azy,,mba niasa ihany,,,aiza daholo le nilahatra v...
19/12/2025

Betsaka sahady no manadino azy,nefa tsisy 2 volana zay no naha tsy teo azy,,mba niasa ihany,,,aiza daholo le nilahatra vary mora,tsinjo...sns ๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„

Address

Tanjombato
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TANA Golden SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TANA Golden SHOP:

Share