Petits Trésors Mdg

Petits Trésors Mdg 🌿 Vous méritez le meilleur, chaque jour.
🌸 Parce que vous êtes un trésor.

⚠️ Back in stock : Les accessoires C HROME HEARTS sont de nouveau là! ✨LUNETTES CHROME HEARTS• black classy• transparent...
08/06/2026

⚠️ Back in stock : Les accessoires C HROME HEARTS sont de nouveau là! ✨

LUNETTES CHROME HEARTS
• black classy
• transparent chic
• détails gold, silver grv clean ✨
🍒 30 000 ar la paire

BOUCLES D'OREILLES C HROME HEARTS
🍒 5 000 ar la paire

COLLIER C HROME HEARTS
🍒 13 000 ar

Les stylés vont comprendre 😊

💌 DM pour commander

🌿 Mahaiza mankasitraka ...Na mbola tsy tonga aza izay irinao,efa fitahiana lehibe ny aina, hery ary fotoana vaovao hoent...
26/05/2026

🌿 Mahaiza mankasitraka ...
Na mbola tsy tonga aza izay irinao,
efa fitahiana lehibe ny aina, hery ary fotoana vaovao hoentinao anombohana indray.

🌿 POV : tu mets CES lunettes et ton outfit devient 10x plus stylé 😁Les accessoires C HROME HEARTS tendance du moment vie...
16/05/2026

🌿 POV : tu mets CES lunettes et ton outfit devient 10x plus stylé 😁

Les accessoires C HROME HEARTS tendance du moment viennent d’arriver chez nous ✨

LUNETTES C HROME HEARTS
• black classy
• transparent chic
• détails gold, silver grv clean ✨
🍒 30 000 ar la paire

BOUCLES D'OREILLES C HROME HEARTS
🍒 10 000 ar la paire

COLLIER C HROME HEARTS
🍒 20 000 ar la paire

Les stylés vont comprendre 😊

💌 DM pour commander

🌿 Gros pull importé 🍒 Article neuf, en maille Qualité 👌matevina tsara Disponible de suite en blanc et rougePrix: 65 000 ...
12/05/2026

🌿 Gros pull importé 🍒

Article neuf, en maille

Qualité 👌matevina tsara

Disponible de suite en blanc et rouge

Prix: 65 000 ariary

✨ Haut rayé chic “Old Money” ✨Craquez pour ce magnifique haut rayé noir & beige 🤍🖤Tena classe kely ✨✔️ Maille fine, conf...
12/05/2026

✨ Haut rayé chic “Old Money” ✨

Craquez pour ce magnifique haut rayé noir & beige 🤍🖤
Tena classe kely ✨

✔️ Maille fine, confortable
✔️ Coupe élégante féminine
✔️ Finition soignée
✔️ Style “old money” chic & intemporel

Parfait avec pantalon noir, jean ou jupe 🖤

Prix: 35 000 ariary

Dispo en S - M - L

📩 MP pour commander 💌

💖 Les filles 😍Zava-dehibe loatra ny fikarakaranao ny tenanao, manampy ny fahatokisan-tena izany ✨Ho fanomezan- danja an'...
07/05/2026

💖 Les filles 😍

Zava-dehibe loatra ny fikarakaranao ny tenanao, manampy ny fahatokisan-tena izany ✨
Ho fanomezan- danja an'izany dia namorona espace vaovao izahay :

🌿 Glow & Care Mada 🌿
👉 Page natokana ho an’ny
skin & haircare authentiques avy any Europe, ezahina ho abordables💆‍♀️💖

Ao no hahitanao :
✨ produits de beauté
✨ conseils
✨ nouveautés
✨ fikarakarana tena

💫 Koa aza misalasala manaraka ny page :
👉 Glow&Care Mada

Satria ny fikarakarana tena koa…
dia isan’ireo Petits Trésors manome lanja ny fiainana 🤍

https://www.facebook.com/share/1E8AE64z53/

🌿 Rehefa mikarakara tena ianao, tonga hoazy ny fahatokisan-tena ❤️🌿Aza adino fa mendrika izany ianao!
07/05/2026

🌿 Rehefa mikarakara tena ianao, tonga hoazy ny fahatokisan-tena ❤️🌿

Aza adino fa mendrika izany ianao!

🌿 Fenoy fahazotoana, ataovy ambony ny herintsaina...Mety ity volana vaovao ity no hahita ny fiovan'ny tantaranao 🌸
04/05/2026

🌿 Fenoy fahazotoana, ataovy ambony ny herintsaina...
Mety ity volana vaovao ity no hahita ny fiovan'ny tantaranao 🌸

🌿 Disponibles indray ireto chaussettes invisibles tena tianareo ireto 🥳Le détail invisible qui change tout 💖Fini les pie...
01/05/2026

🌿 Disponibles indray ireto chaussettes invisibles tena tianareo ireto 🥳

Le détail invisible qui change tout 💖

Fini les pieds qui glissent et l’inconfort en fin de journée 👣
Adoptez ces chaussettes invisibles ultra confort :

✔️ Ne glissent pas
✔️ Coussinet doux intégré
✔️ Discrètes & élégantes
✔️ Parfaites avec talons, mocassins ou ballerines

💝 Lot de 4 couleurs : noir, chair, blanc, gris
💰 20 000 Ar le lot de 04 paires

📩 Commandez en MP
🚚 Livraison possible

13 200 MERCI 💛Misaotra anareo 13 200 miaraka aminay!🌿 Ho an’ireo followers vaovao, fanamarihana kely 😊Ankoatry ny fizarà...
29/04/2026

13 200 MERCI 💛

Misaotra anareo 13 200 miaraka aminay!

🌿 Ho an’ireo followers vaovao, fanamarihana kely 😊
Ankoatry ny fizaràna teny mahasoa, Petits Trésors dia pejy fivarotana : manolotra accessoires, enta-madinika voafantina ary idées cadeaux tsara sy mora ho anao 💖

🍒 Eny, mbola hisy foana ireo teny tsara sy fizaràna mamy mampiavaka ny pejy satria tsapanay loatra fa ilaina ny fifampizaràna. Tsy voatery vidiam-bola fa teny kely iray indraindray dia mety manova ny tontolo andro e 🥰

Fa ny asanay voalohany dia ny mampahafantatra sy mivarotra zavatra tsara ho anao.

🛍️ Koa raha mitady cadeau, accessoires, na zavatra kely mampifaly ianao, jereo ny publications.
💌 Raha misy mahaliana anao, manorata message.

✨ Raha tianao ny pejy, tohano amin’ny partage sy invitation ✅

Petits Trésors grandit… ary mbola betsaka ny zavatra ho avy!
Mankasitraka anao hatrany, ary manasa anao hanjifa 💖

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340815197

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petits Trésors Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Petits Trésors Mdg:

Share