Ti Tsara

Ti Tsara TI TSARA fourni des prestations d'impression de qualité et offre une large gamme de produits personnalisables 100% Vita Malagasy

05/06/2026

Identité visuelle pour événements

Invitation, menu, noms de table, ...
Location Tête de cortège
Location divers supports

Aza misalasala fa vonona hanome ny tsara indrindra ho anareo hatrany izahay

Iza daholo no tia loko maitso? 😍Mandray commande foana izahay fa aza misalasala a 😊
03/06/2026

Iza daholo no tia loko maitso? 😍
Mandray commande foana izahay fa aza misalasala a 😊

"Fa fantatro fa velona ny mpanavotra ahy .." 🥰
06/04/2026

"Fa fantatro fa velona ny mpanavotra ahy .." 🥰

Honneur aux femmes d’exception 😊Belle Journée du 8 mars.
08/03/2026

Honneur aux femmes d’exception 😊
Belle Journée du 8 mars.

Iza avy no hanao salon du mariage nefa mbola tsy manana carte de visite, flyers, sns ?  Mbola tsy tara raha izao ianareo...
17/02/2026

Iza avy no hanao salon du mariage nefa mbola tsy manana carte de visite, flyers, sns ?
Mbola tsy tara raha izao ianareo no manao commande a! ... Sady ataonay gratuit ny livraison 😊

Mirary taona vaovao mahomby, feno soa sy fahasambarana ✨️
01/01/2026

Mirary taona vaovao mahomby, feno soa sy fahasambarana ✨️

Tsy hainay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa sy mpiara-miasa rehetra tamin'ny fahatokisana napetrakareo taminay hatrizay s...
30/12/2025

Tsy hainay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa sy mpiara-miasa rehetra tamin'ny fahatokisana napetrakareo taminay hatrizay sy nandritra ity taona 2025 ity.

Misaotra satria raha tsy teo ianareo dia tsy teo intsony ihany koa izahay.
Noho izany dia miezaka izahay ny hanome ny tsara indrindra kokoa hatrany 🌿

Mirary faran'ny taona feno hafaliana, fahasambarana ✨️

Hameno ny fontsika aniei ny fiadanana sy ny fifaliana avy amin'ny Jesosy 🥰Mirary fety sambatra 🎄
25/12/2025

Hameno ny fontsika aniei ny fiadanana sy ny fifaliana avy amin'ny Jesosy 🥰
Mirary fety sambatra 🎄

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:15 - 19:45
Tuesday 07:15 - 19:45
Wednesday 07:15 - 19:45
Thursday 07:15 - 19:45
Friday 07:15 - 19:45
Saturday 08:15 - 17:45

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ti Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ti Tsara:

Shortcuts

Share

Category