03/05/2025
🌱Ravina GOAVY TSINAHY(psidium guajava) sy Ravina APONGABENDANITRA(punica granatum) 🌱
Ireo no afangaro dia:
-manampy ny loto sy poizina
-manatsara ny fiasan'ny "Aty" sy ny "Voa"
-mampijanona aretin-kibo sy fivalanana
-fanafody vavony tena tsara
-mampitombo hery fiarovana
▶️Ny Fomba Fanaovana azy:
🎗️Maka ianao ravina 5 apongabendanitra, ravina 5 ihany koa goavy tsinahy dia tanehina 1litatra mandritra ny 10 minitra🎗️
👉Atao rano fisotro ary ampiharina mandrapasitrana👈
🚫Fampitandremana: *fadiana ny zava-pisotro misy gazy rehefa misotro azy ity ;
*ny vehivavy bevohoka na mampinono, sy ny olona mihinana fanafody maharitra dia tsara raha manatona mpitsabo alohan'ny anaovana azy🚫
🙏Mirary soa antsika jiaby🙏
Page: Gasy