Mivarotra vato, fasika, brique

Mivarotra vato, fasika, brique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mivarotra vato, fasika, brique, Vending machine sales & service, Tana, Antananarivo.

Salama e !Izahay dia manao livraison briqueKoa aza misalasala ary miantso tompokoNy brique nay dia brique avy ety ambotr...
15/04/2025

Salama e !
Izahay dia manao livraison brique
Koa aza misalasala ary miantso tompoko
Ny brique nay dia brique avy ety ambotrimanjaka
Maro karazany ireo lokona brique nay tohiny :volom-bary, brique fotsy,
Mivarotra brique fatao koa izahay na ilay oe brique sada
Tel :0344527642 /0383356598

Salama e !Izahay dia manao livraisonMaellons, pavé, caillase,Gravillons, gravenette,Pierre plat, vatoboda,Fasika, sns......
15/04/2025

Salama e !
Izahay dia manao livraison
Maellons, pavé, caillase,
Gravillons, gravenette,
Pierre plat, vatoboda,
Fasika, sns...
Tel :0344527642 /0383356598
Misaotra tompoko

14/04/2025

Salama daoly 😊😊izahay dia mivarotra fasidrano ko aza misalasala miantso avy hatrany ra misy azo anampiana tompoko,,Izahay dia efa manana camion afaka manao ny livraison 😁😁
Tompony mivantana tompoko
Contact :0344527642 /0383356598

05/04/2025

Salama daoly o😊😊
Izay eto dia afaka manampy construction de bâtiments aa😁😁
Izay dia mivarotra fasika, gravillons, maellons, pavé, pierre plat, Izahay iany ko dia mivarotra briky avy ety ambotrimanjaka ko a azamisalasala ary miantso tompoko ra misy mahalina na azo anampina antsika construction

13/02/2025

Manao location voiture camionnette beigne mazaka tonnage hatr@ 6.5 tonnes ko aza misalasa miantso tompoko😇😇

13/02/2025

Izahay eto iany koa dia manana camionnette beigne avec 6.5 tonnes afaka manao location eto tana nefa afaka mande faritra iany ko aza misalasala tompoko miantso 0383356598

13/02/2025

Izahay iany ko dia mivarotra maellons, gravillons, pavé, vatoboda, sns...
Ko aza misalasa miantso tompoka ra misy azo anampiana😊😊
0383356598

13/02/2025

Izahay dia mivarotra fasidrano sy fasimbato ka aza misalasa miantso ra misy azo anampiana tompoko 😊😊

03/12/2024

Somary sahirana kely reto tato ato zay fa ra misy maha liana antsika mahakasika ny prix gravillons, maellons, gravenette, pavé, fasika (fasindrano sy fasimbato), briques , sns de aza misalasa miantso fa afaka manome izay rht hialaina momba ny trano izahay😇😇
Afaka miantso mivantana laharana ity laharana ity :0344527642

Salama daoly ndray tsika oo 🤗🤗Izahay iany ko dia mivarotra briky ka aza misalasala ary miantso tompokoNB:ka noho izany a...
16/09/2024

Salama daoly ndray tsika oo 🤗🤗
Izahay iany ko dia mivarotra briky ka aza misalasala ary miantso tompoko
NB:ka noho izany ary aza misalasala miantso anay fa tside miconnecte firy de lasa miantona fotsiny ao le mp anareo fa afaka tonga de miantso laharana ity 0344527642

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mivarotra vato, fasika, brique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share