Grâce Ouni

Grâce Ouni Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grâce Ouni, Wholesale & Supply Store, Anosizato Est à côté SOCOMA, Antananarivo.

Tout pour bien vivre :
- Aménagement intérieur : 𝐜𝐚𝐫𝐫𝐞𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐞𝐭 𝐬𝐚𝐧𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞
- Équipement cuisine : 𝐮𝐬𝐭𝐞𝐧𝐬𝐢𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐪𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭é
- Mode : 𝐯ê𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐡𝐚𝐮𝐭𝐞 𝐠𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐞𝐭 𝐚𝐜𝐜𝐞𝐬𝐬𝐨𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐫𝐪𝐮𝐞𝐬

Miasa amin'izay androany sao misy tamana matory maraina ao ooh.Nanakory, feno 25K ve isika 😁Eo aloha jejojejo kely mande...
15/05/2026

Miasa amin'izay androany sao misy tamana matory maraina ao ooh.
Nanakory, feno 25K ve isika 😁

Eo aloha jejojejo kely mandefa commande amin'ireto an, spécial mural daholo : 20x30cm / 30x45cm

🛒 Magasin
👉 Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62

14/05/2026

Mitohy hatrany ARRIVAGE CARREAUX antsika ooh😍😍

Aza tara aza tara fa mandalo ireto an🥰

Contact : 034 18 136 25 / 034 76 660 62
Anosizato Est à côté SOCOMA

Fanaon'ny rehetra ilay hoe "eto aloha mijery modèle" dia avy eo tonga manatona ety amin'ny 🛒 Magasin   🛒 mijery azy miva...
13/05/2026

Fanaon'ny rehetra ilay hoe "eto aloha mijery modèle" dia avy eo tonga manatona ety amin'ny 🛒 Magasin 🛒 mijery azy mivantana.

Ie, mora kokoa ny safidy amin'izay satria tena maro be ireo choix azo atao 😁 na sol io na mural. Atomboy dieny izao ary ny fijerena ny sary, manana hatramin'ny rahampitso maraina isika hijerena azy 🔔👏

👉 Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62

Mipetraha tsara kosa eh 😁
12/05/2026

Mipetraha tsara kosa eh 😁

𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗛𝗢𝗠𝗘𝗡𝗔𝗬 𝗔𝗭𝗬⁉️ 'NDAO HILALAO DIA HITANTSIKA EO SA AHOANA⁉️😃Lasa ary : 🔥 Antsoy ato ny Namana marobe hiantsena  😅 🔥...
12/05/2026

𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗛𝗢𝗠𝗘𝗡𝗔𝗬 𝗔𝗭𝗬⁉️
'NDAO HILALAO DIA HITANTSIKA EO SA AHOANA⁉️😃

Lasa ary :
🔥 Antsoy ato ny Namana marobe hiantsena 😅
🔥 Araho ny jepy, dia inviter-o koa namana hanaraka 😊
🔥 Partager-o am groupe ny publications 5 tianao ato 🥰

☑️ ATAOTSIKA TIRAGE REHEFA FENO 25 K ISIKA 🥰

Goooo....🔥

Hehehe 🥰 Tsisy hoe kimôsimôsy fa mangitsy a 😂 Iza koa no mankafy azy hoatranay 🥰 ?À la mode 🔥
11/05/2026

Hehehe 🥰 Tsisy hoe kimôsimôsy fa mangitsy a 😂
Iza koa no mankafy azy hoatranay 🥰 ?
À la mode 🔥

Coucou daholo 😍Cadeau be ho anareo, hisantarana ity herinandro vaovao be ity. indray ireto. Aza misalasala maka soson-ke...
11/05/2026

Coucou daholo 😍

Cadeau be ho anareo, hisantarana ity herinandro vaovao be ity. indray ireto.
Aza misalasala maka soson-kevitra ao amin'ny Mp na koa manatona mivantana ny :
🛒 Magasin
👉 Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62

09/05/2026

JP cadeau tao anaty LIVE,
Niantso namana nijery LIVE...Miditra MP daholo svp 🙏
Mankasitraka antsika rehetra foana 💛🥰
Bon weekend 😙

09/05/2026

ARARAOTY IZAY MBOLA HIVAROTRA 🥰
Misy tena mooora be Androany 🔥

09/05/2026

PRIX IMPOSSIBLE ‼️ 😁
DESTOCKAGE TSY MIVERINA INTSONY AN 🙏
Ensemble gilet, sac, robe, sandales, palazzo, ...
À partir 8.000 ar 🔥

09/05/2026

PRIX MORA ‼️ DESTOCKAGE 💯
MANJA BEEE NY ARRIVAGE 🥰

ENSEMBLE EN MAILLE (JUPE/PANT)
ROBE BABYDOLE, ROBE GRANDE TAILLE
ENSEMBLE TAILLEUR,
ENSEMBLE SHORT
ENSEMBLE GILET
SAC, SANDALES, BOOTS ,..

(IMPORTÉ, LOCAL)

BON SHOPPING MESDAMES 🥰

Address

Anosizato Est à Côté SOCOMA
Antananarivo
101

Telephone

+261341813625

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grâce Ouni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Grâce Ouni:

Share