06/11/2025
Formation boost et offres d'emploi
Créer votre entreprise en partant de zéro !!!!
"Tsy izay mahay no mpampianatra fa izay mahay mampianatra".
Efa nianatra tany an-kafa ianao! Tsy nahafampoa anao izany na koa vao hianatra? .
Mandray anao izahay. Mpampianatra efa manana traikefa no mandray anao! Misy suivie après formation !!!!
👉Travaille en ligne personnalisée.
👉Formation vente en ligne et revendeur en ligne .
👉Gestion de votre business (revenus passif et actif)
👉Lancé votre projet en ligne.
👉Sécurisation compte (tsy afaka piratena intsony ny compte).
👉Tutoriels.
👉boost gratuit (tsy midépense intsony rehefa manao boost).
👉Mianatra ny "technique de vente" mba hahazoana clients betsaka( vente)
👉Fomba fisarihana "client" , (Ciblage avancé +technique de marketing)
👉Fianarana sy fifehezana ny "règles publicitaires "an'ny Facebook hisoroana ny "boost indisponible".
👉manala "boost indisponible".
👉Famoronana "campagnes publicitaires" sy "compte professionnel".
👉Carte visa (fampiasana azy, fanaovana paiement, limite de paiement sns) "visa reelle sy virtuelle".
👉"Reponse automatique", sns...
👉business en ligne tsy mila experience afaka atao vadin'asa ahazoanao 10000 ar à 50000ar par jour .
👍Hisy "support video" omena rehefa vita formation.
Ny fitaovana ilaina, "téléphone sy cahier Sy stylo handraisana note".
BONUS: fomba angalana vola @ vue de vidéos sur fb ary visa gratuit
Formation à domicile : 30 000ar
Formation en salle : 25 000Ar/pers
Formation en ligne: 15000ar
☎Tel: 033 07 876 77