Prêt ho an'ny rehetra

Prêt ho an'ny rehetra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prêt ho an'ny rehetra, Business Center, Antananarivo.

01/07/2024

Ho antsika izay mila n'a koa mitady moto afaka aloha tsikelikely Dia aza misalasala miantso ny laharana 0347067203 na mandefasa mp fa vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay

29/05/2024

Salama e ! ilazana isika fa efa miverina ny tolotra fampindramam-bola ato aminay sady efa lasa tsara tsy toy ny teo aloha koa raha mahaliana anao de afaka miantso amin'ny 0347067203 fa ny zana-bola mora

06/04/2024

ILAZANA ISIKA IZAY LIANA NY FINDRAMAM-BOLA
ATO AMINAY FA MBOLA MISY FANDAMINANA
KELY ATAO IZAHAY DIA MIANDRY KELY ALOHA
MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO

07/06/2023

Filazana
Ambarako eto manomboka izao tompoko fa tsy manao ity asa Fampindramam-bola ity intsony ny tenako ka noho izany Dia aza gaga raha toa ka tsy mamaly mp intsony Aho raha mbola misy manontany ahy
Mahakasika io findramam-bola io

Misaotra indrindra tompoko

07/05/2023

Mitohy hatrany ny tolotra Fampindramam-bola izay ataonay
Herinandro ihany Dia mivaly ny fangatahanao koa raha Liana ianao n'a te hisitraka izany Dia mandefasa mp na miantso anay avy hatrany amin'ny laharana 03470672 03
Ho antsika rehetra tsy an-kanavaka
N'a mpiasa tena
N'a salariés
N'a mpiompy
Na mpamboly
(Sns...)

(Sns)

Bonjour,Tonga dia midira mp izay izay liana tompoko, na antsoy ity num ity 034 70 672 03
30/04/2023

Bonjour,
Tonga dia midira mp izay izay liana tompoko, na antsoy ity num ity 034 70 672 03

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prêt ho an'ny rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share