23/10/2026
🚚🔥 MITADY CERCEAU LABÂCHE HO AN'NY CAMION VE IANAO? 🔥🚚
💯 IZAHAY NO VONONA HANATANTERAKA NY COMMANDE-NAO!
✅ Fabrication cerceau labâche sur mesure
✅ Asa vita tsara sy matanjaka 💪
✅ Ridelle sy cerceau mifanaraka amin’ny camion-nao
✅ Finition propre sy peinture tsara tarehy 🎨
✅ Bâche natao hiarovana ny entana amin’ny orana sy ny masoandro 🌧️☀️
🚛 Camion isan-karazany no raisina!
Ny refin’ny camion-nao no jerena, ary araka n'y commande ilainao no anaovana azy🤝 Tongava manatona na mandefasa hafatra aminay. Vonona izahay hanampy anao!
🙏 Misaotra anareo amin’ny fahatokisana🙏🙏
☎️ 034 96 355 91