Tany /Trano Amidy na Ahofa

Tany /Trano Amidy na Ahofa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tany /Trano Amidy na Ahofa, Business Center, Lot VG 43 Amparibe Mahamasina Nord, Antananarivo.

TANY AMIDY MAIKA ety TALATA VOLONONDRYSalama ,te hanana tany ve ianao,Ity Ary misy tany amidy mora hoan'ireo izay Liana....
28/05/2023

TANY AMIDY MAIKA ety TALATA VOLONONDRY
Salama ,te hanana tany ve ianao,
Ity Ary misy tany amidy mora hoan'ireo izay Liana.
-Tany : 3400m2 Amidy mora
-Vidiny : 15000 Ar/m2 mbola miady varotra
-Tongany fiara na moto
- 200m miala RN3
- 2km miala Talata volonondry
Aza misalasala Ary miantso anay :
Contact : 034 40 047 67
DROIT DE VISITE :10 000 AR

TANY AMIDY MAIKATany Mirefy :636 M2  amidy eo IAVOLOHA Ambohibao Ampatsakana -Tany efa misoratra amin'ny olona iray- Acc...
26/05/2023

TANY AMIDY MAIKA
Tany Mirefy :636 M2 amidy eo IAVOLOHA Ambohibao Ampatsakana
-Tany efa misoratra amin'ny olona iray
- Accès voiture
- Efa misy tamboho ny eo aminy devant
- vue panoramique
-Quartie résidentiel
Prix= 120 000 ar /M2
Contact : 034 40 047 68
Droit de visite : 10 000ar

Salama daholo,mitady tany ho vidina aminireto toerana ireto:-Anosy -Andavamamba- Anosibe- Andrefany ambojanahary- Mahama...
25/05/2023

Salama daholo,mitady tany ho vidina aminireto toerana ireto:
-Anosy
-Andavamamba
- Anosibe
- Andrefany ambojanahary
- Mahamasina
- Ampefiloha
Soanierana
-Paraky
Midira mp Amiko hoan'izay manana .mba tompony mivantana raha mety ,
Tany MBA efa titre et borne

NDAO HIARA HIASA  Manana  TANY /TRANO AMIDY na AHOFA ve ianao?Izahay ato Mpanera TANY sy TRANO Dia vonona handray anao n...
21/05/2023

NDAO HIARA HIASA

Manana TANY /TRANO AMIDY na AHOFA ve ianao?
Izahay ato Mpanera TANY sy TRANO Dia vonona handray anao ny equpanay ny aminy Fanamorana ny FITADIAVANA MPIVIDY NA MPANOFA
Koa aza misalasala Ary ny miantso mivantana na mandefa hafatra miafina Raha vonona hiara hiasa aminay ianao.
Contact : 034 40 047 68, 033 91 595 81

Tany Amidy mora be Maroandriana fkt Ankazo ,CR Andakana.Tany mirefy 1370 m2 /Vidiny :35000 Ariary ny m2 miady varotra ke...
20/05/2023

Tany Amidy mora be Maroandriana fkt Ankazo ,CR Andakana.

Tany mirefy 1370 m2 /Vidiny :35000 Ariary ny m2 miady varotra kely.

Taratasy ara-dalana tsara,

Toerana: eo anelanelan'ny Alakamisy anosiala sy Manakambahiny
Miala 150 metatra ny lalana tongany fiara
Toerana milamina tsara
Droit de visite : 10 000 ar
Contact : 034 40 047 68; 034 83 565 90
Tsara raha miantso avy hatrany

Maison R+1 à vendre andavamamba.- En 1ere étage : 2 grande salle+1 cuisine +1 Do**he + WC- En RDC : 5 grande salle + 1 c...
19/05/2023

Maison R+1 à vendre andavamamba.
- En 1ere étage : 2 grande salle+1 cuisine +1 Do**he + WC
- En RDC : 5 grande salle + 1 cuisine+ 1 Do**he + wc

Maison bord de la route principale Andavamamba
Titre et borne avec papier complet

Avez vous de projet au bord de la route principale ? n'hésitez pas.
Veuillez nous contacter pour plus d'informations

Tél: 034 40 047 68 , 033 91 595 81

Maison R+1 à vendre andavamamba.- En 1ere étage : 2 grande salle+1 cuisine +1 Do**he + WC- En RDC : 5 grande salle + 1 c...
18/05/2023

Maison R+1 à vendre andavamamba.
- En 1ere étage : 2 grande salle+1 cuisine +1 Do**he + WC
- En RDC : 5 grande salle + 1 cuisine+ 1 Do**he + wc

Maison bord de la route principale Andavamamba
Titre et borne avec papier complet

Avez vous de projet au bord de la route principale ? n'hésitez pas.
Veuillez nous contacter pour plus d'informations

Tél: 034 40 047 68 , 033 91 595 81

Address

Lot VG 43 Amparibe Mahamasina Nord
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany /Trano Amidy na Ahofa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share