Malagasy Impakt

Malagasy Impakt Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Impakt, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

22/12/2025
🎄✨ PROMOTION SPÉCIALE NOËL ✨🎄🔥 –20% BE IZAO AMIN’IRETO PRODUITS IRETO 🔥📅 Manomboka ny 16 Desambre ka hatramin’ny 24 Desa...
15/12/2025

🎄✨ PROMOTION SPÉCIALE NOËL ✨🎄
🔥 –20% BE IZAO AMIN’IRETO PRODUITS IRETO 🔥
📅 Manomboka ny 16 Desambre ka hatramin’ny 24 Desambre maraina
⏳ Fotoana voafetra, fa aza taraiky oh!
🧴🧼 Produits tafiditra ao anatin’ny promotion :
• Liquide multi-usage : 1.600 Ar
• Lessive : 3.200 AR
• Shampooing Neutre : 3.200 AR
• Shampooing Repousse & anti-pelliculaire : 3.600 AR
• Gel Do**he : 3.600 AR
• Shampooing anti-poux : 4.000 AR
• Savon en poudre : 6.400 AR
• Lave mains : 2.800 AR
🎁 OFFRE SPÉCIALE HO ANAO :
👉 Raha manao achat mihoatra ny 50.000 Ar ianao dia ;
🚚 LIVRAISON GRATUITE 🎉
📲 Alefaso ary ny Commande:
☎️ Laharana : +261 38 32 108 34
Na
💬 Message privé (MP)
Na
📍 Azo atao ihany koa ny manatona mivantana eny an-toerana ( Pavillon Analakely ampitan’ny FJKM Cathédrale)

🌿 Fantatrareo ve fa ny carbonate de soude na cristaux de soude dia anisan’ireo akora hita ato amin’ny Malagasy Impakt ? ...
12/12/2025

🌿 Fantatrareo ve fa ny carbonate de soude na cristaux de soude dia anisan’ireo akora hita ato amin’ny Malagasy Impakt ? ✨

Izy ity dia tena ilaina amin’ny fanadiovana, satria:
• Manala tasy mafy
• Manadio sy mampamirapiratra
• Manala fofona tsy ilaina
• Mahomby amin’ny faritra sarotra diovina

🧴 Fampiasana tsotra :
Arotsaka → Avelao hiasa kely → Diovina → Sasana

🎄 Efa miroso ao anaty rivotry ny Desambra isika… 🎄Volana fety, volana hafaliana, volana hifanomezana hatsaram-panahy.Eto...
04/12/2025

🎄 Efa miroso ao anaty rivotry ny Desambra isika… 🎄
Volana fety, volana hafaliana, volana hifanomezana hatsaram-panahy.
Eto amintsika kosa, fotoana hizarana zava-baovao ho anareo mpanjifa malala ! ✨😍

Misy zavatra vaovao sy manokana ho havoaka ato ho ato 🎁✨
Ary tena mino izahay fa hahafaly sy hanaitra anareo izany 😉

➡️ Aza hadino ny manaraka ny pejy, fa maro ny zavatra tsara miandry an’ity volana ity.

👇 Mba ataovy commentaire eto ambany hoe inona no tena andrasanareo amin’ity volana Desambra ity,
fa mety ho izy mihitsy no atolotray ho anareo ! 💬🎄

💥 NDAO INDRAY ARY ÉÉ !!! 🚚 Livraison MAIMAIMPOANA mandritra ny ROA ANDRO 🎉 📍 Na aiza na aiza — tsy misy sarany 💯Midira m...
20/10/2025

💥 NDAO INDRAY ARY ÉÉ !!!
🚚 Livraison MAIMAIMPOANA mandritra ny ROA ANDRO 🎉
📍 Na aiza na aiza — tsy misy sarany 💯
Midira mp ahazoanao ny andinindininy 🙂

Ny karibonetra sy ny tontolon'ny fanadiovana🧴🧽Io indray no fizarana kely entina amintsika androany😊Manana toetra hafa ke...
18/10/2025

Ny karibonetra sy ny tontolon'ny fanadiovana🧴🧽

Io indray no fizarana kely entina amintsika androany😊

Manana toetra hafa kely ny karibonetra raha toa ka atao amin'ny sakafo matetika no ampiasantsika azy👀

✅Azo hanadiovana ireny lamba misy tasy sarotra esorina ireny noho izy manana toetra
manadio sy manafotsy
✅Afaka hikosehina vilany sy ireo kojakojan-dakozia isan-karazany ihany koa satria miasa ho toy ireny fikoseham-bilany ireny nefa miaro izany mba tsy ho simba
✅Azo hanadiovana ireny lavabo, recepteur de do**he sy ny isan-karazany ireny izay
matetika tratry ny arafesina sy ny loto na ny calcaire
✅Manala ny fofona anatin’itony vata fampangatsiahana itony ihany koa izy

Mbola maro no azo hampiasana azy fa izay aloha no azo naroso androany😁😁

Aza adino ny mizara amin'ireo namana fa maro ny zavatra ho zaraina👀

Fantatrareo ve fa afaka mamorona savony natoraly isika ao an-trano?Azontsika ampiasaina hanadiovana ireo kojakojan-dakoz...
15/10/2025

Fantatrareo ve fa afaka mamorona savony natoraly isika ao an-trano?

Azontsika ampiasaina hanadiovana ireo kojakojan-dakozia isan-karazany, afaka hanadiovantsika ireo faritra misy menaka ihany koa.

📌Ny zavatra ilaina :
📍Vinaigre fotsy 1 tasse
📍Ranon-tsavony na liquide vaisselle ½ tasse
📍Bicarbonate de soude na karibonetra 1sotro fihinanana

📌Ny fomba fanaovana azy :
👉🏼Mila ranomafana ½ tasse atao anaty bol na vilia jobo
👉🏼Arotsaka ao ilay vinaigre sy ilay ranon-tsavony
👉🏼Dia arotsaka ao ilay karibonetra mba ho levona tsara
👉🏼Afangaro tsara ireo rehetra ireo ary atao anaty tavoahangy, ahotsana tsara mialoha ny ampiasana azy

📌Ny Fomba fampiasana:
Tondrahana kely eo amin’ny faritra tiana ho diovina ary avela hilona minitra vitsy; kosehina amin’ny lamba kely madio na “éponge”.
Raha toa ka ilaina dia tondraho amin’ny rano madio mba hadio tanteraka

Afaka tapohana karibonetra kely na ranon-tsavony ireo faritra hita fa sarotra diovina ary kosehina elaela kely.

Ary ianao? Inona no mba fampiasanao?

‼️Fiovana ora ‼️👉 07h-10hAfaka miantso ny +261383210834 raha tsy mahatratra ny amin’ny 10h 😉
30/09/2025

‼️Fiovana ora ‼️
👉 07h-10h
Afaka miantso ny +261383210834 raha tsy mahatratra ny amin’ny 10h 😉

‼️Filazana maika‼️📳 Antsoy ny +261383210834 handaminana ny commande-naoNa Mp avy hatrany Samia Salama isika 🙏
29/09/2025

‼️Filazana maika‼️
📳 Antsoy ny +261383210834 handaminana ny commande-nao
Na Mp avy hatrany

Samia Salama isika 🙏

Ampitampitao 📣Afaka aterinay izay saika ho jerena ao antsena rahampitso 😉
24/09/2025

Ampitampitao 📣
Afaka aterinay izay saika ho jerena ao antsena rahampitso 😉

Isa roa telo… Lasa izao. 🚀Ireto àry ilay andiany vaovao ho hitanao ato amin’ny Malagasy Impakt. ✅ Vokatra premium, vita ...
01/09/2025

Isa roa telo… Lasa izao. 🚀
Ireto àry ilay andiany vaovao ho hitanao ato amin’ny Malagasy Impakt.
✅ Vokatra premium, vita eto an-toerana
✅ Kalitao ao tsara ;)

Manasa anao hanjifa, hanandrana, ary hizara — satria ny kalitao vita Malagasy dia mendrika ho zaraina.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261386678974

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Impakt posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share