Kiala Manja

Kiala Manja Mode et Beauté 🌺✨

πŸ’— πŸ˜˜πŸ’Ÿ
13/09/2024

πŸ’— πŸ˜˜πŸ’Ÿ

Mamy aki nareo kah πŸ˜πŸ’—
07/09/2024

Mamy aki nareo kah πŸ˜πŸ’—

Mirary soa ho antsika rehetra oh πŸ₯°πŸ’• na any amnareo, na aty amnay de ataonay manja kely fona ny volonareo 😘😍
18/08/2024

Mirary soa ho antsika rehetra oh πŸ₯°πŸ’• na any amnareo, na aty amnay de ataonay manja kely fona ny volonareo 😘😍

Bon dimanche les manja kely isanyπŸ₯°β€οΈ  😘😍
11/08/2024

Bon dimanche les manja kely isanyπŸ₯°β€οΈ
😘😍

De ito koa mbola mamy kely ny anio  By Kiala Manja ❀πŸ₯°
08/08/2024

De ito koa mbola mamy kely ny anio

By Kiala Manja ❀πŸ₯°

Jeudi joli miaraka amin'ny Kiala Manja    πŸ₯°Tongava fa ny asa vita tsara nefa mora ❀
08/08/2024

Jeudi joli miaraka amin'ny Kiala Manja
πŸ₯°
Tongava fa ny asa vita tsara nefa mora ❀

πŸ₯° Nareo anie wa manja rah mandalo kely ato amnay eh 😍
06/08/2024

πŸ₯° Nareo anie wa manja rah mandalo kely ato amnay eh 😍

πŸ’•Tsy manahirana mintsy anie wa mahita anareo manja be otrizao 😍
03/08/2024

πŸ’•Tsy manahirana mintsy anie wa mahita anareo manja be otrizao 😍

Tiko ho tsapanareo fotsiny oe reto misy olona manja kely avy tato am Kiala Manja β˜ΊοΈπŸ™ŠπŸ«Ά
02/08/2024

Tiko ho tsapanareo fotsiny oe reto misy olona manja kely avy tato am Kiala Manja β˜ΊοΈπŸ™ŠπŸ«Ά

Da nareo ne wa ataonay mamy kely otrizao refa miaraka amnay eh 😍😘☺️❀️
31/07/2024

Da nareo ne wa ataonay mamy kely otrizao refa miaraka amnay eh 😍😘☺️❀️

Cc les filles 😍πŸ₯° ela ela zay anhπŸ™ˆ bola somary sahirana kely nikarakara satria efa ho hisy ko zao ny Boutique Kiala Manja...
30/07/2024

Cc les filles 😍πŸ₯° ela ela zay anhπŸ™ˆ bola somary sahirana kely nikarakara satria efa ho hisy ko zao ny Boutique Kiala Manja anh πŸ’ͺ🩡 Fa na izany na tsy izany arany tadidio fa misokatra fona ko anefa ny coiffure isan'andro.😘😘
Zay fa bonne journée lisany ry Manja anh ❀️🫢

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share