Rakotomanana.Cie

Rakotomanana.Cie Entreprise spécialisée dans la vente des produits tissés en Polypropylène depuis 30ans.

Miarahaba ny ray rehetra amin’ity andro androany ity. Olon-tokana tokoa izany dada izany, be fitiavana, be fandeferana a...
18/06/2023

Miarahaba ny ray rehetra amin’ity andro androany ity. Olon-tokana tokoa izany dada izany, be fitiavana, be fandeferana ary be herim-po ka rariny raha hirary soa anareo izahay mba ho feno fahasalamana ary indrindra ho tahin’ Andriamanitra foana mandritra ny andro sisa mbola anananay anareo ♥️ Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🫶

Mahatsiaro manokana ihany koa an’ireo izay tsy eo anilan’i dada intsony, tsy lavitra izy ireny fa ao am-pontsika 🫶

Salama eee! Gony arato na koa hoe « sac filet » , izay indray ny vokatra entinay aminareo androany. Isika mpamboly tena ...
07/06/2023

Salama eee! Gony arato na koa hoe « sac filet » , izay indray ny vokatra entinay aminareo androany. Isika mpamboly tena mahafantatra azy tsara fa natao hitanterana tongolo, ovy sy vokatra maro samihafa izy ireto. Dieny izao dia efa fandrio ny anjaranao fa efa ho fotoanan’izy ireo atsy ho atsy sao ho tara indray an.

Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny na koa hoe hanjifa ianao!

Refiny: 65x100cm
Tel: +261 34 31 412 01

Miarahaba ny reny rehetra amin’ity andro androany ity. Tsapanay ny ezaka ataonareo, tsapanay ny fitiavanareo ♥️ Koa mira...
04/06/2023

Miarahaba ny reny rehetra amin’ity andro androany ity. Tsapanay ny ezaka ataonareo, tsapanay ny fitiavanareo ♥️ Koa mirary soa ary ho tafian’Andriamanitra hery hatrany anie ianareo mba ahatanteraka soamantsara ny adidy sy andraikitra rehetra izay mbola miandry.. Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🫶

Mahatsiaro manokana ihany koa an’ireo izay tsy eo anilany intsony ny reniny, tsy lavitra izy ireny fa ao am-pontsika 🫶

02/05/2023

Salama e! Inona marina moa izany ny tena asan’ity « Feuillard » ity?

• Voalohany dia anisan’ny akora fototra fampiasan’ny mpandrary hanamboarany harona, tsihy, fitoerana entana sns.
• Manarak’izany ampiasaina matetika koa izy hamatorana entana toy ny b***e an’ireo gony izay amidy ato aminay, na koa ireny boritra na « carton » ireny afahana mitatitra entana am-pilaminana.

Afaka jifainao ato aminay ireo feuillards ireo ka aza misalasala mandefa hafatra miafina raha hanontany prix na hanao commande.

Entreprise spécialisée dans la vente des produits tissés en Polypropylène depuis 30ans.

Salama e! Ireto indray ny goelaka fantatsika amin’ny anarana hoe « GP 200 » raha ilay lava ary « GP 140 » ilay fohy.- Fa...
29/04/2023

Salama e! Ireto indray ny goelaka fantatsika amin’ny anarana hoe « GP 200 » raha ilay lava ary « GP 140 » ilay fohy.

- Fampiasantsika matetika hanazana vokatra toy ny vary, tsaramaso sns.
- Afaka atao fefy ihany koa amin’ny lanonana isan-karazany.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 033 84 104 19 na 034 31 412 01 raha hanontany prix na hanao commande.

Vonona handray anareo hatrany izahay!

15/02/2023

Conditions Générales de Vente.

Mise à jour le: 15/02/23

Pour une collaboration fructueuse et pérenne, veuillez lire et accepter nos termes et conditions ci-dessous.

🎯 Article 1: Achat et paiement

- Pour tout achat, veuillez contacter directement notre service client par message privé, par téléphone ou par mail.
- Si votre commande a été prise par appel téléphonique, une validation par message serait souhaitable.
- Le paiement sera effectué au moment de l’achat, soit directement lors de la récupération, soit avant la livraison.

🎯 Article 2: Service de livraison

- Pour l’acheminement du colis jusqu’à sa destination finale, nous mettons à votre disposition des moyens de transport différents selon la quantité de marchandises achetée, la destination ou le choix personnel du client.
- Le frais de livraison est donc variable dépendamment des critères mentionnés ci-dessus.

🎯 Article 3: Collaboration à long terme

- Si vous souhaitez collaborer avec Rakotomanana.Cie sur le long terme, veuillez nous contacter directement afin de discuter des règles et du contrat qui incluera une période d’essai avant sa mise en application.

📧 [email protected]
📞 034 75 118 50

Salama e! Ity ary ny gony  ENDUMA 250kgs izay anisan’ny tena be mpitady sy ilaina rehefa fotoana fahavokaran’ny vary. Mi...
20/01/2023

Salama e! Ity ary ny gony ENDUMA 250kgs izay anisan’ny tena be mpitady sy ilaina rehefa fotoana fahavokaran’ny vary. Misy loko roa azo isafidianana amin’izy ity izany hoe sisiny manga toy ny hita amin’ny sary na sisiny mena. Efa azonao jifaina eto amin’ny pejy dieny izao izy ireo ka tandremo sao tara!

Bonjour! Nous vous présentons notre sac ENDUMA 250kgs qui figure parmi nos « Best sellers » durant les périodes de récoltes du riz. Le produit est disponible en deux coloris dont l’un avec des bordures bleues et l’autre avec des bordures rouges. Ces sacs sont en ventes sur notre page alors n’hésitez pas à nous contacter dès maintenant!

Tel: +261 34 31 412 01

18/01/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2023 ity!

Efa akaiky iakatra ny vary, fotoana izao hanomanana ireo fitaovana rehetra ho entina miatrika izany toy ny gony ENDUMA izay afaka jifainao eto amin’ny pejinay dieny izao 🌾

Mbola misy maro hafa ny karazan’entana natokana indrindra ho antsika mpamboly ka aza misaraka aminay fa ho avoakanay eto avokoa izany.

☎️ +261 34 31 412 01

Avant tout achat, veuillez lire nos conditions de vente.
12/05/2022

Avant tout achat, veuillez lire nos conditions de vente.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00

Telephone

+261347511850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rakotomanana.Cie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rakotomanana.Cie:

Share