29/01/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐ร๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐
โญ Andry iankinan'ny toekarem-pirenena sady fanoitra ho amin'ny fampandrosoana ny sehatry ny harena an-kibon'ny tany. Fepetra takian'ny lalร na ho an'ireo rehetra maniry hiantsehatra eo amin'io tontolon'ny seha-pihariana io ny fananana fahazoan-dalana izay niato efa 16 taona izay. Ankehitriny, taorian'ireo ezaka sy dingana maro nolalovana toy ny fanavaozana ny Fehezan-dalร na momba ny harena an-kibon'ny tany sy ireo Didim-panjakana mifandraika amin'izany, ny drafi-panadiovana ny Birao momba ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany, sy ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra dia nankatoavina tao anatin'ny Filankevitry ny Minisitra ny Talata 27 Janoary 2026, ny fanokafana indray ny fanomezana fahazoan-dร lana hitrandraka harena an-kibon'ny tany vaovao ๐๐ฃ๐ ๐ค๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ' ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐๐ข๐๐ฃ๐.
โญ Tanjona ny hanadiovana ny seha-pihariana, hanamafisana ny mangarahara sy ny fahaiza-mitantana, ny fisorohana sy fampitsaharana ny fitrandrahana tsy manara-dalร na, ahafahana mampiroborobo ny seha-pihariana ara-dalร na hitondra fampandrosoana sy fanatsarana ny toekarena ho an'ny tombontsoan'ny mpisehatra, ny Kaominina, ny Faritra ary ny Firenena izay samy hisitraka tombontsoa na tamberim-bidy avokoa. Fotoana ihany koa izao hametrahana an'i Madagasikara ho firenena afaka mifaninana sy hanaovana fampiasam-bola ao anatinโny fanarahana ny lalร na manan-kery.
โญ Ny Ministeran'ny harena an-kibon'ny tany amin'ny alalanโny biraon'ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany na ny BCMM no tomponandraikitra sy mikirakira ny fahazoan-dร lana. Marihina hatrany fa misy ny fepetra mazava sy masontsivana araka izay efa voafaritry ny lalร na amin'ny fisitrahana izany.
***----*****----*****-----*****-----***
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
โญ Pilier de lโรฉconomie nationale et levier de dรฉveloppement, le secteur extractif occupe une place stratรฉgique. Le cadre lรฉgal exige l'obtention de permis minier pour tout individu souhaitant oeuvrer dans ledit secteur, un processus qui รฉtait suspendu depuis 16 ans. Actuellement, grรขce aux efforts dรฉployรฉs et aux diffรฉrentes rรฉformes, entre autres , la rรฉvision du Code minier et les dรฉcrets y affรฉrents, le plan dโassainissement du Bureau du Cadastre Minier (BCMM), ainsi que lโexamen approfondi de tous les aspects techniques, le Conseil des ministres du mardi 27 janvier 2026, a adoptรฉ la rรฉouverture de lโoctroi de nouveaux permis miniers, ร ๐กโ๐๐ญ๐๐๐ฅ๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ ๐๐๐ช๐ญ ๐ง๐๐ก๐๐ฉ๐๐๐จ ร ๐กโ๐ค๐ง.
โญ Cette relance vise notamment ร assainir le secteur, ร renforcer la transparence et la bonne gouvernance, ร prรฉvenir et mettre fin ร lโexploitation illicite, et ร promouvoir les activitรฉs miniรจres lรฉgales afin de favoriser le dรฉveloppement et lโamรฉlioration de lโรฉconomie, au bรฉnรฉfice des opรฉrateurs, des Communes, des Rรฉgions et de la Nation, qui en tireront tous des avantages ou des retombรฉes รฉconomiques. Ansi, cette dรฉmarche ouvre une opportunitรฉ de rendre Madagascar plus compรฉtitif et attractif en terme d' investissements, dans le respect des lois en vigueur.
โญ Le Ministรจre des Mines, ร travers le Bureau du Cadastre Minier (BCMM), est lโentitรฉ responsable de la gestion et du traitement des permis miniers. Notons que lโoctroi de ces permis est soumis ร des conditions et critรจres clairs dรฉfinis par la loi en vigueur.