XIMA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from XIMA, Wholesale & Supply Store, Behoririka, Antananarivo.
(3)

MAGASIN DE VENTE EN GROS ET EN DÉTAILS
💎 L'élégance à petit prix✨🎀
📞Service Clients : +261 38 62 305 96, +261 38 45 633 04
☎️WhatsApp 032 80 803 48
☎️Réclamation :033 96 228 21

‼️XIMA Tsy mangataka paiement mialoha izany raha eto Antananarivo ❌

12/06/2026

700 SACS be izao Rahavavy ny sacs Nomaniko ho anareo ao a🥰
Efa Tsy handry ery 😁

PRIX DE GROS ,LIVE AUJOURD’HUI À 18H30
12/06/2026

PRIX DE GROS ,LIVE AUJOURD’HUI À 18H30

PRIX DE GROS 🤩Feno karazany amin’ilay tianareo mihintsy Rahavavy a 🥰
12/06/2026

PRIX DE GROS 🤩Feno karazany amin’ilay tianareo mihintsy Rahavavy a 🥰

12/06/2026

Ho an’ireo izay mbola hanodina Vola amin’izao fety izao 😍

Mora nefa tsara e🤩Mankasitraka foana Rahavavy ah 🩷
11/06/2026

Mora nefa tsara e🤩
Mankasitraka foana Rahavavy ah 🩷

Mandritra ny Live ilay partage :✅18 H no manomboka ny fanaovana Partage ilay Live ary mifarana à 22H✅Rehefa vao isanay C...
11/06/2026

Mandritra ny Live ilay partage :
✅18 H no manomboka ny fanaovana Partage ilay Live ary mifarana à 22H
✅Rehefa vao isanay Commerciales ilay Partage dia mifafa avy hatrany ny LIVE
✅Tsy mandefa capture fa izahay no manisa ilay partage satria tokony ho hita daholo ilay partage Raha approuvé daholo
✅Partage misy légende
✅Tsy maninona na tsy mentionné namana
✅Na Compte Fake na compte verrouillé dia mety foana satria Partage ilay atao ary Partage any anaty Groupe resaka varotra
❌GROUPE RESAKA VAROTRA IHANY❌

Salama Rahavavy a ! 2 Jours Rahavavy vao vita ny colis rehetra 🤩,Ireto ny livraison faharoa izay atao Androany 🥰✨Misy ve...
10/06/2026

Salama Rahavavy a ! 2 Jours Rahavavy vao vita ny colis rehetra 🤩,Ireto ny livraison faharoa izay atao Androany 🥰
✨Misy vente photo Androany fa saingy kelikely satria somary Reradreraka ny commerciales XIMA rehetra 😁

Rahampitso isika vao mamaky cartons vaovao indray Rahavavy a🩷
09/06/2026

Rahampitso isika vao mamaky cartons vaovao indray Rahavavy a🩷

Nisy nandroaka tamin’ny cartons mihintsy omaly 😍,Tsy naharaka intsony ny facture ntsika Rahavavy dia nisy taminareo naha...
09/06/2026

Nisy nandroaka tamin’ny cartons mihintsy omaly 😍,Tsy naharaka intsony ny facture ntsika Rahavavy dia nisy taminareo nahazo facture tsotra 🙏
✨Mbola Tsy mikatona daholo ireo sachet antsika ireo fa mbola mandalo Vérification noho izany mety 12H any ho any vao mivoaka ny livreur
✨Mbola misy colis Tsy vita maromaro ,fa ezahanay vitaina Androany daholo ny colis anareo

🚛Mety 2 J Rahavavy ny faharetan’ny Livraison satria betsaka ny entana lafo ary Betsaka ianareo nefa kosa hiezaka hitady Vahaolana ihany aho

🩷Faly dia tena Faly fo ka dia tena Mankasitraka Rahavavy a 🙏

✨Mahalafosa ary manaova finaritra daholo 🥰

Miasa hatramin’ny 12H Alina ny commercial androany mandray JP sy manao Colis 📦 ✨Rehefa avieo izany ny fotoana ntsika
08/06/2026

Miasa hatramin’ny 12H Alina ny commercial androany mandray JP sy manao Colis 📦
✨Rehefa avieo izany ny fotoana ntsika

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 14:00

Telephone

+261325488731

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when XIMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share