12/01/2022
Salama tompoko...🙏🏾
Misokatra indray ny fisoratana anarana AFL Ambodifasina....mandray mpianatra hanala fanadinam-panjakana BACC-BEPC ....vokatra azo atontoka tsara.....mpampianatra efa tsara ofana....saram-pianarana mirary ...mandray ankizy tsy manana sekoly (candidat d'école)
Koa manentana antsika rehetra izahay...mandray toute SERIE na A-D-C .Vonona ny hanome résultats mahafapo hoanao izahay
Fanazavana fanampiny 0346428438