Nantenaina fripe madagascar

Nantenaina fripe madagascar Vente balle friperie en gros et détail

22/07/2022

Mifidiana ny lohany amin'izay rehetra ataonao
Aza afangaro ny dikan'ny teny hoe fanetre-tena sy ny manalabaraka-tena.
Aza afangaro ny atao hoe sy humilité sy ny humiliation.
Hifidy ihany ve dia ny rambony?

Te hahomby ianao?
Esory ao anaty voambolanao ampiasainao ilay teny hoe: "mba manao ny olona dia mba manao e" sy ilay teny hoe: "ny fandraisana anjara no zava-dehibe "
Tsy nisy nahomby tamin'ny fandraisana anjara izany; ny olona mahomby dia ny olona miezaka sy mikiry ny ho "excellent" sy leader an'ny marché izay misy azy foana.

Tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly.
Sahia manao zavatra tsara
Sahia manatsara
Aza mitsahatra mianatra

Ankoatr'izay, mbola te hitondra fiantraikany kokoa ve ianao ao anaty fahaizana mitarika?
Mahay mandresy lahatra olona roa sy telo ianao zao fa mba te hahay hitarika kokoa?

Chef, directeur, cadre, dirigeant, leader... te hahomby kokoa amin'ny fomba fitarihana?
Ao amin'ny hôtel Pietra Fianarantsoa ny fotoanantsika rahampitso.

Tsy kisendrasendra ny fahaiza-mitarika

Tsara ity zoma ity

Address

Andavamamba
Antananarivo
201

Telephone

+261344679292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nantenaina fripe madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nantenaina fripe madagascar:

Share