02/05/2022
N'y processeur Dia azo lazaina ho sainan'ny UNITÉ CENTRALE iray,izy Io Dia pièce kely indrindra miotra Ireo rahavaviny maro.(disque dure,ram,carte graphique etc).
Inona ary n'y élément primaire n'a base n'y processeur ?
n'y processeur Dia vitæ avy "sable" izany hoe n'y avy @"silicium".mba azotsika atsainao ve hoe sable viditsika amanetsiny ary matetika amatapitrisa 🤨.
n'y processeur izay vitæ avy transformer t@ny four de 1400°C 1jour🌡️. faharetany fijanonany ao mandrapahazo an le forme cylindrique 💿.
Aveo Io tapahana manify farakzay manify mba ahazona ilay atao hoe "wafer"
WAFER Io no support itoeran'ny "photogravure" processeur.
n'y azy kosa misy filtre maro apesaina mba photogravure mba tsy misy échec ilay faisseau lumineux.
ireto avy zavatra miasa :
1- Ny "FAISSEAU LUMINEUX" a forte degrés
2- Ny "MASQUE RETICULE" Izay mapseo n'y zavatra négative rehetra eo sary gravena.
3- Ny "LENTILLE" izay filtre manana asa miniaturisée ilay alefan faisseau lumineux ka madalo le masque réticule de aveo filtren'ny lentilles ho kely kokoa ilay izy.
4- mba ahazahoan'ny le "WAFER"manana circuit mrindra tsara.
Tsara marihina fa Ireo notanisaiko eo ambony Ireo nasiko 1 2 3 4 Ireo Dia natao de manière projection verticale.asiko sary eo ambany manazav kokoa. Anaty WAFER iray manko aitana 1000 "puce".
"PUCE"anatiny Io mepatraka coeurs, fréquence,threads voltage,latence...
Après découpage n'a WE fanapahana ilay weefer sur-mesure tsara Dia apetraka eo ambony le PCB eo izay atsoina hoe Substrate ou circuit imprimé spécialement ametragana ilay wafer.
rakofana soudure n'a patte thermique ilay weefer Dia rakofana ilay plaque de protection n'a ilay atao hoe IHS(composé de cuivre) CPU .
anatiny Io WAFER Io Dia tsara marihina fa misy circuit maromaro ka ao aitana puce maromaro.
anatiny puce indray Dia misy n'y atao hoe:
1- Ny atao hoe cœurs
2-Ny fréquences.
3-Ny voltages.
4- Ny latences.
5-Ny threads.
eo no mipetraka ilay ilay atao hoe
i3, i5, i7, i9
maninona izy no ataosamihafa core i3,5,7,9?
reo Dia nanavahana ilay nombre de coeurs s'y threads ary fréquence .
mbola itohy ity fa lava lotra raha mbola toiziko Zao.
🙏👉aza adino n'y👍 Raha mahasoa anao Io fanazavako Io.