Fampindrmam-bola tsy mihotrin'ny 200.000ariary tsotra sady aingana

Fampindrmam-bola tsy mihotrin'ny 200.000ariary tsotra sady aingana ✅Mila antoka mpetraka
✅tsisy frais de dossier
✅azo eo noho eo ny vola

22/09/2025

FOMA AZHOANA VOLA AMIN'NY FACEBOOK :

---

💡 1. Facebook Ad Breaks (In-stream Ads)

➡️ Ahoana izy io:

Mamorona video mahasarika olona (fampianarana, tantara, vazivazy, vaovao, sns.)

Facebook mametraka dokambarotra ao anaty videonao (toy ny YouTube).

Mahazo vola ianao isaky ny mijery na tsindrian’ny mpijery ilay dokam-barotra.

➡️ Fepetra:

Pejy (Page) misy ≥10.000 mpanaraka.

≥600.000 minitra fijerena video tao anatin’ny 60 andro.

Video ≥3 minitra.

Manaraka ny Facebook Monetization Policies.

---

💡 2. Facebook Stars

➡️ Ahoana izy io:

Raha manao live ianao (fandaharana mivantana), afaka mandefa Stars ny mpijery.

Ny Star tsirairay dia mitovy amin’ny vola kely (ohatra: 1 Star = 0,01 USD).

Facebook mandoa izany aminao rehefa manangona vola ampy.

➡️ Fepetra:

Mila Page matihanina.

Tokony manaraka fitsipika (Content creator mahazatra).

---

💡 3. Fanomezana (Fan Support) / Subscription

➡️ Afaka mametraka abonnement (5 USD isam-bolana, ohatra) ny mpanaraka anao raha tiany ny votoatinao.
➡️ Mety ho tsara raha manana votoaty manokana (cours, torohevitra, lalao, sary na video premium).

---

💡 4. Facebook Marketplace / Groups

➡️ Mivarotra entana (karazan-javatra, akanjo, fiara, vokatra an-trano, sns.).
➡️ Afaka mivarotra mivantana amin’ny olona akaiky anao ianao.
➡️ Tsotra be, tsy mila fepetra be loatra.

---

💡 5. Affiliate Marketing

➡️ Mametraka lien na rohy amin’ny vokatra tianao amidy (Amazon, Jumia, Aliexpress, sns.).
➡️ Mahazo commission ianao isaky ny misy mividy avy amin’ilay rohy.

---

💡 6. Manao Page / Groupe ahazoana sponsor

➡️ Raha manangana Page na Groupe be mpikambana (ohatra: “Tsena Malagasy”, “Sakafo Malagasy”, “Vaovao Mafana”, sns.), dia:

Azonao atao ny mivarotra toerana dokam-barotra (ex: olona te hanao pub ao).

22/09/2025

MAPINDRANA VOLA TSISY FRAIS DE DOSSIER

Raha hindrana vola:
☑️Mila antoka mipetraka aty aminay Dia arakaraka izay vola azo .

➡️Zavatra azo atao antoka:
📲Téléphone
🖥️ordinateur portable
📺tv écran plat
🎮ps3/4/5 🏍️moto fiara 🚗.
0334587432

➡️Zanabola arakarak'izay ifanarahana sy ny fotoana amerenana anazy

15/04/2025

Salama tompoko
✅raha hindrana vola ato amnay dia :

✅Alefanao amin'ny mp ny sarin'ny zavatra atao antoka sy mombamomba ilay zavatra atao antoka

✅ny montant ilainao

✅ny fotoana hamerenana ilay vola.

✅ ho dinihinay raha mety

ZAVATRA AZO ATAO ANTOKA (tsy maintsy mipetraka aty aminay ny antoka) :

🏍️ MOTO (1.000.000ar eoeo arkaraka ny etat sy ilay moto)

💻 ORDINATEUR PORTABLE (200.000ar eoeo no azo indramina, arakakaraka configuration sy ny etat)

📺 TÉLÉ ÉCRAN PLAT (200.000ar eo no azo indramina arakakaraka ny angezany)

📱 TÉLÉPHONE (200.000ar eo no azo indramina arakakaraka ilay téléphone)

🎮 PS3/4/5 (200.000ar eo arakakaraka ilay co***lo

🚗 FIARA ( 1.000.000ar miakatra arakakaraka ny etat

📌✅Afaka mproposer antoka dia hita eo ihany raha mety

NB:
❌Aza mivarotra etana fa zahay tsy mividy etana lany andro miresak fotsiny tsika raha hivarotra etana no tanjonao satria tsy aazo montant mitovy vidy amin'ny etanao mihitsy ianao raha indrana vola fa latsaka zay foana.

❌ Aza tezitra raha tsy mifanaraka amin'ny heritreritrao ny vola azonay hampindramina fa zay teneninay anao ihany no azonay hampindramina anao.

🙏🙏🙏🙏 Hialana tsiny raha misy mahatezitra fa sera tsy raikitra tsy atao maha ratsy fiahavanana.

❌ tsy mandray karapanondro tompoko

❌ tsy mandray chèque

❌ tsy mandray antoka trano sy tany

23/03/2025

Ity ny numero azahona anay 0334587432 hoan'izay mila vola indramina mila antoka mipetrak aty

23/03/2025

FAMPINDRAMA-MBOLA AVY AMIN'NY OLON-TSOTRA, EO NOHO EO
HOAN'IREO MILA VOLA MAIKA TAMPOKA

Manomboka amin'ity herinandro inty
Vola hatramin'ny 1.000.000ar

FAMERENAM-BOLA :

✅1 volana na 2 volana na 3 volana

- FEPETRA :

✅antoka * 2 ny vola indramina
✅antoka tsy maintsy mipetraka aty aminay

KARAZANA ANTOKA :

🏍️Moto
💻Ordinateur portable
📺Télé écran plat
📱Téléphone

✅azo eo noho ny vola rehefa vita ny fifanarahana

0334587432

13/11/2024

FAMPINDRAMA-MBOLA AVY AMIN'NY OLON-TSOTRA, EO NOHO EO
HOAN'IREO MILA VOLA MAIKA TAMPOKA

Manomboka amin'ity herinandro inty
Vola hatramin'ny 1.000.000ar

FAMERENAM-BOLA :

✅1 volana na 2 volana na 3 volana

- FEPETRA :

✅antoka * 2 ny vola indramina
✅antoka tsy maintsy mipetraka aty aminay

KARAZANA ANTOKA :

🏍️Moto
💻Ordinateur portable
📺Télé écran plat
📱Téléphone

✅azo eo noho ny vola rehefa vita ny fifanarahana

11/05/2024

FAMPINDRAMA-MBOLA AVY AMIN'NY OLON-TSOTRA, EO NOHO EO
HOAN'IREO MILA VOLA MAIKA TAMPOKA

Manomboka amin'ity herinandro inty
Vola hatramin'ny 1.000.000ar

FAMERENAM-BOLA :

✅1 volana na 2 volana na 3 volana

- FEPETRA :

✅antoka * 2 ny vola indramina
✅antoka tsy maintsy mipetraka aty aminay

KARAZANA ANTOKA :

🏍️Moto
💻Ordinateur portable
📺Télé écran plat
📱Téléphone

✅azo eo noho ny vola rehefa vita ny fifanarahana

038 29 690 19

12/04/2024

FAMPINDRAMA-MBOLA AVY AMIN'NY OLON-TSOTRA, EO NOHO EO
HOAN'IREO MILA VOLA MAIKA TAMPOKA

Manomboka amin'ity herinandro inty indray vao afaka mapindrana nohon'ny olana kely

FAMERENAM-BOLA :

✅1 volana na 2 volana na 3 volana

- FEPETRA :

✅antoka * 2 ny vola indramina
✅antoka tsy maintsy mipetraka aty aminay

KARAZANA ANTOKA :

✅moto
✅ordinateur portable
✅television
✅apareil électroménagers
✅azo eo noho ny vola rehefa vita ny fifanarahana

038 29 690 19

12/04/2024

TSY MIASA NY SABOTSY SAINGY NY AKOTRAN'IZAY DIA MIASA HATRANY

👉Hoan'ireo manana heritreritra ny indram-bola aminay dia am-pahafantarina fa afaka mamoaka vola hatrany akoatran'ny sabotsy.

📌Tsy miasa ny sabotsy (sad tsy afaka mandray telephone no tsy afaka mamoaka vola no sady tsy afaka mamaly mp)

✅Vonona ny handray izay liana foana kosa ny alahady sy ny an-davan'andro.

Mankasitra tompoko

Address

Toby Ratsimandrava
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampindrmam-bola tsy mihotrin'ny 200.000ariary tsotra sady aingana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share