28/02/2023
miarahaba antsika namana rehetra tsy ankanavaka indray ( miala tsiny lavalava fa tena tsara ho fantatra tompoko )
FAMPILAZANA FARANY HO ATAOKO IZY ITY ( mba ho fiarovana ny mpanjifa , ny mpikambana rehetra ny sy ny tenako ) SOMARY LAVALAVA FA MIALA TSINY MIALOHA fa tena zava-dehibe tompoko
Izao no filoha NAMORONA SY NANOKATRA , NIKARAKARA , ARY NANANGONA IREO MPIKAMBANA SAHIRANA T'AMIN'ITY Proget MANASA LAMBA AMBOHIMANARINA ity ( teo aloha ) mariako hetoana fa mbola tsy nandray ary mbola tsy mieritreritra ny andray tamin'izy ity aho tompoko na ariary aza nefa (izao no miantoka ny depense rehetra na jiro na fitaovana na credit rehetra lany ) ; nohon'ny fitserana olona ny ankizy nefa dia efa nampitombohina satria efa nanomboka niamaro ny message sy ny commentaire nohon'ny fitseran'tsika mpandrifa rehetra tsy ankanavaka
milaza amin'tsika mpanjifa rehetra tsy ankanavaka nefa izahay fa tapitra hatreo ny fiarahamiasanay mpikambana rehetra amin'ny ity tompon'ny ity laharana nampiasanay ity dia ny laharana 0346603280 ka dia tsisy tompon'andraikitra intsony amin'ny fandraisana na fanarahamaso ny asanareo intsony izao na ny ankizy mpikambana rehetra ankoatran'ny tompon'ny laharana raha mbola vonona izy izay " hirianay mba ho lasa lavitra amin'ny asa rehetra ataony "
Antony dia tsotra satria nisafidy ny andeha irery tsy miaraka aminay intsony ny mpikambana iray izay tompon'io laharana ampiasanay io 0346603280 ( Izy no mitazona ny laharana dia AODINY IRERY NY ASAN'NY ANKIZY REHETRA EFA TENA MARO LOHATRA IZAY izay marihana fa efa tafiakatra 10 ny fitambaran'ny mpikambana tompoko tsy nahatsikaritra izahay FA KOSA GAGA IHANY OE MARO NY MANARAKA; MANDEFA MESSAGE ; ARY MAMETRAKA COMMANDE ETO AMIN'NY FACEBOOK NEFA TSISY ASA RAHA TSY NY MICONTACTE PAR " message privΓ©e " .NISY CLIENT MAROMARO NITARAINA IZAY VAO NANAO FANADIADIANA ARY TENA GAGA TANTERAKA IZAHAY REHETRA ary tena hontsa tanteraka nohon'ny toetsain'olona iray
Ny akizy mpikambana moa efa nilazako fa rehefa " IREO MANAO NY MARINA TSY HO VERY MANDRAKIZAY ARY TSY MAINTSY HITADY PROJET HAFA AHO HO AN ' IZY IREO AHO "
"HANAMPY IREO MALAGASY SAHIRANA NO TANJOKO NANAOVAKO ITY PROJET KANEFA DIA NY FITIAVAN'KELY MOA DIA MBOLA SAROTRA HO ALANA AMIN'NY MALAGASY ARY IZAY VAO TSAPAKO FA MISY ANTONY NO MAHA-SAHIRANA NY MALAGASY SASANY DIA NY TOE-TSAINA IZANY KA VAO HIAINGA 0 INDRAY IZAY REHETRA "
ANTONY TOKANA NO HANAOVAKO ITY FILAZANA ITY " DIA MBA TSY HIDIRAN'NAY MPIKAMBANA REHETRA INTSONY AMIN'IREO OLANA IZAY EFA NITRANGA SY MBOLA HITRANGA AMIN'ITY SASA LAMBA ITY " OLO TOKANA SISA NO MANANTATERAKA NY ASA RAHA MIANTSO NY LAHARANA IANAREO 0346603280 ka mbola andray izy " haveriko fa tsisy hidiran ny mpikambana rehetra intsony na ny tenako tompoko ny hasa rehetra ho avy eo
" FARANY DIA MANAFATRA AO HO AN'NY REHETRA EFA MITADY SY MBOLA ITADY AMIN' NY FIAINANA DIA NY FITIAVAN'KELY TOMPOKO DIA TSY HAHALASA ANAO HO AIZA NAHOVIANA NAHOVIANA ARY RATSY TENA RATSY IZANY MANIMBA FIAINAN'OLONA SAHIRANA IZANY ( ireo mpikambana moa no tena voa fa izao dia manana ny asako manokana efa andalana hikarakarana projet manaraka ho an'izy ireo indray aho ary ho ampilazana amin'tsika mpanjifa miandalana eo amin'ny facebook ihany ny vaovao )
(MOA RAHA MISY TOLOKEVITRA AVY AMIN'TSIKA na FIARAHAMIASA DIA MBA MIANGAVY RE TOMPOKO AMPIO IREO SAHIRANA TSY AN'ASA )
IZAO MIASA DIA TSY TRATRA ANTSO MATETIKA FA RAHA MISY FANAMPIMPANAZAVANA TIANTSIKA HO AZO NA FIARAHAMIASA NA FANAMPIANA TIANTSIKA HO ATAO AMIM'IREO MPIKAMBANA TSY AN'ASA INTSONY DIA ANTSOY NY LAHARAN'NY MPIKAMBANA AMINAY IRAY ITY TOMPOKO " 0345436698 "