Orinasa Informatique eto Antananarivo

Orinasa Informatique eto Antananarivo Centre de formation Informatique eto Antananarivo 💻🖥️🏬
☎ : 034 45 833 43

🔴 TE HAHAY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE AMIN’NY FOTOANA Fohy? 🔴📢 SPECIAL DIMANCHE MARAINA! 📢💻 Fampianarana manokana ho an’iz...
18/11/2025

🔴 TE HAHAY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE AMIN’NY FOTOANA Fohy? 🔴
📢 SPECIAL DIMANCHE MARAINA! 📢

💻 Fampianarana manokana ho an’izay te hahay haingana:
✅ Microsoft Word – Fanoratana sy fikarakarana antontan-taratasy 📄
✅ Excel – Fandrafetana tabilao sy kajikajy 📊
✅ PowerPoint – Famoronana fampisehoana mahavariana 🎤

Fidirana : 📆 Alahady 23 Novembre 2025 maraina ho avy izao |

⏰ : 8h maraina jusqu'à 10h maraina

📍 Toerana: Ankadifotsy ( repère : pharmacie)

💵 Saram-pisoratana anarana: ao @ mp
📲 Fisoratana anarana: ao @ mp

☎️Contact : 034 45 833 43

🚀 Fomba fianarana tsotra, haingana, ary azo takarina!
👉 Misy taratasy fanamarinana ho an’izay manaraka ny fampianarana!

Misorata anarana dieny izao! 🔥
’nyRehetra 💻🎓

Formation Informatique de base particulier 👉 word,excel de base, PowerPoint 😍💻🖥️Mahazo bonus Asa vita formation 💼Te hian...
09/09/2025

Formation Informatique de base particulier
👉 word,excel de base, PowerPoint 😍💻🖥️

Mahazo bonus Asa vita formation 💼

Te hianatra informatique ve ? Te hiasa @ sehatry ny informatique a ? Na ankizy na tanora na olo-dehibe? vakio ary ity :

Izahay ato @ société Informatique dia manolotra anao izao formation izao :

Formation Informatique Bureautique
Na mbola tsy mahay ordinateur mitsy aza ianao na efa mahay fa mbola te hanampy traikefa , na Zaza na tanora na olo-dehibe dia raisinay avokoa !

Toy izao ny programme ny formation izay ho azonao ao anatin’ny formation :
-Word
-Excel
-Power Point
-bureautique avec IA
-Misy asa omenay avy hatrany vita Formation ato
-Pratique 100%

Ny Fidirana : Lundi 15 Septembre 2025 ho AVY izao à 9h maraina 🙏

Heure : 9h jusqu'à 11h

Mampianatra à domicile ihany koa izahay ho anareo izay Liana ny @ zany 😍

Frais de formation : mp direct

Raha mahaliana anao ary ny te hianatra informatique sy hiasa tontolon’ny informatique dia manasa anao handefa Mp haingana misoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana sy ny ankizy raisinay

Mankasitraka mialoha tompoko !

Mahombiaza daholo.

Formation Informatique de base particulier 👉 word,excel de base, PowerPoint 😍💻🖥️Mahazo bonus Asa vita formation 💼Te hian...
01/09/2025

Formation Informatique de base particulier
👉 word,excel de base, PowerPoint 😍💻🖥️

Mahazo bonus Asa vita formation 💼

Te hianatra informatique ve ? Te hiasa @ sehatry ny informatique a ? Na ankizy na tanora na olo-dehibe? vakio ary ity :

Izahay ato @ société Informatique dia manolotra anao izao formation izao :

Formation Informatique Bureautique
Na mbola tsy mahay ordinateur mitsy aza ianao na efa mahay fa mbola te hanampy traikefa , na Zaza na tanora na olo-dehibe dia raisinay avokoa !

Toy izao ny programme ny formation izay ho azonao ao anatin’ny formation :
-Word
-Excel
-Power Point
-bureautique avec IA
-Misy asa omenay avy hatrany vita Formation ato
-Pratique 100%

Ny Fidirana : Lundi 08 Septembre 2025 ho AVY izao à 9h maraina 🙏

Heure : 9h jusqu'à 11h

Mampianatra à domicile ihany koa izahay ho anareo izay Liana ny @ zany 😍

Frais de formation : mp direct

Raha mahaliana anao ary ny te hianatra informatique sy hiasa tontolon’ny informatique dia manasa anao handefa Mp haingana misoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana sy ny ankizy raisinay

Mankasitraka mialoha tompoko !

Mahombiaza daholo.

Formation Informatique de base à domicile 🏬 👉Izany hoe tsy mila mi-deplace intsony ianao fa any antranonao ihany ianao n...
24/07/2025

Formation Informatique de base à domicile 🏬
👉Izany hoe tsy mila mi-deplace intsony ianao fa any antranonao ihany ianao no hampianarina 😍💻🖥️

Tonga dia mahazo bonus Asa vita formation

Te hianatra informatique ve ? Te hiasa @ sehatry ny informatique a ? Na ankizy na tanora na olo-dehibe? vakio ary ity :

Izahay ato @ société Informatique dia manolotra anao izao formation izao :

Formation Informatique Bureautique
Na mbola tsy mahay ordinateur mitsy aza ianao na efa mahay fa mbola te hanampy traikefa , na Zaza na tanora na olo-dehibe dia raisinay avokoa !

Toy izao ny programme ny formation izay ho azonao ao anatin’ny formation :
-Word
-Excel
-Power Point
-Misy asa omenay avy hatrany vita Formation ato
-Pratique 100%

Ny Fidirana : arakaraka ny fotoana anao 🙏

Raha mahaliana anao ary ny te hianatra informatique sy hiasa tontolon’ny informatique dia manasa anao handefa Mp haingana misoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana sy ny ankizy raisinay

Mankasitraka mialoha tompoko !

Mahombiaza daholo.

Formation Informatique de base👉Izahay mpianatra 10 voalohany misoratra anarana voalohany ao Mp Zao  Dia omenay asa avy h...
29/10/2024

Formation Informatique de base
👉Izahay mpianatra 10 voalohany misoratra anarana voalohany ao Mp Zao Dia omenay asa avy hatrany vita formation ⌨️
👉 Lundi 04 Novembre 2024 ho avy zao fidirana après midi à 14h

Tonga dia mahazo asa vita formation

Te hianatra informatique ve ? Te hiasa @ sehatry ny informatique a ? vakio ary ity :

Izahay ato @ Informatique de base dia manolotra anao izao formation izao :

Formation Informatique Bureautique
Na mbola tsy mahay ordinateur mitsy aza ianao na efa mahay fa mbola te hanampy traikefa , na Zaza na tanora na olo-dehibe dia raisinay avokoa !

Toy izao ny programme ny formation izay ho azonao ao anatin’ny formation :
-Word
-Excel
-Power Point
-Misy asa omenay avy hatrany vita Formation ato
-Pratique 100%

Ny Fidirana na ny rentré : Lundi 04 Novembre 2024 ho avy zao à 14h maraina

- Misy spécial Samedi sy dimanche ihany koa

Ny heure : 14h à 16h tsika mianatra

Raha mahaliana anao ary ny te hianatra informatique sy hiasa tontolon’ny informatique dia manasa anao handefa Mp haingana misoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana sy ny ankizy raisinay

Mankasitraka mialoha tompoko !

Mahombiaza daholo.

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Orinasa Informatique eto Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share