Soa Communication

Soa Communication Tia hanatsara ny fifandraisanao amin'ny olona ianao na any an-trano, na any am-piasana, na amin'ny fiainana andavan'andro ?

Soa Communication dia manampy anao hahay hifandray amin'ny olona rehetra Soa Communication dia pejy hahitana torohevitra tsotra ho an’ny fifampiresahana tsara kokoa isan’andro. Toerana afaka hazahoana fanampiana na ho an’ny tanora na ho an'ny ray aman-dreny hifehy ny fihetseham-po, hampitony ny disadisa ary hiteny tsy mandratra.
💬 Torohevitra manokana amin’ny message privé

Soa Communication est

l'adresse de prédilection pour avoir des conseils simples et accessibles pour mieux communiquer au quotidien. Elle fournit une aide aux jeunes et aux parents pour gérer leurs émotions, apaiser les tensions et parler sans blesser.
💬 Conseils personnalisés en message privé

Mirary fetin'ny Reny mahafinaritra ho an'ireo reny rehetra 🥰🥰
31/05/2026

Mirary fetin'ny Reny mahafinaritra ho an'ireo reny rehetra 🥰🥰

Tsara foana ny mianatra...
28/05/2026

Tsara foana ny mianatra...

Efa nisy fotoana ve ianao…Nahatsapa hoe manana zavatra tsara holazaina…fa tsy tafavoaka ?
Na hoe rehefa vita ny réunion…vao tonga saina oe tena izao ilay tokony nolaizana ?
Na koa hoe…betsaka ny zavatra hainao, fa toa tsy misy mihaino ianao ?
Ny marina dia izao : Maro ny olona mahay…fa tsy mahay mampita ny maha izy azy :(.
Ary amin’izao fotoana izao…ny communication dia lasa compétence de pouvoir.
Izay mahay miteny, mahay mihaino, mahay mandresy lahatra, mahay mametraka ny tenany…ireo no mandroso.

Ny 13 Juin, hanatanteraka atelier-formation immersif aho :
🎯 L’ART DE COMMUNIQUER AVEC IMPACT

Mandritra ny adinin’enina na fito eo ianao dia hianatra :
✔ hahafantatra ny fomba firesakao
✔ hiresaka am-pahatokisana sy am-panajana
✔ handamina hevitra mba handresy lahatra
✔ haka toerana tsy amin-kerisetra fa amin’ny impact

Tsy formation feno théorie fotsiny izy ity. Fa zavatra hiainana, hampiharina, ary hahatonga anao hahatsapa ny impact tena avoakan’ny communication-nao.
💥 Vidim-pidirana :
50.000Ar raha ho tokony 269.000Ar
Toerana : Bloc 3 La City Ivandry, 3ème étage
Contact : 034 11 107 66
Lien hanoratana anarana: https://bit.ly/43xsxmJ
⚠️ Toerana 30 ihany no misy ka fandrio dieny izao ny toeranao

Efa nisy fotoana ve ianao…Nahatsapa hoe manana zavatra tsara holazaina…fa tsy tafavoaka ?Na hoe rehefa vita ny réunion…v...
28/05/2026

Efa nisy fotoana ve ianao…Nahatsapa hoe manana zavatra tsara holazaina…fa tsy tafavoaka ?
Na hoe rehefa vita ny réunion…vao tonga saina oe tena izao ilay tokony nolaizana ?
Na koa hoe…betsaka ny zavatra hainao, fa toa tsy misy mihaino ianao ?
Ny marina dia izao : Maro ny olona mahay…fa tsy mahay mampita ny maha izy azy :(.
Ary amin’izao fotoana izao…ny communication dia lasa compétence de pouvoir.
Izay mahay miteny, mahay mihaino, mahay mandresy lahatra, mahay mametraka ny tenany…ireo no mandroso.

Ny 13 Juin, hanatanteraka atelier-formation immersif aho :
🎯 L’ART DE COMMUNIQUER AVEC IMPACT

Mandritra ny adinin’enina na fito eo ianao dia hianatra :
✔ hahafantatra ny fomba firesakao
✔ hiresaka am-pahatokisana sy am-panajana
✔ handamina hevitra mba handresy lahatra
✔ haka toerana tsy amin-kerisetra fa amin’ny impact

Tsy formation feno théorie fotsiny izy ity. Fa zavatra hiainana, hampiharina, ary hahatonga anao hahatsapa ny impact tena avoakan’ny communication-nao.
💥 Vidim-pidirana :
50.000Ar raha ho tokony 269.000Ar
Toerana : Bloc 3 La City Ivandry, 3ème étage
Contact : 034 11 107 66
Lien hanoratana anarana: https://bit.ly/43xsxmJ
⚠️ Toerana 30 ihany no misy ka fandrio dieny izao ny toeranao

🤔 Efa nisy fotoana ve ianao…​Te hilaza zavatra tsara, fa tsy nahita tenenina?Rehefa vita ny réunion, vao tonga ao an-tsa...
27/05/2026

🤔 Efa nisy fotoana ve ianao…
​Te hilaza zavatra tsara, fa tsy nahita tenenina?
Rehefa vita ny réunion, vao tonga ao an-tsaina izay tokony ho navaly? Dia teo vao hoay leaza a 🙈🙈🤣🤣
Sa kosa mahatsapa ianao hoe be ny zavatra hainao, fa toa tsy dia misy mihaino?
​Andao hovaina izany.
​📆 Noteo tsara ny daty: ny 13 Jona!
​Tsy ela intsony dia ho hainao ny fomba fampitana ny maha-izy anao sy ny zavatra tianao ambara amin’ny fomba mahomby.

25/05/2026

Lazaina matetika oe tia tena, ratsy toetra na tsy miraraha ny hafa rehefa mianatra mametraka limite, na koa miteny oe "TSIA".
Afaka hianarana tsara anefa izany...

Raha misy tia hianatra dia aza misalasala mandefa mp.

Tsy ilay oe mampalaza azy fotsiny angamba no mahavariana ity trend ity fa ilay zavatra havoakany... Ity izany ilay olona...
23/05/2026

Tsy ilay oe mampalaza azy fotsiny angamba no mahavariana ity trend ity fa ilay zavatra havoakany... Ity izany ilay olona ao arianan'ity pejy ity 😊.
Olona tso-po ary tia manampy ny hafa arak'izay possible aminy...

23/05/2026

Rehefa sorena dia manao ahoana isika? Tonga dia manaikitra ve? Sa tsy miteny? Sa mahay maneho ny hasorenana fa am-panajana....
Mila hianarana... Raha misy te hianatra dia afaka manantona ao @ mp.

Torohevitra amin'izao akaikin'ny fetin'ny Reny izao. Misaotra an'i Jejoo, le quotidien des femmes tamin'ny fiaraha miasa...
22/05/2026

Torohevitra amin'izao akaikin'ny fetin'ny Reny izao.
Misaotra an'i Jejoo, le quotidien des femmes tamin'ny fiaraha miasa... 😊

Oe oe....mbola misy hatrany ny Gobelet Longrich an...Ilay tsy azo ialana hanatsarana ny fahasalamana sy ilay manampy mia...
08/11/2023

Oe oe....mbola misy hatrany ny Gobelet Longrich an...
Ilay tsy azo ialana hanatsarana ny fahasalamana sy ilay manampy miady amin'ny aretina maro dia maro.

Fantrareo ve fa betsaka ny Tombontsoa entin'ny fisotroana rano "Alcaline" ho an'ny toe-batantsika 😊😊? Manamafy ny herin'...
18/04/2023

Fantrareo ve fa betsaka ny Tombontsoa entin'ny fisotroana rano "Alcaline" ho an'ny toe-batantsika 😊😊? Manamafy ny herin'ny vatana izy ka mahatonga ny vatana mahavita manohitra aretina maro samihafa...
Ity Gourde na Gobelet Longrich ity dia hanampy ny rano izay hosointrintsika ho lasa alcaline....raha misy manitikitika anao dia aza misalasala miditra "mp" manontany fanampi-panazavana 😊😊

Address

Antananarivo
Antananarivo
103

Telephone

+261326511724

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share