COURS de Français & Anglais 1mois

COURS de Français & Anglais 1mois COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS
MAMPAHAY ao anatin'ny 1 mois monja!😊

Ho anao ilay niantso an'ny Mme Antsa iny, nitaraina hoe: " Tena te hianatra any aminao aho fa ilay misy anao lavitra be"...
18/08/2025

Ho anao ilay niantso an'ny Mme Antsa iny, nitaraina hoe:

" Tena te hianatra any aminao aho fa ilay misy anao lavitra be"🥲

sy ny hoe:
" Za tompoko miasa foana dia tery ny fotoanako."

👉 Ity COURS SUR WHATSAPP ity no VAHAOLANA TSARA BE ho anao!!

👉 Sady AHAIZANA MITENY VETIVETY BE !

👉 Afaka mianatra ianao N'AIZA N'AIZA misy anao @ ora tianao🤗

Mme Antsa : 034 09 014 92!

Tena tiako be ity asako ity♥️Sady mampianatra ANGLAIS & FRANÇAIS no mahazo namana vaovao foana.TANORA sy OLONDEHIBE maro...
28/02/2025

Tena tiako be ity asako ity♥️

Sady mampianatra
ANGLAIS & FRANÇAIS no mahazo namana vaovao foana.

TANORA sy OLONDEHIBE maro mantsy no MATOKY sy EFA NATOKY ahy!!!

TSY MAINTSY ATAO MAHAY MITENY ANGLISY sy FRANTSAY TSARA DAHOLO REHEFA TONGA ATY!!!

Prochaine vague: 03 Mars 2025!

Mme Antsa : 034 09 014 92!

Mitady             COURS DE LANGUES       🇬🇧    ANGLAIS & FRANÇAIS 🇲🇫 ✓ Efa MIPETRAPETRAKA TSARA ny fomba fampianarana.✓...
23/01/2025

Mitady
COURS DE LANGUES
🇬🇧 ANGLAIS & FRANÇAIS 🇲🇫

✓ Efa MIPETRAPETRAKA TSARA ny fomba fampianarana.
✓ Ampy sy feno ny ECOUTE
✓ PRATIQUE 100%
✓ VITSIVITSY no mpiara-mianatra

METY BE AMINAO ITY COURS ITY!

Prochaine vague:
27 janvier / 07 Février 2025

Mme Antsa: 034 09 014 92!

Tsy hanaiky resin'ny ankizy kely izany isika olondehibe.🤗Ny zanakao mahay miteny FRANTSAY sy ANGLISY be nefa ianao sahir...
14/01/2025

Tsy hanaiky resin'ny ankizy kely izany isika olondehibe.🤗

Ny zanakao mahay miteny FRANTSAY sy ANGLISY be nefa ianao sahirana?

AZA MISAHIRANA FA AO ANATY FINDAINAO dia vita ny cours miaraka @ Mme Antsa. ( Mampiasa boky)

Ho gaga ny zanakao fa lasa MAHAY BE TAMPOKA TAO ianao.

Mety foana na DÉBUTANT aza ianao.

✓ AHAIZANA MITENY VETIVETY BE!

Mme Antsa : 034 09 014 92!

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo vaovao izay liana @ fianarana  ANGLAIS & FRANÇAIS nefa mbola TSY MAHAY MIHINTSY! ✓ AN...
07/01/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo vaovao izay liana @ fianarana
ANGLAIS & FRANÇAIS
nefa mbola TSY MAHAY MIHINTSY!

✓ ANY AN-TRANONAO ihany dia VITA NY COURS miaraka @ Mme Antsa.

TSY HANDISO FANANTENANA ANAO!

Contact: 034 09 014 92!

COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS                   avec Mme Antsa * 2025: 15 ans d'expérience Mme Antsa* 🎉   HITOHY HATRANY N...
02/01/2025

COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS
avec Mme Antsa

* 2025: 15 ans d'expérience Mme Antsa* 🎉

HITOHY HATRANY NY FANATSARANA NY FOMBA FAMPIANARANA, IZAY EFA NAHAFANTARANA AZY!

Efa MAROBE no natoky an'i Mme Antsa.🤩

Fidirana manaraka:
06 janvier 2025!
Spécial samedi:
11 janvier 2025

Ny cours EN LIGNE ho an'ireo any @ faritra sy any ivelan'ny M/ scar:
MITOHY HATRANY.

TSY MENA MITAHA @ HAFA ny cours ato @ Mme Antsa.

Contact: 034 09 014 92!♥️

JOYEUX NOËL daholo e!♥️ Ho fankalazantsika miaraka ny NOËL anio 25 DÉCEMBRE!!!dia araraoty ny PROMOTION DE NOEL androany...
25/12/2024

JOYEUX NOËL daholo e!♥️
Ho fankalazantsika miaraka ny NOËL anio 25 DÉCEMBRE!!!
dia araraoty ny PROMOTION DE NOEL androany. ( COURS D'ANGLAIS & FRANÇAIS)
" 50.000ar" avokoa ny sarany rehetra na MIVANTANA na EN LIGNE!

ARARAOTY AVANT 15H

Mme Antsa: 034 09 014 92

06/12/2024

AVANTAGE COURS PARLÉ🙏
MANAMPY BE HOY IZY IREO LAY FANAZARANA MITENY FRANTSAY & ANGLISY AVY HATRANY ISANANDRO ato @ Mme Antsa!

Tsy maninona izany. Tsy olana mihintsy izany hoe efa  lehibe vao hianatra           ANGLAIS & FRANÇAIS PARLÉTanora sy ol...
05/12/2024

Tsy maninona izany. Tsy olana mihintsy izany hoe efa lehibe vao hianatra
ANGLAIS & FRANÇAIS PARLÉ

Tanora sy olondehibe maro no efa tato @ Mme Antsa ary mbola matoky azy h@ izao.

AORIAN'NY 1 MOIS MONJA DIA EFA MIOVA BE NY FAHAIZANAO!

Rentrée: 12 Décembre 2024!

Mme Antsa: 034 09 014 92!

🇺🇸 COURS D'ANGLAIS 🇺🇸               Ho an'ny olona  MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY🤗ANY AN-TRANONAO ianao no mianatra.✓ Mila ma...
28/11/2024

🇺🇸 COURS D'ANGLAIS 🇺🇸
Ho an'ny olona

MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY🤗

ANY AN-TRANONAO ianao no mianatra.

✓ Mila manana WHATSAPP !
✓ MAMPAHAY VETIVETY

Mme Antsa: 034 09 014 92!

Address

Andraisoro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COURS de Français & Anglais 1mois posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share