04/08/2026
Eeeeeeee oooo😉😉
👉👉Ny tsy fahampian’ny Vitamine B12 @ vatana dia mahatonga
⚠️⚠️⚠️tsy fahasalaman’ny saina 🤯🤯
Hainao ve izany ? 🤔🤔🤔
Andao resahana ary
Rapitso @ 7:30 alina isika hireska mahakasika:
👉👉Asany @ vatana
👉👉 ny vokadratsiny raha tsy ampy izy
👉👉 sakafo mitondra azy