Nico Création

Nico Création Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nico Création, Business Center, Nico Création, Antananarivo.

Villa basse type F3 . Efa manana terrain ve ianao ? Natokana ho anao ity  Surface bâtir 8/7,10=56,80m2. Fondation prévu ...
13/05/2026

Villa basse type F3 .

Efa manana terrain ve ianao ? Natokana ho anao ity

Surface bâtir 8/7,10=56,80m2.

Fondation prévu R+1.

Disposition intérieur :

Une chambre parentales
Une chambre enfant
Salon sy cuisine ouverte
Do**he sy toilette italienne
Véranda.

Plan 2D (complets) ahazoana permis de construire.
Plan 3D ( vue en façade) ahitanao ny endrika ivelany.
Devis estimatif (cléf en main biriky na koa parpaing).
Devis quantitatif détaillé (renouvelables).
Devis gros oeuvre .
Fosse septique (08 personne).
Puisard et regard.

Durée d'exécution : 90 jours .
Nif sy Stat . ( a jour).
Garantie (03 mois a condition).

Bureau a domicile (pour le moment).

Tél ; WhatsApp : +261 34 45 909 00.

Mandeha faritany rehetra

18/03/2026

Mifalia ry malagasy fa nahazo taom-baovao 🇲🇬🎉

Manam-pikasana hanao TRANO va  ianao🏗️ ???Efa manana tany,  sa mbola tsy ampy ny budget ?➡️Atombohy amin'ny PLAN sy DEVI...
07/03/2026

Manam-pikasana hanao TRANO va ianao🏗️ ???

Efa manana tany, sa mbola tsy ampy ny budget ?

➡️Atombohy amin'ny PLAN sy DEVIS aloha, mba hahitanao ny mety ho endriky ny Trano sy ny Vola mety ho lany amin'ny fananganana azy⬅️.

Mametraha ary fitokisana aty aminay fa izahay dia MANAO:

📝Plan 2D: (izay afahanao mahazo permis de construire any @ commune )

📝Plan 3D( miaraka amin'ny photo realiste ahitanao tsara ny endriky ny trano tony efa vita. )

📝Devis quantitatif des matériaux.
📝 Devis clé en main
📝 Devis main d'oeuvre


🏗️ Construction

Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina aty aminay

Contact: 034 45 909 00 ( WhatsApp)
Mail : [email protected]

Mandeha faritany.

Bonne année ❣️Année de joie, paix, bonheur et santé prospérité grâce pour tous.Nico Création
01/01/2026

Bonne année ❣️

Année de joie, paix, bonheur et santé prospérité grâce pour tous.

Nico Création

Sahiran-tsaina va ianao mitady olona azo antoka hanatanteraka ny nofinao ?Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny tao-...
26/11/2025

Sahiran-tsaina va ianao mitady olona azo antoka hanatanteraka ny nofinao ?

Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny tao-trano:

PLAN
DEVIS
Construction
Suivi
Conseil

Plus d'infos Mp

Tél, WhatsApp : 034 45 909 00

Mandeha faritany.

Villa basse type F2Efa manana terrain ve ianao? Natokana ho anao ity !!!☑️ Une chambre ☑️ Salon et cuisine ouverte ☑️ To...
15/11/2025

Villa basse type F2

Efa manana terrain ve ianao? Natokana ho anao ity !!!

☑️ Une chambre
☑️ Salon et cuisine ouverte
☑️ Toilette et do**he intérieur
☑️Plan complets Mp
☑️ Devis tâcheron Mp
☑️ Devis estimatif Mp
☑️ Surface bâtir 7,60 sur 6,60= 50, 16m2

Délais d'exécution trois mois (03)

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00

Mandeha faritany rehetra !!!

Projet an'ny client iray any Nosy bé hell-ville izy ity Mahavita soa tompoko 🙏
10/11/2025

Projet an'ny client iray any Nosy bé hell-ville izy ity

Mahavita soa tompoko 🙏

🏗️ Villa basse type F4 .Surface bâtir : 13,40/8,60 = 115,24m2.Duré d'exécution : 04 mois.📝Plan vue 2D📝Plan vue 3D📝Devis ...
20/08/2025

🏗️ Villa basse type F4 .

Surface bâtir : 13,40/8,60 = 115,24m2.
Duré d'exécution : 04 mois.

📝Plan vue 2D
📝Plan vue 3D
📝Devis estimatif (cléf en main)
📝Devis tâcheron (main d'oeuvre)

✔️Un chambre parentale de 18, 80m2 avec

✔️Do**he et toilette parents de 5,36m2.

✔️Un chambre fille de 16m2

✔️Une chambre garçon de 16m2

✔️Cuisine ouverte de 9,96m2

✔️Séjour : 21,62m2

✔️Do**he : 2m2

✔️Toilette : 1,80m2

✔️Véranda : 6,44m2

☎️Tél : 034 45 909 00 ; (WhatsApp)

🏡 Mandeha faritany !!!

Mahavita soa tompoko 🙏 Client iray zay nametraka ny fitokisana aminay taminy fanaovana ny plan ny tranony, Mankasitraka ...
10/08/2025

Mahavita soa tompoko 🙏

Client iray zay nametraka ny fitokisana aminay taminy fanaovana ny plan ny tranony,

Mankasitraka indrindra tompoko !!!

Plan 2D (complet)
Plan 3D (Vue du façade)

Efa nanomboka omaly moa ny adi-fototra ka dia mamerina ny fisaorana, ary mirary indrindra ny hahavitana azy hatramin'ny farany 🙏.

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00
G-mail [email protected]

Mandeha faritany.

🏡 Villa basse hatrany no mbola atolotray ho antsika manaraka ny pejy🏗️ Surface bâtir 8/7 (57m2.)🧷 01 chambre parentale 🧷...
04/08/2025

🏡 Villa basse hatrany no mbola atolotray ho antsika manaraka ny pejy

🏗️ Surface bâtir 8/7 (57m2.)

🧷 01 chambre parentale
🧷 01 chambre enfant
🧷 Salon sy cuisine ouverte
🧷 Do**he sy toilette italienne
🧷 Véranda.

📝Plan 2D (complets)
📝Plan 3D ( vue façade)
📝 Devis estimatif (cléf en main)

🛠️ Durée d'exécution : Telo volana (03).

Fosse septique (08 personnes ) sy puisard

☎️ Tél na WhatsApp aminy : +261 34 45 909 00.

Mandeha faritany rehetra.

Ny asa fanamborana fosse septique sy puisard ary regard indray no ho zarainay aminao manaraka ny pejy androany !!!Mariha...
26/07/2025

Ny asa fanamborana fosse septique sy puisard ary regard indray no ho zarainay aminao manaraka ny pejy androany !!!

Marihana moa fa tsy dia ny habeny loatra no tena idéale aminy fanaovana ny fosse septique toizao fa ny fonctionnement-ny.

Nanana tombony manokana ny client teto satria dia mafy ny terrain ka tsy ho feno mihitsy izy ireto na dia 15 taona aza.

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00.

Address

Nico Création
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nico Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share