Mora Shop MDG

Mora Shop MDG Spécialisé en vente de 2ème choix, surplus de production et fin de série

25/12/2025
🔴GONY 250 KGS DISPO INDRAY 2 ème choix tsy misy soratra Lieu de récupération: Tanjombato ✅ MP pour commander !
10/12/2025

🔴GONY 250 KGS DISPO INDRAY
2 ème choix tsy misy soratra
Lieu de récupération: Tanjombato
✅ MP pour commander !

🔔 Mbola misy sisa kely ny Gony 250 kg, 2 ème choix ato☺️Midira Mp aingana sao tara🥰
10/11/2025

🔔 Mbola misy sisa kely ny Gony 250 kg, 2 ème choix ato☺️

Midira Mp aingana sao tara🥰

🔥ANDAO ILALAO🔥✅Mimentionné olona ao commentaires (dimy farafahakeliny). ✅Raha mividy Gony ato aminay ny iray amin' ireo ...
09/09/2025

🔥ANDAO ILALAO🔥

✅Mimentionné olona ao commentaires (dimy farafahakeliny).
✅Raha mividy Gony ato aminay ny iray amin' ireo olona ireo( raha izy dimy voamaika tsara) dia mahazo cadeau surprise avy amin' ny DG ianao☺️.
📌 Araho sy abonnéo ary partageo ny pejy mba afahan'ny rehetra mandray anjara.


⛔Valin'ny lalao pronoskitra ⛔👏Arahabaina i Mikajy AndMikajy Andriaaay RahStaray Rahoullve Rth Steve Rth nahazo ny loka t...
05/09/2025

⛔Valin'ny lalao pronoskitra ⛔
👏Arahabaina i Mikajy AndMikajy Andriaaay RahStaray Rahoullve Rth Steve Rth nahazo ny loka tamin'ny pronoskitra CHAN👏.
✅Izay hatolotry ny ekipan'ny Mora Shop MDG amin'ny Mp ka manasa anareo telo mirahalahy hiditra Mp.
✅Araho sy abonnéo ary partageo ny pejy mba afahan'ny namantsika rehetra handray anjara amin' ny lalao manaraka.

🔥Ity indray ary ny lalaontsika🔥
📌Mimentionné olona ao commentaires (dimy farafahakeliny).
📌Raha mividy Gony ato aminay ny iray amin' ireo olona ireo( raha izy dimy voamaika tsara) dia mahazo cadeau surprise avy amin' ny DG ianao☺️.

🔥 𝐏𝐫𝐨𝐧𝐨𝐬𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚🔥 ⚽️ Alefaso ao amin'ny "commentaire👇" ny vinavinainao( 🇲🇬?vs🇲🇦?)📌Partage sy miabonner ny page ary mentione...
29/08/2025

🔥 𝐏𝐫𝐨𝐧𝐨𝐬𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚🔥
⚽️ Alefaso ao amin'ny "commentaire👇" ny vinavinainao( 🇲🇬?vs🇲🇦?)
📌Partage sy miabonner ny page ary mentioneo olona 5 ( miabonner @ page io olona 5 io)
🥳Mahazo Crédit 1000Ar avy izay 3 voalohany mahamarina, tsy azo atao ny manova coms.
ALEFA BAREA

Efa kely sisa ☺️
29/08/2025

Efa kely sisa ☺️

⛔ ARRIVAGE ⛔   🔰Gony  250 kg, 2 ème choix 70*120 tsy misy soratra , tsara kalitao nefa mora🔰 🎉Vidiny : 1 183 Ar ny singa...
22/08/2025

⛔ ARRIVAGE ⛔

🔰Gony 250 kg, 2 ème choix 70*120 tsy misy soratra , tsara kalitao nefa mora🔰
🎉Vidiny : 1 183 Ar ny singany iray
👉Tonga Mp avy hatrany❗

18/08/2025
🛑OFFRE SPÉCIALE🛑👉 Efa kely ny STOCK sisa amin'ny Gony 180kgs, 2 ème choix 60×100👈.🎉Tombony ho an'izay mividy ity Gony ma...
07/08/2025

🛑OFFRE SPÉCIALE🛑
👉 Efa kely ny STOCK sisa amin'ny Gony 180kgs, 2 ème choix 60×100👈.
🎉Tombony ho an'izay mividy ity Gony matanjaka ity ato amin' Sop MDG dia mahazo fihenam-bidy 10% be zao🎉.
✅500 isa ny ball iray.
Midira Mp izay liana.

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261344922464

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share