𝑭𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂𝒉𝒊𝒅𝒚 𝑰𝑰𝑰 𝑹

𝑭𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂𝒉𝒊𝒅𝒚 𝑰𝑰𝑰 𝑹 Partage- Conseils- Vente- Formation

Maniry ny ho tafita ve ianao? Te hanana ho avy mamiratra?📎MAHAIZA MISAFIDY!Ny zavatra rehetra dia misy safidy avokoa, na...
11/07/2023

Maniry ny ho tafita ve ianao? Te hanana ho avy mamiratra?
📎MAHAIZA MISAFIDY!

Ny zavatra rehetra dia misy safidy avokoa, na fanapahan-kevitra io, na asa io, na fitiavana na inona na inona.

Tsy manam-bola ve ianao?
Safidinao izany.
Mety hiteny ianao hoe iza koa no hisafidy tsy hanambola izany?

Nefa tena lazaiko anao fa safidinao io ianao tsy manam-bola io.
Matoa ianao tsy manam-bola dia tsy manao izay ahitana azy izany.

Aza miandry zavatra goavana vao hanao zavatra fa hatomboy amin'izay hanananao.
Raha misy zavatra hainao dia havadio vola izany.

Ny tiako ho lazaina sy haveriko ihany dia hoe misy safidy avokoa izay zava-mitranga eo amin'ny fiainantsika ka MAHAIZA MISAFIDY.

Mirary soa anao aho.

Fanalahidy III R

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂𝒉𝒊𝒅𝒚 𝑰𝑰𝑰 𝑹 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share