Gabriel Emir Rak

Gabriel Emir Rak Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gabriel Emir Rak, Business Center, rtsioriniainagabriel@gmail. com, Antananarivo.

📿💗"We are here to flourish, to find joy, to live in harmony, and to have all we need."👑💞
07/05/2025

📿💗"We are here to flourish, to find joy, to live in harmony, and to have all we need."👑💞

🙈😝Aleuo mba manao Piscine keuly fa tena mafana izany andro izany😉😜
27/08/2024

🙈😝Aleuo mba manao Piscine keuly fa tena mafana izany andro izany😉😜

❎⭕EO KELY MOA NDAO MBA HAHITSY NY DISO FA VERY NY MARINA❎⭕"Andrianiko ny Teniko fa ny an'ny hafa koa hofeheziko."(Toa la...
20/06/2024

❎⭕EO KELY MOA NDAO MBA HAHITSY NY DISO FA VERY NY MARINA❎⭕

"Andrianiko ny Teniko fa ny an'ny hafa koa hofeheziko."

(Toa lasa manara'drenirano fotsiny ihany koa isika amin'izao vanin'andro izao amin'ireto fomba fiteny sy firarian'tsoa ireto,Koa ande hifanitsy sy hifanoro kely.)

1⃣"Miteraha Fy toa lahy, Fy toa vavy"

❌Fa tsy hoe:"Fitolahy, Fitovavy..."

Satria tso-drano tsara teo amin'ny Ntaolo ny fanany zanaka lahy sy vavy ary ny dikan'ny hoe fy dia (fitiavana), lehibe teo @ fiainany izany.
Ny Ntaolo no resaka eto ary tiany na roa fotsiny aza ny zanany saingy mba misy hoe Lahy sy Vavy.

2⃣ "Tany nahavokisana ka tsihy no itoerana ela".

❌Fa tsy hoe:"tsy hitoerana ela..."

Satria FAHINY,eny mbola misy ankehitriny ny tsihy no isakafoanana ka miresadresaka rehefa voky,miara mipetrapetraka eo mifanoko resaka mifanakalo hevitra fa tsy miala avy hatrany dia manao toa an'ilay "TENDAN'KANINA nahalany masaka ka Voky dia lasa."

3⃣ "Vadin-joky kilolohan-jandry"

❌Fa tsy hoe kilalao(sao misy manararaotra tokoa😂😂)..

Satria ny dikan'ny hoe AN'KILOLOHA dia lolohavina antampon'ny loha,na hajaina.

4⃣"Valahara mpiandry fasana" no izy

❌Fa tsy hoe:" Valala mpiandry fasana..."

Satria ny Valahara dia olona atokisana ary izany mahatonga azy ireo miteny hoe OLONA TSY VALAHARA rehefa tezitra ary mino aho fa efa niteny izany ianao(olona tsy atokisana,fetsifetsy,tsy milaza ny marina).tsisy valala HIANDRY fasana zany, Taiza koa rankizy no nisy VALALA ahay hiandry fasana an😃😂.

5⃣"Ady voay ama-mamban'krijavola ka avy hatrany dia ny voamasony no potsirina"

❌Fa tsy hoe:"Adi'vomanga..."( taiza koa no nisy VOMANGA nisy masony😃😂, ny vomanga tompoko tsy misy masony.

6⃣ "Mahita volana alohan'i Habiby"

❌Fa tsy hoe:" Mahita vola'a alohan'ny biby".

Satria i Habiby dia Mpimasy nalaza tao Ambohidrabiby izay nahatonga io anaran'tany io ho Ambohitrabiby.

7⃣ "Ny tody itsy misy,ny atao koa miverina"

❌Fa tsy hoe: "Ny tody tsy misy..."

Raha mba NIANATRA na nandefa fisainana lavidavitra ianao tokony hahay hoe nino tanteraka ny fisian'ny Tody ny Ntaolo malagasy sy isika malagasy ka tsy misy ahoana?😂
Izany hoe sady vesaran'ny tody raha manao ratsy ary iverenan'ny nataony ihany koa.

8⃣ "Fon-drazalahy natakalo fon-drazavavy"

❌fa tsy hoe "fozalahy sy foza vavy..."

ZAY NO AZOKO NAMBARA ARY MINO IANAO TSARA TSY MINO TSY HITAKO INTSONY IZAY HAMBARA ARY TSY OE MAHAY BE ZA FA MBA ZARAIKO FOTSINY .MANKASITRAKA!!
SAO MBOLA MISY MAHITA??

😊Indrana😊/Nangalarina/Juste mizara😜

30/05/2024

😉🎉🎊Arahabaina zoukinay ah,mirary soa be dia be dia ho ela fanapahana amin'ny toerana izay misy anao anie ianao.🎁🎀🎇
👍💪👊Aza miova izany fa efa milay ianao dia ho tahin'ilay ao ambony hatrany💪👍🔑
🎁🎊Felicitation TANA 3🎉🎆
Gascar Fenosoa

Personal blog

24/03/2024

🤗🤭C'est juste l'un de mes chanson préféré😊😉

24/03/2024

🥱👌Ny NANDE DECISION ANAO🙌👐

👋FA NY HOE HIVERINA ATAOVY FADY🤭

06/03/2024

🤗ANKAMANTATRA NY AMPITSO📿

😘FA HAKAO FIHANY NY ANIO😉

26/02/2024

🙂TSY RATSY IZANY IANAO FA 😂

😜TSY MANAM'BOLA FOTSINY🙈

Address

Rtsioriniainagabriel@gmail. Com
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gabriel Emir Rak posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share