Kapa En Gros Behoririka

Kapa En Gros Behoririka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kapa En Gros Behoririka, Wholesale & Supply Store, Behoririka, Antananarivo.

Hey 🤓Ireto avy ny arrivage izay tonga ato aminay😃🏛️Toerana : Behoririka, ankaikin'ny bâtiment an Tsena maintso📞Tel: 032 ...
14/09/2023

Hey 🤓
Ireto avy ny arrivage izay tonga ato aminay😃

🏛️Toerana : Behoririka, ankaikin'ny bâtiment an Tsena maintso

📞Tel: 032 95 828 34/ 034 69 577 45

Afaka koa Izahay manao livraison 🚴 raha eto Antananarivo.
En Gros Behoririka

😃 MITADY KAPA EN GROS SY AZO ANTOKA TSARA VE IANAO ???Izahay ato amin'ny Kapa En Gros Behoririka dia afaka manome vahaol...
11/09/2023

😃 MITADY KAPA EN GROS SY AZO ANTOKA TSARA VE IANAO ???

Izahay ato amin'ny Kapa En Gros Behoririka dia afaka manome vahaolana izay mahafa-po anao 👍. Izay ahitanao:

👉 karazana kapa maro samihafa.
👉 Misy ho an'ny vehivay sy ho an'ny lehilahy
👉 Ary ho an'ny ankizy mandinika, an'ny tanora ary ho an'ny olon-dehibe

🩰 Ireo Kapa ireo dia amin'ny vidiny mirary ary azo antoka 😊, indrindra indrindra ho anareo izay mbola hivarotra.🤓

- Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miafina 📝
- Na miantso 🤳 ireto laharana ireto:📞 : 034 69 577 45/ 032 95 828 34
- Ary afaka mitsidika ny toerana misy anay ao Behoririka koa ianareo.🤝

Salama aby 🙋Ho anao izay mitady toerana hividianana kapa en gros nefa MORA🙀 ary AZO ANTOKA👍, aza  misalasala manantona 🏃...
09/09/2023

Salama aby 🙋
Ho anao izay mitady toerana hividianana kapa en gros nefa MORA🙀 ary AZO ANTOKA👍, aza misalasala manantona 🏃 ny 🩰 En Gros Behoririka. Na koa miditra ao amin'ny hafatra miafina 📝 ary afaka miantso koa📞 ianao.
Tel:034 69 577 45 / 032 95 828 34

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Telephone

+261348647801

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kapa En Gros Behoririka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share