Telo Lafy

Telo Lafy Pour vos projets de constructions ou rénovations, nous sommes là pour vous rendre service. Le but c'est de vous aider en tout ce qui concerne "LA CONSTRUCTION".

Milamina ny saina rehefa madio ny zaridaina 💚💚😊
21/02/2023

Milamina ny saina rehefa madio ny zaridaina 💚💚😊

Salama e😁Manao "rénovation" ihany koa izahay eto amin'ny Telo Lafy.👷🏽‍♂️Efa hanomboka tsy hoe ela ny asa.Contacts: 032 2...
16/02/2023

Salama e😁
Manao "rénovation" ihany koa izahay eto amin'ny Telo Lafy.👷🏽‍♂️
Efa hanomboka tsy hoe ela ny asa.

Contacts: 032 22 266 60 - 034 91 547 11
📩: [email protected]

Miendrika toy izao indray ny ao anatin'ilay Villa basse (VB - 01)... Tsara eee?😍Izahay eto amin'ny Telo Lafy dia manao n...
16/01/2023

Miendrika toy izao indray ny ao anatin'ilay Villa basse (VB - 01)... Tsara eee?😍

Izahay eto amin'ny Telo Lafy dia manao ny décoration intérieure ihany koa ka aza misalasala manontany raha misy mahaliana anareo.😁

Salama daholo ianareo😄Indro ary ny trano voalohany atolotray eto amin'ny Telo Lafy ho anareo amin'ity taona vaovao ity.✨...
09/01/2023

Salama daholo ianareo😄
Indro ary ny trano voalohany atolotray eto amin'ny Telo Lafy ho anareo amin'ity taona vaovao ity.

✨ Villa Basse | Réf: VB - 01 ✨
1 living
2 chambres à coucher
1 salle à manger
1 cuisine
1 do**he
1 WC

Contacts: 032 22 266 60 - 034 91 547 11
📩: [email protected]

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
24/12/2021

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.

Trano miendrika "classique" indray no atolotray ho anareo eto.✨ Villa Classique | réf: VC-01 ✨Surface total 123m²_RDC:Sé...
04/12/2021

Trano miendrika "classique" indray no atolotray ho anareo eto.

✨ Villa Classique | réf: VC-01 ✨
Surface total 123m²
_RDC:
Séjour
Cuisine
Salle à manger
Bureau
Toilette
Do**he
_R+1:
4 chambres à coucher dont 3 avec SDE

Contact: 032 22 266 60 | 034 91 547 11
📧: [email protected]

Afaka manao fanavaozana ny tranonao ihany koa izahay eto amin'ny Telo Lafy, tahakan'izay hitantsika eo amin'ny sary eo a...
29/11/2021

Afaka manao fanavaozana ny tranonao ihany koa izahay eto amin'ny Telo Lafy, tahakan'izay hitantsika eo amin'ny sary eo ambany.

✨Tao-trano Gasy | VGE-01✨Surface bâtie 149.23m2RDC: 1 sejour, 1 cuisine avec salle à manger, salle d'eau et 2 chambres a...
31/10/2021

✨Tao-trano Gasy | VGE-01✨

Surface bâtie 149.23m2
RDC: 1 sejour, 1 cuisine avec salle à manger, salle d'eau et 2 chambres a coucher.
Etage: grande salle, 3 chambres à coucher, salle d'eau.

Contact: 032 22 266 60 | 034 91 547 11
📧: [email protected]

Miarahaba,Androany izahay dia hiezaka hanazava anareo ity sehatr'asa anakiray izay ataonay ity, izay tsy inona moa fa ny...
22/10/2021

Miarahaba,
Androany izahay dia hiezaka hanazava anareo ity sehatr'asa anakiray izay ataonay ity, izay tsy inona moa fa ny BIM na "Building Information Modeling".
Ny BIM moa raha atao amin'ny fomba filaza tsotsotra dia ny hoe fanaovana modely mialoha an'ilay trano ho atsangana na amin'ny dika nomerika (en maquette 3D) na ihany koa amin'ny dika fizika (maquette physique).
Izany dia mba ahafahana mahazo sary an-tsaina sahady ny endrik'ilay trano tiana ho atsangana, ahafahana manao ny kajy amin'ny fandaniana rehetra eo amin'ny fananganana sy ny maro samihafa, ary mba ahazoana fahazoan-dalana hanorina avy any amin'ny kaominina.

[Source de l'image: Arquitectura BIM]

Miarahaba,Izahay eto amin'ny Telo Lafy dia afaka manao ny asa momban'ny "Décos intérieures" sy "aménagement extérieur" e...
13/10/2021

Miarahaba,
Izahay eto amin'ny Telo Lafy dia afaka manao ny asa momban'ny "Décos intérieures" sy "aménagement extérieur" eo amin'ny resaka tao-trano sahala amin'ny hitantsika eo amin'ireo sary ambany ireo.

📞 034 91 547 11 | 032 22 266 60
📧 [email protected]

Address

Antananarivo

Telephone

+261322226660

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Telo Lafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Telo Lafy:

Share