01/06/2026
❗OLONA MARATRA ANATY IANAO, RAHA MIAINA AN'IRETO :
• Manambany tena foana ianao, mahatsapa sahalan'ny tsy à la hauteur ny manodidina foana ianao, indraindray aza, mialatsiny hoazy ianao kanefa tsy nanao inona na inona akory.
• Matahotra ny hilaozana ianao : vao tsy mi-reagir amin'ny naminavinanao azy ny olona akaiky anao (oh : mamaly MP à l'instant), dia mi-panique ianao hoe, "fa misy inona ary" "fa inona ary ny nataoko anazy" "nga tsy tiany intsony aho" ...
• Te hifehy ny manodidina anao ianao : lasa mora stressé ianao vao tsy mifanaraka amin'ny kajikajinao ny zava-miseho. Tena farak'izay Fahavalonao ny imprévu.
• Tsy sahy miteny TSIA ianao : ekenao daholo ny rehetra mba hafahany hafa mahazi fafinaretana noho ny aminao. Satria matahotra sao ahilika na lazain'ny olona fa ratsy saina ianao. (Misy manaiky lehilahy, tsy ahatsapany fitiavana akory no ity fotsiny)
• Miahiahy lava izany ianao hoe, ahoana raha mandratra anah indray ity. Hany ka lasa, mailo lava ianao, tsy mahatsapa fahatoniana mihitsy.
• Manafina ny fahatsapanao ianao. Manisy saron-tava anehoana amin'ny manodidina ianao hoe "Tout va bien" alors que au fond, ny tsapanao dia "tout va mal"💔
• Migafy ny asambaranao ianao : raha hitanao fa milamina tsara ny fiainanao, "c'est trop beau pour être vrai" hoy ianao, dia lasa mi-créer olana ianao.
Ohatra : vehivavy mila vaniny any olon-tiany tsy amin'ny antony... Na manao zavatra efa fantany fa mahatezitra ny olon-tiany fa ataony ihany rehefa mba milamina izy roa Kely. (Auto sabotage)
• Mora tohina be ianao : remarque kely tsy misy dikany tonga dia mahasorena sy mahatezitra be anao.
• Ara-batana, mahatsapa rera-dava ianao. Kanefa dia tsy mahita tory ianao. Tsy arakarak'ilay hoe reraka ianao.
Niezahana namoraina ny fanazavana mba ahazoan'ny tsirairay azy. Fa raha fijerin'i Lise Bourdeau. Misy karazany dimy ny ratra, dia samy manana endrika hisehoany avy izany. Ary miteraka saron-tava samihafa eo amin'ilay olona maratra.
** Raha miaina 5/9 mihoatra an'ireo voatanisa ireo ianao. Sorato hoe "MILA EB" ao amin'ny MP faa, Alefanay aminao ny mombamomba ny Programme d'accompagnement École Du Bonheur. Hanome anao ireo dingana rehetra afahanao manasitrana ny ratranao ❤️
Midira MP
❤️