29/06/2023
Fantaro fa misy ihany koa ny Lalao izay atao eto amin'ny pejy hahafahan'ny tsirairay mizara sy mampita ny tombontsoa efa azony taminay ka asao ny namana handray anjara fa misy ny fisarihana ka olona 6 be izao izay tsara vintana no hahazo ny loka...toy izao ny fandraisana anjara:
1- Asio j'aime ny pejy Mitady Asa ve Ianao?
2-Asio commentaire hoe "Lalao Iphone" ka asao ny namanao hanisy j'aime ny commentaire-nao fa izay commentaire enina(6) be j'aime indrindra no hahazo ny loka
3- Zarao ao amin'ny groupe 5 misy anao ity publication ity ary captureo rehefa avy zaraina ka alefaso ao amin'ny répondre ao amin'ny commentaire-nao ny sary mba hahafahanay manamarina fa nanaraka toromarika ianao
N.B: Tsy ekena ny compte fake sy ny commentaire modifié sy ny autolike
Mirary soa daholo tompoko!