18/10/2025
Rentable ve ny MAMBOLY???😊
Valiny : ENY 👍👍👍 , rentable rehefa ao aminao ny fitiavana mikarakara azy.
Henoy Ary Aho👂: Masomboly TONGOLO aloha no arosoko ho anareo androany🌰🌰🌰🌰🌰
misy @ sachet , misy boîte 100g , misy boîte 500g.
Maka 1 nge dia efa hataoko prix de gros e😁
Afaka mandefa Aho na hoanareo any @ faritra rehetra manerana ny nosy any aza.
Aza misalasala miatso ny laharana 033 49 076 35 raha Mila fanazavana fanampiny an📱