Sera akanjo frip

Sera akanjo frip Vêtements pour hommes et femmes
Frip TBE 💥🔥💥
Sera milay ✊👍💥

23/08/2026

Bonjour Daholo Ianareo,☺️
Aza miala lavitra ny pejy fa asiantsika crédit Yas sy Airtel maimaimpoana avy eo a
Ataovy Ary
👉 Réaction amin'ny ranty rehetra nalefa
👉 Mentionneo namanareo ao amin'ny commentaire mba hitia sy hanaraka ny pejy
👉 Partageo ny ranty

Bonne journée ✨✨

20/08/2026

Bonsoir daholo ny abonné, manasa anareo hanaraka ny pejy hatrany☺️

30/05/2025

Bonjour daholo nareo ato o🤗😉
Andao ary omena crédit ianareo e😍
Commente hoe JP crédit ary mentionneo namana hanao réactions
✅ Izay commentaire betsaka réactions indrindra dia omentsika crédit rahariva 😊
✅ Aza adino manao partage ny poste antsika ato a

👉 Ny pejy Friperie Tsara Kalitao dia Mivarotra B***e friperie 1er choix ary koa izahay dia Mivarotra Lohan'entana bômba bé🤩

Bonne journée les fans ☺️

21/05/2025

Saluuuuuuut ☺️😍🤩
✅ Izay comms voalohany mahamarina no mahazo azy 🤩
👉 Choix 2 ihany a, dia sady mentionné namana telo handray anjara
👉 Afaka mamerina manao commentaire sy choix fa tsy maintsy amis hafa no mentionnéna☺️
✅ Rariva @ 8 isika no mamoaka ny valin'ny lalao

21/05/2025

Coucou les fans 🤗🌠
Ahoana nareo amireto Bodofotsy Tsara tarehy bé Ireto😍
❗30.000 Ar❗ Ny iray a🤩
2 Places lehibe sady matevitevina
👉 Misy ihany koa ny b***e Bodofotsy manify ato aminay a

13/05/2025

Mirary soa antsika rehetra mba hahomby hatrany amin'izay rehetra atao ☺️🌟✨
👉 Aza adino ilay Lalao ao ambany ao a, omentsika crédit ireo olona 3 mahamarina voalohany 🤩😍

08/05/2025

🎉🎈🎁🎉🎈🎁🎉🎉 Jeux spécial fête de mère 😍🤩
👉 Olona 4 bé izao no hahazo Mvola 5000 Ar avy ary amin'ny 24 Mai izao no ataontsika ny tirage
✅ Olona roa izay nahazo réactions betsaka indrindra dia hahazo loka
✅ Olona roa kosa no ataontsika tirage ary hahazo loka
✨ Fepetra handraisana anjara :
👉 Commenteo hoe Fête de mère ka asao ireo namana hanao réactions sy hanao j'aime ny pejy
👉 Asao ireo namana ao amin'ny commentaire handray anjara hilalao ary hanao j'aime ny pejy
👉 Partageo ity ao amin'ny mûr anao en mode public ary alefaso any amin'ny groupe 5 izay misy anao

Nb : Raha toa ka voasarika ny iray kanefa tsy nahafeno ireo fepetra ireo dia annulé 😄
Lasa ary e🤩😍🤩😍

04/05/2025

Address

Ambohipo Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261337571621

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera akanjo frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera akanjo frip:

Shortcuts

Share