Epices de LILIH

Epices de LILIH Collecteur,vendeur, fournisseur des épices et produit locaux

24/12/2024
Tonga eto Toamasina izahay mitondra karazana épices maro amin'ny vidiny mirary eto amin'ny Hôtel de ville FOIRE BE SAKAF...
24/12/2024

Tonga eto Toamasina izahay mitondra karazana épices maro amin'ny vidiny mirary eto amin'ny Hôtel de ville FOIRE BE SAKAFO
❤️❤️ÉPICES DE LILIH TSARALALANA ❤️❤️
❤️❤️EPICES DE LILIH SOARAN AMBODIFILAO♥️♥️
Ho avy eo koa❤️❤️ MDARASSINE EPICES 67 HA NORD EST❤️❤️
TONGAVA MARO FA ATAONAY MORABE NEFA TSARA. MISY EN GROS MISY DETAIL

Arrivage poudre girofle
31/05/2024

Arrivage poudre girofle

Tonga n'y muscade Toerana tsy miova Tsaralalana 50m ampitan'ny caisse d'épargne mp izay Liana
07/02/2024

Tonga n'y muscade
Toerana tsy miova Tsaralalana 50m ampitan'ny caisse d'épargne mp izay Liana

Izahay mivarotra karazany épices maro isankarazany amin'ny vidiny mirary Dia mirary 1000ar fotsiny Dia efa mahazo ireny ...
06/02/2024

Izahay mivarotra karazany épices maro isankarazany amin'ny vidiny mirary Dia mirary 1000ar fotsiny Dia efa mahazo ireny amin'ny sary ireny
Misy cannelle poudre,origan,carry,poivre,massala,girofle,cardamome,cumin,poudre cacao,poudre COLA, vanille, sns....

Toerana tsy miova Tsaralalana 50m ampitan'ny caisse d'épargne no ahitanareo azyManao livraison mandefa Amin faritra
03/02/2024

Toerana tsy miova Tsaralalana 50m ampitan'ny caisse d'épargne no ahitanareo azy
Manao livraison mandefa Amin faritra

Izahay mivarotra masomboly (semence) datte ho anao izay te hamboly
Maniry tsara eto amitsika 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 izy io na amorontsiraka na afovoantany
Sady haingotanana no fihinamboa
Ary voakatra bé rehefa mamoa❤️❤️❤️
Mazotoa mamboly hazo fa Sady fahafinaretan'ny maso no lova hoan'ny taranaka🌴🌴🌴

Ato aminay no ahitanareo azy Adiresy tsy miova 50m ampitan'ny caisse d'épargne tsaralalana
01/02/2024

Ato aminay no ahitanareo azy
Adiresy tsy miova 50m ampitan'ny caisse d'épargne tsaralalana

Cloud de girofle  maina tsara Tsy lafo n'y vidiny misy atsinjarany misy en grosToerana tsy miova à Tsaralalana 50m ampit...
27/01/2024

Cloud de girofle maina tsara
Tsy lafo n'y vidiny misy atsinjarany misy en gros
Toerana tsy miova à Tsaralalana 50m ampitan'ny caisse d'épargne
Manao livraison mandefa amin'ny faritra

Tongava daholo aza misalasala fa 1000ar  fotsiny Dia efa mahazo épice izay mety aninao ato aminayIreny amin'ny paquet re...
27/01/2024

Tongava daholo aza misalasala fa 1000ar fotsiny Dia efa mahazo épice izay mety aninao ato aminay
Ireny amin'ny paquet reny
Toerana tsy miova à Tsaralalana ampitan'ny caisse d'épargne
Manao livraison mandefa amin'ny faritra

Tonga ny baie rose grade 1 Amidy amin'ny vidiny miraryToerana tsy miova à Tsaralalana ampitan'ny caisse d'epargneManao l...
27/01/2024

Tonga ny baie rose grade 1
Amidy amin'ny vidiny mirary
Toerana tsy miova à Tsaralalana ampitan'ny caisse d'epargne
Manao livraison mandefa amin'ny faritra izahay

Ho antsika Tia mokolokolo tarehyIreo ny poudre tambarasahy, poudre masonjoany, argile rougeToerana tsy miova 50 m ampita...
27/01/2024

Ho antsika Tia mokolokolo tarehy
Ireo ny poudre tambarasahy, poudre masonjoany, argile rouge
Toerana tsy miova 50 m ampitan'ny caisse d'épargne à. Tsaralalana
Manao livraison mandefa amin'ny faritra

Poudre cacao amidy ato aminay Toerana tsy miova à Tsaralalana ampitan'ny caisse d'épargneManao livraison mandefa amin'ny...
27/01/2024

Poudre cacao amidy ato aminay
Toerana tsy miova à Tsaralalana ampitan'ny caisse d'épargne
Manao livraison mandefa amin'ny faritra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Epices de LILIH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share