Maizimbolana

Maizimbolana ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ny tsara indrindra amin'ny sarimihetsika Malagasy ๐Ÿ“บ Vaovao isan'andro โค๏ธ Follow & Share.

Bambapa๐Ÿฅณ
21/07/2026

Bambapa๐Ÿฅณ

21/07/2026

Aiza lay influenceur rehetra Tรฉo ireny? Tsisy hita manampy vahoaka anao Antso AVY am mpitondra!!

21/07/2026

Trop le halatr'olona !!
Nefa Rafanja otrany mandry saina

๐Ÿ“ข ๐…๐ˆ๐‹๐€๐™๐€๐๐€ TOVOLAHY ๐•๐„๐‘๐˜ โŒโŒ๐Ÿ“ž Ilazana izay mahita anito olona very ito mba hampandre ny manampahefana akaiky azy, na koa ...
17/07/2026

๐Ÿ“ข ๐…๐ˆ๐‹๐€๐™๐€๐๐€ TOVOLAHY ๐•๐„๐‘๐˜ โŒโŒ

๐Ÿ“ž Ilazana izay mahita anito olona very ito mba hampandre ny manampahefana akaiky azy, na koa hiantso ny laharana "tรฉlรฉphone":
0385934659 /0389142777/0389629974/0386278413

๐Ÿ“Œ Toy izao no momba azy:

โ–ช๏ธ RAKOTONINDRINA Jean Michel
Tovolahy 20 taona
zarazara hoditra Mirefy 1m75eo

๐Ÿ“Œ Rehefa niala tao an-trano teny ambohimanala ( partie bevalala) ny alakamisy 16/07/26 lasa teo ary mbola tsy niverina
hatramin'izao. MISAOTRA TOMPOKO ๐Ÿ™
De mba mangataka partage tompoko ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐—œ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ  #๐—•๐—”๐—–๐—– ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ  .I  , ilay tovolahy   teo akaiki...
17/07/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐—œ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ #๐—•๐—”๐—–๐—– ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ .
I , ilay tovolahy teo akaikin'ny fiangonana katolika Ambalavao Tsienimparihy androany, izay voalaza fa namoy fo.
๐Ÿ“ŒOmaly tolakandro izy no nanao en direct tao amin'ny kaonty fesibokiny nitantara ny alahelony. Nilaza ireo akaiky azy fa tovolahy nanana ny izy, saingy taitra daholo ny rehetra raha nahare ny io maraina io.

ยฉ๏ธSkispass Atm

๐ŸŸข ANTSIRABE : TOVOVAVY 17 TAONA NOKAROHINA, NIVERINA NODY REHEFA NIPARITAKA TAMINโ€™NY FACEBOOK NY SARINY ๐Ÿ‘ฎโ™€๏ธ Hita soa ama...
17/07/2026

๐ŸŸข ANTSIRABE : TOVOVAVY 17 TAONA NOKAROHINA, NIVERINA NODY REHEFA NIPARITAKA TAMINโ€™NY FACEBOOK NY SARINY

๐Ÿ‘ฎโ™€๏ธ Hita soa aman-tsara ny 16 Jolay 2026 ilay tovovavy 17 taona izay nokarohina nanomboka ny 13 Jolay 2026 tao Antsirabe.

๐Ÿ—ฃ๏ธ Araka ny fanazavany dia tany amin'ny namany no nitoerany nandritra ny fotoana tsy nahitana azy, niverina an-trano rehefa nahita ny fampitam-baovao nitadiavana azy.

โณMitohy ny fanadihadiana ataon'ny Polisim-pirenena ao amin'ny PMPM Antsirabe mba hahafantarana ny tena marina.
Manentana hatrany ny raiamandreny sy ireo tanora mba hanamafy hatrany ny fifampiresahana ao an-tokantrano mba ho tombotsoanโ€™ny rehetra.

๐Ÿ–ฒ๏ธTsy tokony hisalasala hampilaza ireo mpitandro ny filaminana sy ny manam-pahefร na ihany koa raha misy tranga ilร na izany.

โšก Nisy fiovana be mihintsy ny vatana ho an'i Gonzalo Garcia ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ๐Ÿ’ช    Manome ny aminy rehetra izy mandritra ny fanazaran-te...
17/07/2026

โšก Nisy fiovana be mihintsy ny vatana ho an'i Gonzalo Garcia ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ๐Ÿ’ช

Manome ny aminy rehetra izy mandritra ny fanazaran-tena izay tarehin'i Josรฉ Mourinho ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น mba hahafahany mandresy lahatra ka hahazo toerana amin'ity taom-pilalaovana manaraka ity

Mety Mbola ilaina ho faharoan'i Kylian Mbappรฉ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ซ vรฉ izy raha ny hevitrareo โ‰๏ธ Azo lazaina tsy ratsy ihany ny taom-pilalaovana farany teo ๐Ÿ‘Œ

Abonnรฉ-o ny pejy ๐Ÿ‘ˆ

-2027
๐Ÿ’ช
โœ๏ธ

MBA OMEO FIRARINTSOA KELY ZAREOโค๏ธEfa dispo groupe Whatsapp 3000ar 10 voalohany 2000ar
17/07/2026

MBA OMEO FIRARINTSOA KELY ZAREOโค๏ธ

Efa dispo groupe Whatsapp 3000ar
10 voalohany 2000ar

17/07/2026

Coucou izay namako ato ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜

Enao ve mba mahafoy fotoana ivavahana?Soraty coms Amen
16/07/2026

Enao ve mba mahafoy fotoana ivavahana?
Soraty coms Amen

Address

Antananarivo

Telephone

+261383245589

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maizimbolana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share