Team SATOR

Team SATOR Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team SATOR, Business Center, Antananarivo.

Tara Kely lery vo Tonga volo nef tokon nanao 💪 🐓 Mister Coq🐓 💪
08/06/2026

Tara Kely lery vo Tonga volo nef tokon nanao
💪 🐓 Mister Coq🐓 💪

05/06/2026

🐓 Nahazo adversaire ngeza2 Kely 🐓
Fa victoire fona eeee nafinaritra ny combat 💪

03/06/2026

🐓 Problem combat eo ambohipanja🐓
Vo miady 2 na 3 millions eo ny akoh d ts maintsy manakorotana fona zala ts mazaka resy fa victoire ita b anay ef mivoka ny adve vao 35min miady ny akoh dia mangalatra lera ny arbitre soloin zala ny ticket
Réf raikitra korotana nangaronin zala ny posin'ilay jockey anay very ny phone fa iz sahirana niaro an'ilay akoh lah ts ho voahitsaka lasa sahala oazy fona satry b lotra ny olona anaty terrain ts ita tson touche misy manala ilay tady atao faritra
Tsy tsara tson le mapiady ao ambohipanja fa lasa ataon zala matetika ilay izy ❌

🐓Victoire  Combat Ambohipanja 🐓💪
17/05/2026

🐓Victoire
Combat Ambohipanja 🐓💪

11/03/2026

🐔Atsaraina eny fona iany ny fondation anaovana croisement eeee🐔

🐓DALTON 😂😂 elanelana 4 mois dahol zala🐥🐓in 4 nitarika ny reniny👊👍ef misy zandriny oavy afak 3 semaines 🐣
21/02/2026

🐓DALTON 😂😂 elanelana 4 mois dahol zala🐥🐓in 4 nitarika ny reniny👊👍ef misy zandriny oavy afak 3 semaines 🐣

 🐓
26/01/2026

🐓

21/01/2026

🐓💪Ranjo ts JTM fa mapanao roulade 🤣🤣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team SATOR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share