Mendrika Fitia

Mendrika Fitia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mendrika Fitia, Business Center, Antananarivo.

Zao vao tena tsapako fa teo ianao ,teo foana ianao ,niodidina anay fona ianao ,niahy anay foana ianao 🙏Fa kay ve , tsy i...
04/01/2024

Zao vao tena tsapako fa teo ianao ,teo foana ianao ,niodidina anay fona ianao ,niahy anay foana ianao 🙏
Fa kay ve , tsy izay tinay fona anie no atao e , manome tsiny foana izahay indraindray 😣😣raha vao tsy araka ny sitraponay de mivily lalan-kafa fona izahay 😣😣fa zao vao tena tsapako fa teo foana ianao nanitsy anay
Fa kay ve , tsy ny tsara ihany anie no avy aminao e ,fa naseonao anay ko ny ratsy ,naseonao anay koa ny mafy 🙏 nataonao tsapanay fa tsy mora anie ny manara-dia anao ,milanja ny hazo-fijalianao 😣🙏naseonao ireny hiampitanay amlay tsara kokoa
Fa kay ve , tsy izay tinay fona anie no atao e , fa ianao efa manana projet tsara lavitra mihotra ilay nofisinay 🙏🙏🙏
Misaotra fona JESOSY NISY,MISY ARY MBOLA HISY 🙏🙏tsara lotra ianao

⭐Teny matetika tsy maintsy mivoka eo ambavan'ny olona fona matetika ny hoe "Sao de .......???" Raha ianao io olona voala...
19/08/2023

⭐Teny matetika tsy maintsy mivoka eo ambavan'ny olona fona matetika ny hoe "Sao de .......???"
Raha ianao io olona voalazako io de manana fanapahan-kevitra,aza be fanahiana intsony ,aza ilay fanontaniana no atao tonga voalohany ao an-tsaina fa tsy ahavitan-javatra izany 😉manana confiance am tenanao ,manana fahatokisana @ ataonao , tsy misy olona tsy hahomby izany raha manana confiance sy fitiavana ilay zavatra ho atao .
Tsy misy tsy hahomby raha manana fahavitrihana sy manana onde positif 😊
Androany za te hiteny anao hoe mila fahavitriana sy finona ary fahatokisan-tena daholo ny zavatra rehetra
Apetrao Ray Nahary anao ny mombanao sy ny ankohonanao de ho hitanao fa izy no hiahy sy hitantana anao amzay rehetra alehanao

Ny finoana amin'ny fo no ahazoana fahamarinana ,ary ny finoana amin'ny vava no ahazoana famonjena Romanina 10:10 💥Rehefa...
19/08/2023

Ny finoana amin'ny fo no ahazoana fahamarinana ,ary ny finoana amin'ny vava no ahazoana famonjena
Romanina 10:10

💥Rehefa manao zavatra iray de manana fona finoana sy fahatokisana fa aza be fanahiana .
💥Ataovy mibahana ao an-tsaina fona hoe tsy maintsy vitako io ,ary tsy maintsy tratrako ny tanjoko .
Manana fona finoana fa aza mi-abondonne izany ,
Ataovy mamoka zavatra positif fona ny vava ,fadio ny miteny négatif .
Tanteraho anie izany e 😊😊de ataovy fahazarana ,fa ho hitanao fa tsy maintsy ho tratranao io ary tsy maintsy hahomby ianao 👉👉👉
Mirary soa anao sy ny ankohonanao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mendrika Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share