06/10/2023
Tahina Razafinjoelina...sy ny Zanany vavy
Mbola tsy misy mahazo ihany ilay Langage tiana aseho.
Natao aloha ny soufleur, dia nihomezana satria tsy misy mahatakatra ilay Hafatra...
Noetiny ihany Koa ny zanany Vavy ,(Fitia) izay midika fa Sahy izy ,ary tsy misy korotana eo satria ny marary ny ainy aza sahiny nidina teny ,FITIAVANA TANINDRAZANA IZANY, Ary Assurence fa tsy Hiady ,midika izany fa Pacifique be ny hetsika.
Ary isika manaraka azy tokony ho sahy satria tsy hisy korotana eo, tanam-polo isika fa ny vava sy soratra ary fanohanana azy ireo no ilaintsika,
Esory amin'izay ny tahotra
Tsy mila korotana isika fa mila henoina.