27/05/2026
🔥 PROMOTION SPÉCIALE – Volana Juin 2026 🔥
💥 Aza avela handalo ity opportunité lehibe ity!
💻 FORMATION INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
📚 Word – Excel – PowerPoint
✅ 100% PRATIQUE
✅ Ho an’ny débutant sy efa mahay kely
✅ Ho an’izay mitady ASA na te hampitombo compétences
✅ Formation mifanaraka amin’ny besoin an’ny entreprise
📅 Manomboka : Lundi 01 Juin 2026 ho avy izao
🕘 Ora : 9h–12h & 14h–16h
📆 Isaky ny Lundi – Mercredi – Vendredi
⏳ Durée : 2 semaines
📍 Lieu : Ankadifotsy
👉 Misy koa classe spéciale Sabotsy & Alahady
(Ho an’ireo tsy afaka amin’ny andro fiasana)
🎓 Ao anatin’ny formation :
✔ Microsoft Word (taratasy, CV, rapport…)
✔ Microsoft Excel (calcul, tableau, gestion…)
✔ Microsoft PowerPoint (présentation professionnelle)
✔ Exercices pratiques réelles
✔ Accompagnement personnel mandra-pahafehy
🏅 Mahazo Attestation de fin de formation
🎯 Tanjona :
👉 HIANATRA ANIO
👉 HAHAVITA HIASA RAHAMARAINA
⚠️ Voafetra ny toerana – 10 voalohany ihany no raisina!
⏳ Aza tara fa feno haingana!
👥 Raisina :
• Zaza
• Tanora
• Olo-dehibe
• Tsy mahay mihitsy
• Efa mahay kely fa te hanamafy
• Mitady asa amin’ny sehatry ny informatique
📩 Alefaso MP dieny izao raha hisoratra anarana
✍️ Alefaso : Anarana + Laharana finday
📞 Contact : 033 93 294 04
💡 Centre de Formation Informatique Bureautique
➡ Manampy anao hahay
➡ Manomana anao hiasa
➡ Manova ny hoavinao 💪
🔥 MISORATA ANARANA ANIO! 🔥