09/09/2026
💰 Ary raha samy manana ny toerany ny dépense tsirairay? 📒✨
Te handamina tsara ny volanao sy hifehy mora kokoa ny budget-nao ve ianao ❓
Ireto ary ny ✨classeur de budget✨, misy modèles 3 samihafa :
🌈 Classeur arc-en-ciel
✨ Classeur à motifs
💜 Classeur pochette
Ny classeur rehetra dia misy 13 compartiments, ahafahanao mizara sy mandamina mora kokoa ny dépenses-nao. 💵
🏷️ Misy étiquettes multicolores na étiquettes autocollantes arakaraka ny modèle
📦 Mora ampiasaina ary tena pratique amin'ny fiainana andavan'andro
Prix: 15 000 Ar 💰
Ao amin'ny sary tsirairay ny détails
📩 Alefaso Mp ny commande
☎️ 034 85 300 51
🚲 Livraison partout