My Art Malagasy

My Art Malagasy Mamorona sy mivarotra poketra rafia ary Kapa vita amin'ny hoditra izahay. Maneho sy mivarotra ny vokatra vita malagasy rehetra.

Misokatra ho an'ny fiaraha-miasa rehetra ihany koa🫶
🌟Manandratra ny vita malagasy🌟

Raha te hanaingo ny tranonao ho tsara kokoa ianao dia Ireto misy décoration murale manampy ny endriky ny tranonao. 👉 Vit...
26/05/2026

Raha te hanaingo ny tranonao ho tsara kokoa ianao dia Ireto misy décoration murale manampy ny endriky ny tranonao.
👉 Vita amin'ny raphia %
👉 Natao tanana anefa mafy sy mateza

Mety hatao cadeau hatrany
Aza miandry ela fa manatsara ny endriky ny trano ny haingo miavaka toy izao! 😉

👇 Raha hamandrika na hanafatra:
☎️ Fifandraisana: 034 85 03 900
📩 Message privé (MP): Alefaso mivantana eto amin'ny pejy ny hafatrao.

Tohizatsika hatrany ny idée cadeau eeeeTolory an'ity i Neny fa efa ho ririnina ny Andro dia mila ''thé'' mafana tsara iz...
20/05/2026

Tohizatsika hatrany ny idée cadeau eeee

Tolory an'ity i Neny fa efa ho ririnina ny Andro dia mila ''thé'' mafana tsara izy 🥰☕🫖🥰

Manasa anao hiditra MP na miantso avy hatrany fa vitsivitsy ireo aan

☎️ 0348503900

Idée cadeau hatrany aaan. Hifandrombahana fa mora oooo 😍😍😍 MP haingana 💌Misy karazany maro ireo rahaliana anao miditra M...
20/05/2026

Idée cadeau hatrany aaan.

Hifandrombahana fa mora oooo 😍😍😍 MP haingana 💌
Misy karazany maro ireo rahaliana anao miditra MP azafady ooo. ❤️

👉 Efa ao ny prix
☎️0348503900

🏤🏫 Haingon-trano miavaka! 🏫🏤Tsy vitan’ny hoe sary fotsiny ity, fa tantara voarary amin’ny akora natoraly. Ity tabilao vi...
18/05/2026

🏤🏫 Haingon-trano miavaka! 🏫🏤

Tsy vitan’ny hoe sary fotsiny ity, fa tantara voarary amin’ny akora natoraly. Ity tabilao vita amin’ny tsihy sy rari-tanana ity dia mitondra ny hanitry ny ambanivohitra sy ny fahaiza-manao malagasy ao an-tranonao.

✅ Natao tanteraka amin'ny tanana (100% artisanal)
✅ Akora natoraly sy mateza
✅ Mety tsara ho haingon-trano na ho fanomezana sarobidy

Aza tara fa iray ihany ity sangan'asa ity!
📩 Mandefasa hafatra (MP) raha liana ianao.

Prix: 15000ariary
☎️ 0348503900

16/05/2026

Rasoambolatiana Francia

Arabaina ianao nahazo ilay fanomezana avy aty amin'ny My Art Malagasy
Mankasitraka hatrany.

Ato vé ianareo oooo 😍Ianareo ihany no hataonay mitsara azy hoe iza mahazo ilay 15.000ariary 🤔Jerenay eto izany amin'ny 8...
16/05/2026

Ato vé ianareo oooo 😍

Ianareo ihany no hataonay mitsara azy hoe iza mahazo ilay 15.000ariary 🤔
Jerenay eto izany amin'ny 8ora alina aan

👉Ireto no fepetra notakiana

🎖️ Izay manao Like, sy partage Ary identification + capture d'écran an'ilay partage. Ary Izay bé j'aime indrindra.

🙏 Afaka mamaly daholo na nandray anjara na ny tsy nandray anjara ooo 😘 😘 😘

Go go gooooo 😍😍😍

🎁 MAHAZO FANOMEZANA IANAO! 🎁

Te-hisaotra anareo hatrany izahay ka hanolotra loka miavaka ho an'izay tsara vintana!

Ahoana ny fandraisana anjara?
1️⃣ LIKE 👍 ny pejinay sy ity sary ity.
2️⃣ TAG-EO 👉 amin'ny commentaire ny namanao (izay mety ho liana amin'ny kojakoja vita malagasy).
3️⃣ PARTAGE-O 👥 aminao hatao "Public" sy amin'ny groupe "public" ty publication ity.

Izay bé j'aime indrindra mahazo vola 15000ariary hatramin'ny sabotsy 16 mai ho AVY izao.

Alefa ary oooo

Rahampitso asabotsy ny faran'ity    Kely ity zareo aaan.Marihina fa dingana 3 no fandraisana anjara koa izay1️⃣ Manao j'...
15/05/2026

Rahampitso asabotsy ny faran'ity Kely ity zareo aaan.

Marihina fa dingana 3 no fandraisana anjara koa izay

1️⃣ Manao j' "aime'' na ''LIKE'' 👍 ny pejy My Art Malagasy sy ity sary ity.
2️⃣ Izay manao identification na TAG ireo namana (izay mety ho liana amin'ny kojakoja vita malagasy).
3️⃣ PARTAGE 👥 hatao "Public" sy amin'ny groupe "public" ty publication ity.

Aza hadino ny capture

Izay manaraka fepetra ka Sady bé j'aime be indrindra mahazo vola 15000ariary hatramin'ny sabotsy 16 mai ho AVY izao.

Alefa ary oooo

🎁 MAHAZO FANOMEZANA IANAO! 🎁

Te-hisaotra anareo hatrany izahay ka hanolotra loka miavaka ho an'izay tsara vintana!

Ahoana ny fandraisana anjara?
1️⃣ LIKE 👍 ny pejinay sy ity sary ity.
2️⃣ TAG-EO 👉 amin'ny commentaire ny namanao (izay mety ho liana amin'ny kojakoja vita malagasy).
3️⃣ PARTAGE-O 👥 aminao hatao "Public" sy amin'ny groupe "public" ty publication ity.

Izay bé j'aime indrindra mahazo vola 15000ariary hatramin'ny sabotsy 16 mai ho AVY izao.

Alefa ary oooo

😍 Sac en Raphia mafatifaty, finition tena tsara hatrany no hatolotra anareo 👌Prix cadeau mandritra ity volana mai ity fa...
14/05/2026

😍 Sac en Raphia mafatifaty, finition tena tsara hatrany no hatolotra anareo 👌

Prix cadeau mandritra ity volana mai ity fa aza tara aaan 🤩😍

🚨PROMOTION BE FA ARARAOTY 👍

Manao livraison izahay Ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa.

☎️0348503900

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Stephanie Chan Shuipo, Natacha Raoliharisoa, Rãn Hãíngö, Noro Razafindrasoa, A...
13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Stephanie Chan Shuipo, Natacha Raoliharisoa, Rãn Hãíngö, Noro Razafindrasoa, Andrrianatenaina Hery, Rose Marie Lucie, Soa Nirina, Nekena Sambatra, Ashrïelle Rayden, Vaniala Rakoto, Ani Ckayrah

👜 POCHETTE KELY "CROCO"Sady mateza no manome endrika kanto, ity Pochette kely amin'ny vita amin'ny Croco. Natao ho an'ir...
12/05/2026

👜 POCHETTE KELY "CROCO"

Sady mateza no manome endrika kanto, ity Pochette kely amin'ny vita amin'ny Croco. Natao ho an'ireo mitady ny mora. Misy fermeture roa hahafahanao mandamina tsara ny entanao (vola, finday, sns).

🎁 BONUS: Misy fihenam-bidy 20% ho anao mpanaraka ny pejy!

Vidin'ny teo aloha: 40.000 Ar

Vidiny anio: 32.000 Ar

Aza tara amin'ny promo fa maro ny liana!

Livraison possible,
Manasa anao hiditra Mp na miantso avy hatrany ny 0348503900


🎁 MAHAZO FANOMEZANA IANAO! 🎁Te-hisaotra anareo hatrany izahay ka hanolotra loka miavaka ho an'izay tsara vintana!Ahoana ...
11/05/2026

🎁 MAHAZO FANOMEZANA IANAO! 🎁

Te-hisaotra anareo hatrany izahay ka hanolotra loka miavaka ho an'izay tsara vintana!

Ahoana ny fandraisana anjara?
1️⃣ LIKE 👍 ny pejinay sy ity sary ity.
2️⃣ TAG-EO 👉 amin'ny commentaire ny namanao (izay mety ho liana amin'ny kojakoja vita malagasy).
3️⃣ PARTAGE-O 👥 aminao hatao "Public" sy amin'ny groupe "public" ty publication ity.

Izay bé j'aime indrindra mahazo vola 15000ariary hatramin'ny sabotsy 16 mai ho AVY izao.

Alefa ary oooo

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348503900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Art Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to My Art Malagasy:

Share