18/08/2026
'NDAO HANANGANA sy HAMPITOMBO FIDIRAM-BOLA @ fomba AZO ANTOKA.
🔥Fiofanana tokana hahazoana amin'ny antsipirihany ny fomba famoronana tetik'asa miteraka FIDIRAM-BOLA, MIAINGA AMIN'NY EO AM-PELANTANANAO,
Na inona na inona fari-pahalalana sy fari-pahaizana anananao.
👉 Fampianarana :@ TENY MALAGASY
Hey,
🥇 Te hahafantatra ny sehatr'asa (Domaine) sy ireo tokony hatao tena hampahomby anao ve ianao ?
🥈 Manana Vola "FONDS" afaka entina mihetsika fa tsy mahafantatra hoe inona no tokony hatao ary aiza no tokony haleha MBA hampiasana azy?
🥉 Manana hevitra (Idée de projet) tsara be fa tsy manana vola "FONDS" hanombohana zavatra mihintsy no tena olana?
..
no vahaolana tena mety aminao
Fotoana : SAMEDI 29 AOÛT 2026, manomboka @ 8 ora maraina (8h00).
TSY MITONDRA CAHIER INTSONY FA OMENA BOKY TARATASY AVOKOA NY MPIOFANA REHETRA,
Toerana : Eto DIEGO
----------------------------------------------------------------------
Misy support de cours " PDF " ZARAINA ho an'ny mpiofana rehetra
Misoratra anarana mialoha ao am message privé ianao raha hiofana!