Fomfa

Directions

Fomfa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fomfa, Business Center, Ambavahaditokana, Antananarivo.

03/09/2026
𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐤𝐨𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐧𝐲, 𝐡𝐚𝐣𝐚𝐨, 🚫𝐀𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐬𝐞𝐭𝐫𝐚
02/06/2026

𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐤𝐨𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐧𝐲, 𝐡𝐚𝐣𝐚𝐨,
🚫𝐀𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐬𝐞𝐭𝐫𝐚

❌𝐓𝐒𝐈𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐑𝐈𝐒𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘❌
🎯Olombelona tahaka ny rehetra ny olona manana toe-tena varira

🎯Ny olona manana toe-tena varira, dia olona manana fahasembanana vokatry ny tsy fahatomombanan’ny sela, fa tsy olona manana hery miafina ary tsy manana hery manokana mety mampanankarena

🎯Tsy misy finoana na fomba amam-panao afaka manamarina ny herisetra, ny fakàna an-keriny na ny famonoana olona

🎯Voarara sy arahan-tsazy araka ny lalàna velona ny fanaovana herisetra amin’ny olombelona, koa sahia mitoroka.
👉𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚: 𝟏𝟒𝟕

01/01/2026
📌20 novambra: andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy. 🔶Ny ankizy manana fahasembanana dia mitovy zo amin'ny ankiz...
20/11/2025

📌20 novambra: andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy.

🔶Ny ankizy manana fahasembanana dia mitovy zo amin'ny ankizy rehetra.
Ny fahasembanana, tsy kilema fa toe-batana.

🔶Aza ahilika izy ireny fa manana ny zony.

Manan-jo hisakafo ara-pahasalamana koa ny ankizy manana fahasembanana. Tsy sarotra, tsy lafo loatra ity sakafo ity. Afak...
08/07/2025

Manan-jo hisakafo ara-pahasalamana koa ny ankizy manana fahasembanana.
Tsy sarotra, tsy lafo loatra ity sakafo ity. Afaka atao amin'izay misy eo am-pelatanana.

🍽️ Andro fialantsasatra = Fotoana tsara hanatsarana ny fahazarana ara-tsakafo !
Amin’izao fotoana fialantsasatry ny mpianatra izao, maro no mipetraka an-trano, milalao, ary indraindray tsy misakafo ara-dalàna.
👉 Fotoana manan-danja mba hanomezana sakafo maroloko sy ara-pahasalamana izao.
❗ Tadidio :
🧠 Ny sakafo ara-pahasalamana dia manampy amin'ny fitomboana ara-dalàna, fampivoarana ny saina, ary fiarovana amin'ny aretina.
✅ Andao hikarakara sakafo maroloko sy ara-pahasalamana !!
Ohatra iray amin’izany ity !!
M**o ananambo :
- Lafarinina : 150 g
- Atody : 1
- Ronono : 50 ml
- Ananambo : 1 tanana
- Sira misy ioda
- Menaka hanendasana
Fomba fikarakarana azy :
1. Afangaroy ny lafarinina sy ny sira ao anaty vilany lehibe.
2. Arotsaho tsikelikely ao ny atody sy ny ronono, ka afangaro mandra-pahazoana fangaro mitambatra tsara.
3. Ampidirina ao anatin’ilay fangaro ny ananambo voatetika, dia afangaro tsara indray.
4. Afanaina ny menaka ao anaty lapoaly.
5. Endasina amin’ny menaka mafana ilay fangaro, amin’ny endrika m**o madinika.
6. Hoanina mafana miaraka amin’ny dite na ranomboankazo.

Ny fahazarana ara-tsakafo tsara amin’ny fialantsasatra dia mitohy mandritra ny taom-pianarana !
Sakafo feno anio = Ankizy salama sy manan-tsaina rahampitso ✨

Address

Ambavahaditokana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fomfa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share