AMD Ka

AMD Ka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMD Ka, Wholesale & Supply Store, Centre ville, Antananarivo.

13/01/2026
01/11/2023

" HO ANAREO NO ANAOVAKO ITY TOLONA ITY FA IZAY ANDRO KELY SISA HIAINAKO VE ⁉...'' Marc Ravalomanana

πŸ”΄Inona tokoa moa ny mahaory azy sy ny fianakaviany raha mijery amin'ny fomba mahitsy isika kanefa dia aleony miara-mitolona amin'ny vahoaka madinika miaritra ny hain'andro sy ny harerahana,ny mety ho ambana sy loza mety hanjo azy eny an-dalana eny izay mety hataon'ireo mpankahala azy...toy izay miaina milamina sy mandrifahalemana ao an-tranony etsy Faravohitra.🫠

Vola sy harena ve ? πŸ€”=> Ananany ary raha tsy diso aho dia laharana fahaefatra amin'ireo olona manankarena indrindra eto Madagasikara izy noho ny fananany orinasa maro eto an-toerana sy any ivelany .

πŸ”°Raharaha tadiavina ny azy angamba hoy isika kanefa Izany no atao hoe TENA FITIAVAN-TANINDRAZANA β€πŸ‡²πŸ‡¬ ,ary araka ny teniny hoe " Ory aho rehefa ory ny manodidina ahy ." sy ny hoe : "Ny andro sisa omen' Andriamanitra ahy dia natokako hanompoako ny fireneko " dia mbola mijoro hatrany izy ho an'ny firenena ka anjarantsika sisa no mieritreritra hoe "HIJORO sa TSIA"...

πŸ“· mika sary full

𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚

Address

Centre Ville
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMD Ka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share