AWaRa Hifanampy isika🙏

Ity kosa tena tsy mampino😯😯, izy telo😯 miaraka amin'ny vidiny 45000Ar😯😮 fotsny.Aza tara ary mandefa mp na hiantso mivant...
01/07/2026

Ity kosa tena tsy mampino😯😯, izy telo😯 miaraka amin'ny vidiny 45000Ar😯😮 fotsny.
Aza tara ary mandefa mp na hiantso mivantana ny laharana 034 90 140 41 /032 69 061 00 fa efa kely2 ny Stock 😊
Manao livraison sy mandefa any @ faritany🇲🇬🇲🇬

Arrivage ✌️ vao vao indray ary ô ! 😉Amin'ny vidiny 18000ar😮😯😲 fotsny nefa tena @ ilay kalitao mafy sy maharitra. Koa aza...
01/07/2026

Arrivage ✌️ vao vao indray ary ô ! 😉
Amin'ny vidiny 18000ar😮😯😲 fotsny nefa tena @ ilay kalitao mafy sy maharitra. Koa aza tara ary manao commande fa vitsy2 ny stock 😊
Manao livraison sy mandefa any 🇲🇬🇲🇬
Tél:034 90 140 41 /032 69 061 00

Les gars😎, tonga indray ity ny arrivage✌️ amin'ilay manitra beu, amin'ny vidiny efa tena natao ho zakan'ny sarambabem-ba...
01/07/2026

Les gars😎, tonga indray ity ny arrivage✌️ amin'ilay manitra beu, amin'ny vidiny efa tena natao ho zakan'ny sarambabem-bahoaka mihintsy.
Mipotsitra👇👇 sary dia ao ny prix💰
Manao livraison sy mandefa any amin'ny Faritany manerana ny nosy🇲🇬🇲🇬

Éh... 😊, ho anao mpianatra manomana examen, na koa RAD maniry ny mba hanampy ny zanakao @ fitadidiana ( ),ity ary ny vah...
28/06/2026

Éh... 😊, ho anao mpianatra manomana examen, na koa RAD maniry ny mba hanampy ny zanakao @ fitadidiana ( ),ity ary ny vahaolana natoraly tsara indrindra ho atolotra ha anao, 🥜, @ vidiny fotsiny ny nefa tena efficace aide-mémoire.Misy prix de gros ho anao izay mbola hivarotra, na koa mbola hamboly(+50Kapoaka)
Mandefa amin'ny Kg ihany koa.
Koa aza misalasala ary ny mandefa hafatra miafina (mp), na koa tonga dia hiantso mivantana ny laharana: 034 90 140 41 /032 69 061 00. Manao livraison eto Tana sy manerana ny faritra☺️, mankasitra tompoko 🙏

Miarahaba antsika rehetra😁😊 Efa misy ihany koa ny Grillage Galva, araraoty fa mandalo ny mora😉 Fotsy( grillage St Galva)...
11/06/2026

Miarahaba antsika rehetra😁😊 Efa misy ihany koa ny Grillage Galva, araraoty fa mandalo ny mora😉
Fotsy( grillage St Galva)
▶️25m sur 2m
Prix :450000ar
2,5mm épaisseur
▶️25m sur 1m50
Prix :390000ar
3mm épaisseur
▶️25m sur 1m50
Prix 290000ar
1,5mm épaisseur

Maintso (grillage verte plastifié)
▶️25m sur 2m
3mm épaisseur
Prix :480000ar

▶️25m sur 1m50
3mm épaisseur
Prix :450000ar

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritany
Alefaso🏃🏃‍♂️ àry ny commande nao😊😉

Miarahaba antsika👋, ity indray ny   plastique fanao lafika akoho . special akoho Kely sy lehibe (chair 10 a 14jrs miakat...
09/06/2026

Miarahaba antsika👋, ity indray ny plastique fanao lafika akoho .
special akoho Kely sy lehibe (chair 10 a 14jrs miakatra ,kuroiler ,kombo,goliath, akoholahy maniry volo ,vorontsiloza ,bitro snss .)
Fampiasa ny mpiompy trondro ihany koa.

Tena matanjaka ary mahazaka hatr@ 50kg

PRIX:16000Ar sy 25000ar ny m² (metre carré )raha antsinjarany

Misy rouleau 1m sy 1,5m ary 2m largeur de 50m
longeur
Miena ny vidiny rehefa maka rouleau
1m largeur x50mlongeur 650.000ar
1,5m x 50m 1.000.000ar
2m x 50m 1.400.000ar

Fanamarihana kely :-1mx1m=1m²
-2mx1m=2m²
-1,5m x2m=3m²

0349014041/0326906100
Manao livraison ,mandefa manerana ny faritany.
Midira mp malaky ary sao lany ihany😊

Ity ndray ary ny arrivage   12v met am (batery,,solaire,,sns..) vaovao be mety hanatsarana biby fiompy,,hoatsika mpiompy...
12/05/2026

Ity ndray ary ny arrivage 12v met am (batery,,solaire,,sns..) vaovao be mety hanatsarana biby fiompy,,hoatsika mpiompy s'y tantsaha de miezaka foana mitady vokatra tsara s'y tombony indrindra manoloan fihompiana,,manolotra ny tsara atrany izahay:
Prix:12v 35w,16000ar
:12v50w,18000ar
Douille:4000ar
Izahay dia manao livraison s'y mandefa am faritra manerana ny Madagascar
034 90 140 41 /032 69 061 00

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AWaRa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share